Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Bhiou
(
15/03/2006 08:55)
Ahoana no ilazana fa tena tia?
Voaporofon'ny teny sy oroka sns ve izany fitiavana izany? Tsia amiko manokana tsotra ny hevitro tena tia ny olona iray raha toa ka mahavita memetraka ny fiainany ho eo ambanin'ny mason'ny olo-tiany. T...
tohiny
novalian'i little ny 06/04/2006 10:32
Bhiou
(
15/03/2006 08:52)
Ahoana no ilazana fa tena tia?
Voaporofon'ny teny sy oroka sns ve izany fitiavana izany? Tsia amiko manokana tsotra ny hevitro tena tia ny olona iray raha toa ka mahavita memetraka ny fiainany ho eo ambanin'ny mason'ny olo-tiany. T...
tohiny
novalian'i Veloo ny 28/03/2006 02:59
maintsokely
(
15/03/2006 07:10)
sao dia mba misy mahalala
Hono ho aho ry zareo
sao dia mba misy mahalala ianareo mikasika ny fret maritime makany madagasikara ?
Mikasa ny handefa milina vitsivitsy any mantsy aho dia tiako ho fantatra hoe inona ny transit m...
tohiny
novalian'i jamala ny 26/04/2006 12:39
dadabe
(
15/03/2006 05:05)
fiarahamonina serasera
miarahaba antsika rehetra e!
Mino aho fa ato no tokony hametrahako ity .nahatsikaritra aho r'izareo fa tatoato izay dia sahala @ tsy misy namana tsy mahafantatra tsara ny tena fiarahamonina eto @ s...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 15/05/2006 07:17
labomba
(
15/03/2006 00:41)
Blagues-ko (2)
[quote]Lohateny : Belge roalahy tany foulpointe.
Sambany vao nahita ranomasina hono izy 'reto belge roalahy dia mba samy nameno tavoahangy tsirairay avy mba hatao souvenir, sady marre haute koa tamin...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:19
Fiffi
(
14/03/2006 19:51)
Ry Tanindrazanay malala ô !
tena tsy hitako ry zareo fa be loatra ny halahelo raha mahita an'izao zavatra rehetra mitranga any @ tanindrazantsika izao , ao ny haretina isan-karazany , ny dengue ,ny lèpre , ny chikungunya , ny v...
tohiny
novalian'i marozevo ny 10/05/2006 19:35
zandrikely
(
14/03/2006 19:13)
fiara latsakin'ny annee 1997 mitovy daholo ny dou
asa , tsara ilay hevitra fa hitako tao @ gazety fa ra fiara latsakin'ny annee 97 no alefa any mada dia toa lafo hono ny famoahana azy ao @ douanes , fa ra mihoatra ...
tohiny
novalian'i ox ny 19/09/2006 14:02
Herimiafina
(
14/03/2006 19:06)
Malahelo koa aho izany.
Tena te hahita trano mitafo bozaka izaho, te handia tany mena, tanimbary. Ela aho izay tsy nahita sarety, ela aho izay tsy nahita olona tsy mikiraro miaina akaikin'ny tany, ny natiora.:snif::snif:
El...
tohiny
novalian'i fanaina ny 04/05/2006 13:04
Herimiafina
(
14/03/2006 18:23)
Orchidée noire.
Tena misy ve izy io e? Maro mantsy ny olona avy any amin'iny faritr'i Moramanga iny no henoko milaza azy io. Raha tena misy de tena maintimainty marina ve?...
tohiny
novalian'i ratahx ny 17/05/2006 11:28
hery
(
14/03/2006 18:18)
Sary eto amin'ny namana sy ny blaogy.com
Manomboka izao dia azonao alefa hitranga any amin'ny blaoginao ao amin'ny blaogy.com ny sarinao eto amin'ny namana.
Tsy maintsy efa nanokatra blaogy ianao vao mety.
Jereo ao amin'ny sarinao fa misy ...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 16/03/2006 08:58
kala
(
14/03/2006 17:14)
de in no hevitra farany
tany anaty fiaramanidina ndray ity ê!
"Tompokolahy sy tompokovavy, ny kômandà S no miteny aminareo.Amin'ny anaran'ny ekipa rehetra no iarahabako anareo rehetra tonga soa ato amin'ity fiaramanidi...
tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:27
nolalaina
(
14/03/2006 17:02)
Tin-Tan 3 (Fin)
:b :b :b :b :b :b :b :b :b...
tohiny
novalian'i Veloo ny 24/03/2006 20:55
kala
(
14/03/2006 17:01)
ity lainga ity ê!
Efa hita ve aloha ê! tsy olana fa averina indray.
Indray alahady Mompera niteny tao @ leglizy :
@ alahady heriny anio dia hanao lahateny momba ny lainga isika. fa alohan'izany dia mangataka anare...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:21
kala
(
14/03/2006 16:54)
fanasana
Tao amin'ny tranon'ny Pasitera no niseho ny tantara. izany hoe ry Pasitera mihitsy no nanasa olona betsaka hisakafo atoandro indray alahady.
tsy afaka nilalao i Bary (azafady raha misy ps na anaran...
tohiny
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:21
rafozanasket
(
14/03/2006 16:39)
Iray njé!!
Niaraka ny president Bush, Chirac, Ravalomanana, ka niresaka:
Bush: zay lety ny favy indrindra eto aminy planeta a! anay ny tanàna, efa noravainay sy nozerainay ny baomba zao Iraka!
Chirac sy R...
tohiny
novalian'i Veloo ny 15/03/2006 16:31
rafozanasket
(
14/03/2006 16:28)
ketrika mora kely
Misy paoma 8 dé misy maivana ny iray aminireo, dé ianao tsy afaka mandanjà mihoatrany indroa amina balance. Dé ahoana ary no afataranao hoe ity na iry lé paoma maivana?:!:/:/...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:32
moumouche
(
14/03/2006 15:36)
Tsy matotra ve sa?
Mba inona kay ny hevitrareo @ olona tsy mety mahatazona relation mba elaela fa maita zavatra kianina any @iray refa tafiaraka elaelakely, na mba miezaka ny hitia olona d omena chance izy nefa tsy maha...
tohiny
novalian'i fasaly ny 15/03/2006 13:59
ambivotra
(
14/03/2006 13:10)
toaka fahavaloko
mba mila ny horonam-peon'iny hira iny aho ka sao mba misy toerana mety ahazoana azy eto Paris alohan'ny anafarako any Dago....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/03/2006 05:25
rapala
(
14/03/2006 08:50)
akamantatra
Nisy taxi-brousse nitondra entana be dia be teo ambonin'ny tafo ( vilia 1 boite, vera 1 bte, sotro etc.), tao koa ny kidoro, kisoa, akoho, valizy etc..
Nandeha mafy ilay chauffeur, ka lasa tany an-t...
tohiny
novalian'i Veloo ny 22/03/2006 21:02
Fiffi
(
14/03/2006 08:27)
Hilalao kely indray isika ary......
Izao indray ary: andao hoe mba lazaintsika tsirairay avy ny dikan'ny "ps" n'tsika . Ohatra zao hoe i pissoa= nety hoe piso kely izy :) na i diamondra=nety hoe nahazo diamondra ngeza be izy dia io no n...
tohiny
novalian'i zoklbfkfk ny 23/03/2006 11:52
