akamantatra
1. rapala
(
14/03/2006 08:50)
Nisy taxi-brousse nitondra entana be dia be teo ambonin'ny tafo ( vilia 1 boite, vera 1 bte, sotro etc.), tao koa ny kidoro, kisoa, akoho, valizy etc..
Nandeha mafy ilay chauffeur, ka lasa tany an-tatatra ilay fiara DIA nianjera,
Ity no fanontaniana, INONA NO NODOBOKA VOALOHANY?

novalian'i Veloo ny 22/03/2006 21:02
4. diamondra27
(
14/03/2006 09:45)
toa raha accidenté mety tsy mitempo ny fo fa arrêt aza koa.Asa anefa...
6. rapala
(
14/03/2006 10:53)
Toa vetivety dia hitanareo rangá ny valiny ry Fiffi a!:(:(
:(:(:(:(:roll::roll::roll:
:(:(:(:(:roll::roll::roll:
9. rapala
(
14/03/2006 12:57)
Tsy akamantatra indray ity fa hatsikana, ary dia miala tsiny amin'izay mpivavaka be aloha a!
Nisy tovovaky kely izay nananika hazo teo akain'ny fiangonana. Tia mianika hazo izy ity (hitanareo ihany moa ny nakizy fahiny - t@ fotoana tsy fisiany tele na PS).
Nandalo ary i mopera, dia natsoin'ilay zaza:
-mopera o, hitanao ve 'zaho?
Nijera niakatra ary i ramopera, dia hoy izy hoe:
-zanako, midina malaky...tsy mety ny ataonao.
Dia nidina ary ilay zaza ary nanontany any ramopera ny antony satria mpiakatra hazo izy io.
-Indro misy vola, mandêianao mividy kilaoty fa tsy mety miakatra hazo tsy manao kilaoty.:oops::oops:
Tonga tany an-trano ilay zaza, dia notatarainy tamin'ny reniny ny zava niseho. Ny ampitsoniny, dia mba lasa niakaTtra ilay hazo koa ny reniny. Nandalo ramopera dia nantsoin'ilay ramatoa:
-mopera o! hitanao ve izaho aty ambony be aty?:D:D
-Nijery ambony ilay mopera ary saika kofona:evil::x :x
-midina malaky ianao tompoko fa tsy tsara ho anao ny mananika hazo.
Nidina ilay ramatoa falifaly ery hoe ahazo vola.
Natsofok'ilay mopera tany am-paosiny ny tanany ohatra ireny haka vola ireny. Faly ery ramatoa, :)kanjo inona hoy ianareo no nomeny mopera azy? RAZOARA:-D:-D:-D

19. kala
(
15/03/2006 07:51)
veloo > aza masiaka akia fa zà koa zao handeha hamoaka hatsikana efa nandeha :b