Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
lemenakely
(
15/03/2006 17:26)
itony kosa ny sexy boy e ha ha ha !!!
itony kosa efa mba misy sexyboy kosa e aiza dia ny jo foana no enjehina ha ha ha
asa izao izay hevitry ny anabaviny mahita an'io ny vazaha aloha tsy intéressé raha ny fijeriko azy izao:-D:-D
htt...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 06:05
tyfoly
(
15/03/2006 17:11)
tahotra
inona aloha ny mahatonga olona iray , rehef tia d ohatran'ny matahotra izany? matahotra ny tsy ho tiany v? sa manana complexe , v? matahotra ny tsy à la hauteur v? omeo hevitra ! ary ahoana ny atao m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 05:43
diamondra27
(
15/03/2006 16:31)
MANOMEZA
[b][color=blue]"Ce qui n'est pas donné c'est perdu!"[/color][/b]
Eo @ resaka fitiavana no lazaiko eto, raha mifankatia de tokony omena ze azo omena fa raha tsy 'zany de very fotsiny le izy.
...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 30/03/2006 11:11
diamondra27
(
15/03/2006 16:28)
MISTERY
ny ankamaroan'ny lhl de tiany kokoa ny vhv mistery noho ny vhv mora na koa hoe: milaza ny momba azy avy hatrany...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/04/2006 17:05
Fiffi
(
15/03/2006 16:13)
Tena gravy be !
Mailaka avy tany Dago ity voaraiko ity ka ataoko eto
Tena grave be e! vao nisy olona nitantara fa 6 par jour ny olona halevina ao @ fasana ao tamatave ao. I roland ratsiraka koa lasa nitsaoka any i...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 11:57
xxx
(
15/03/2006 15:40)
mbola azo atao hoe MAIZINA ny ho avin'ity tanàna ry zareo a
Hevitra moa tera-bary fa mba sendra nandalo teto @ cyber-café aho na mafy ady aza dia mbà manenjika ny fivoarana e tsy misy maharatsy an'izany angamba.
Mahita ny adi-hevitrareo ato aho dia mbà te ...
tohiny
novalian'i fijo ny 29/03/2006 20:21
kala
(
15/03/2006 15:11)
paradisa hoe
Vehivavy 5 tonga teo amin'ny vavahadin'ny paradisa
Masin-dahy Piera no nitondra ny resaka :
- iza talinareo reo no efa nanitsakitsaka ny vadiny teny ambonin'ny tany.
Nananga-tanana ny 4 bavy.
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 19:17
kala
(
15/03/2006 14:50)
belge ihany
Belge roalahy efa mamo be nefa mbola nisy ambiny iray ny tavoahangina whisky..
- Ndao aloha hatory fa radem ndray misotro an'io ê!
- an!an!an! tsy iarahana mizara io fa zao : zay mano nofy tsara in...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 20:56
xxx
(
15/03/2006 14:32)
SEXY GIRL OE OE! fa sexy girl
izao angamba no tonga @ ilay fitenenana hoe aza mitovy randrana tsy mitovy @ tena tsy ho lasa: naomi campbell na claudia schiffer mihintsy !!!ny tokontaninao tsy misy afatsy antaninarenina sy tsaralal...
tohiny
novalian'i fanaina ny 04/05/2006 12:52
kala
(
15/03/2006 14:32)
belge tany @ dezera
Nitsangatsangana tany @ dezera reto belga roalahy.
Ny iray mitondra varavarana fiarakodia iray.
Nanontany ilay belga iray :
- fa manin leitsy iny no entina aty iny varavarana vam iny â:?: ma...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 19:44
kala
(
15/03/2006 14:15)
gadra nitsoaka
Tao amin'ny fonja iray no niseho ny tantara : gadra malagasy sy belge no tao...
Nikaon-doha ny fomba hiporitsahana fa henjana be le we gadra.
Gasy : izao an! mahita tetika zà ny @ hitsoahantsika a...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 20:57
xxx
(
15/03/2006 14:06)
Tena tia ve zany sa !
Nisy sipa 1 zay nifanila trano tamiko ,tsy mbola niaraka zay t@zany ,d nifanerasera teny ,tsy nieritrerita ny hiaraka taminy mintsy za,zay no tao an-tsaiko ,tratra ihany za nony taty aoriana ,niaraka ...
tohiny
novalian'i little ny 06/04/2006 10:28
kala
(
15/03/2006 14:03)
Resa-belge
Mpanao baolina kitra belge 22 ndray no tao anaty voromby fa handeha hanao match any Afrika atsimo.
Vao nandeha tokony ho 20 mn, gaga ilay kômandà de bord fa mihetsiketsika be ny fiaramanidina.
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 17/03/2006 04:30
bilakarenjy
(
15/03/2006 14:02)
borosinifin'i zenaida
Tao amin'ny efitra fisasana no niseho ny tantaran'i zenaida sy ity belge iray .Nidonaka i zenaida nahita ny fiborisian'ilay belge ny nifiny .Inona ary no nahagaga an'i zenaida ?:?::?:...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 20:59
kala
(
15/03/2006 13:52)
pb na piloty
Efa samy tao anaty fiaramanidina daholo ny mpandeha, ny piloty sy ny ekipany..
Efa eny @'ny toerana voatokana hanaovana décollage ny fiaramanidina ary efa hiainga afaka fotoana fohy
Tampoka teo...
tohiny
novalian'i kala ny 28/03/2006 05:36
bilakarenjy
(
15/03/2006 13:47)
zenaida sy ny gisany ...
Avy nanao vacance tany @ bebeny tany ambanivohitra i zenaida no nanontaniako :
[u]Bilak[/u]:-nanao ahoana ny vacance ry zenaida ?
[u]Zenaida[/u]:-tena tsara ry bilak fa lazaiko anao,fa i bebenay de ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 21:01
kala
(
15/03/2006 13:37)
aza .... @ zvt tsy hay hoa
Jôba kely iray miresaka an-taroby any @ foiben'ny fifandraisan-davitra
Jôba : manao ahoana tompoko! tena manana pb zà momba ny portable-ko
Teknisiana : manahoana enao de inona no pb nao?
...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:13
ari.malala
(
15/03/2006 12:09)
fety be
Feno teloplo taona hono ny mariazin'izy mivady zany d ozy le ramatoa, ndao ranga mba vonona le kisoa ao hanaovantsika fety rapitso fa feno telopolo taona rapitso anie ny fanambadiantsika e! d ozy le r...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:14
rafozanasket
(
15/03/2006 09:23)
Tantara marina tany aminay tany
Nisy sipa telo vavy ka té hanandrana ry zareo hoe mba manao ve reny mopera ireny, ka dia lasa ry zareo nakany aminy mopera:
3 vavy: tara fiara zay mopéra fa mba hatory ao aminao
Mompera: tsy manin...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:15
Bhiou
(
15/03/2006 09:00)
fitiavana = Fahoriana (Valio
Mahagaga ary mbola tena mahagaga fa rehefa ny olona iray no tena tiana dia mampahory nefa mifanohitra amizay ny olona rehefa tsy heritreretina mampiseo fitiavana be miredareda, ianao nefa mbola tia il...
tohiny
novalian'i andry08 ny 31/03/2006 19:00
