Blagues-ko (2)

1. labomba ( 15/03/2006 00:41)
Lohateny : Belge roalahy tany foulpointe.
Sambany vao nahita ranomasina hono izy 'reto belge roalahy dia mba samy nameno tavoahangy tsirairay avy mba hatao souvenir, sady marre haute koa tamin'izay.
Niverina izy roalahy ny tolakandro, lasa marée basse.
Hoy ilay iraika lahy:
- Oudry! ary tsy tsika roa lahy rery no naka rano teto an!


Lohateny: Verification clignotants.
Mba te hiverifié hono izany ilay belge iray raha mandeha tsara ny clignotant ao aorinan'ny tômôbil-ny.
Nirahiny ny vadiny nandeha nijery, ka nalefany ilay clignotant.
- Mandeha ve?
- Oui! Non! Oui! Non! Oui! Non! Oui! Non!
novalian'i Veloo ny 16/03/2006 20:19
2. Veloo ( 15/03/2006 00:47)
=))=))=))=)) tsy ratsy iny kle
3. sasa ( 15/03/2006 03:38)
=))=))=))=))=))=))
4. Fiffi ( 15/03/2006 05:11)
:-D:-D:-D:-D mba mafy koa ny manjoa an'iereny belge ireny an! :-D:-D:-D
5. kala ( 15/03/2006 05:11)
=))=))=))=))=))=)) voa foana hoa ny belge
6. Fiffi ( 15/03/2006 05:13)
:-D:-D:-D:-D raha tsy frity de inona koa ? :-D:-D
7. mamzelkely ( 15/03/2006 05:35)
:-D:-D
8. ari.malala ( 15/03/2006 06:56)
:-D:-D:-D
9. majakely ( 15/03/2006 07:07)
tsss..matinareo ny belge ,,,,:lol:
10. onjah ( 15/03/2006 14:22)
=))=))=))
11. watafon ( 15/03/2006 16:04)
:-D:-D
12. Veloo ( 15/03/2006 16:26)
:-D:-D:-D:-D
13. sasa ( 16/03/2006 04:15)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
14. Veloo ( 16/03/2006 20:19)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0642