Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
madagasikara
(
16/03/2006 18:42)
Na hatreto ve...
Manao ahoana daholo,
Na hatreto amin'ny internet avy ve dia miavona isika gasy aty france. Mampalahelo ihany!
Gaga aho satria henoko fa tsara ity site ity ary tsy nisalasala intsony ny hiditra ho mp...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 06:41
xxx
(
16/03/2006 16:27)
MBA TSY METY KOSA NY ATAOND-RA8 E
Raha amiko manokana dia tsy mety ny ataon'ny mpitondra ankehitriny nandroaka toy ny aliaka sy nikapoka ireo mahantra noho ny fandalovan'i KOFFI ANNAN ao ANTANANARIVO,afaka @ fikapohana ve ny fahantrà...
tohiny
novalian'i lee ny 25/04/2006 16:51
pissoa
(
16/03/2006 15:22)
Dinika sa Tononkalo?
[b]Resadresaka ambany tononkalo[/b] :) izay angamba no azoko hilazana azy! Sa ve izao ilay nantsoina taloha hoe "Vaky sôva" ... (tsy haiko ny manoratra azy)
http://serasera.org/vetso/index.php?rub=...
tohiny
novalian'i raozigasy ny 24/04/2006 23:04
xxx
(
16/03/2006 13:52)
webcam
nisy fotoana za sy ny sipako nifananihany rehefa miresaka @ msn we aiza ny web anaovana streept , d za koa nampiseho we sahy b zany ary noheveriko tsy ho sahy izy ,d niteny izy androany we mividiana...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/04/2006 09:44
jentilisa
(
16/03/2006 13:13)
inona hono ny lazainy?
Nandeha fiarakodia ireto mpivady ka ramatoa somary marenindrenina no nitondra ny fiara. Najanon'ny polisy nitondra môtô ny fiaran-dry zareo:
_ nanitsaka tsipika mitohy ny fiaranareo ka mandika ny l...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:28
mamzelkely
(
16/03/2006 12:22)
efa nahita ve..
niresaka ireto mpinamana 2 vavy:
-vavy n°1: njy ve efa nahitan tarehan vadinjy tam njy nanao????(faire l'amour) :-D
-vavy n°2: ie efa nahita mits za izy avy eny ambaravarakely fa ts faly izy a...
tohiny
novalian'i Veloo ny 21/03/2006 21:28
nolalaina
(
16/03/2006 12:05)
Après l'amour
La brune - éh !! dis, tu fumes après l'amour??
La blonde - chais pas!! g jamais regardé!!
:-P :@...
tohiny
novalian'i mazoto ny 31/03/2006 11:51
xxx
(
16/03/2006 11:52)
ny aza marary aty dago ka tsy manambola!
Izay marary andrianina !toa lasa fiteny sisa ..nahalàsa saina ahy ny nahita ny fomba fitsaboana ao @ hopitalim-bahoaka iray eto ANTANANARIVO .raha ho any @ salle payante aloha dia omany ny 45 000fmg ...
tohiny
novalian'i methode ny 13/05/2006 10:08
hery
(
16/03/2006 08:32)
Blagy ao amin'ny blaogy
Hitako fa misy namana mavitrika mametraka blagy ao amin'ny blaogy.com koa raha mahaliana anao dia azonao jerena ao amin'ny adiresy [url]http://blagy.blaogy.com[/url]...
tohiny
novalian'i Veloo ny 19/03/2006 03:41
jentilisa
(
16/03/2006 07:53)
ny artista gasy sy ny clip any ivelany!
Misy maromaro ry zareo ankehitriny ny manao clip any an-dafy any. Saiky ny artista misy lazany rehetra moa dia mifandrombaka ny any Frantsa avokoa. Izao taorian'i Poopy, dia iny koa i Njakatiana fa na...
tohiny
novalian'i tia ny 11/04/2006 16:05
jentilisa
(
16/03/2006 07:48)
Raha te-hahita ny mahafinaritra sy mampihomehy!
Maro ny nampihomehy fa sao adino.Nojereko ny maro tamin'ny gazety fa tahaka ny tsy ampy loatra ny fitantarana ny nahafinaritra rehetra tamin'ity andro iray teto Madagasikara ity. Asa noho izy ireo nan...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 16/03/2006 12:23
ravatorano
(
16/03/2006 07:08)
valikafatra avy amin ny tananan 4ntananarivo renivohitra
momba ilay fanehoan ilay televiziona frantsay anakiray izay an 'Antananarivo
Ben'ny tanànan'Antananarivo
Tsy hitanondrika amin'ny fanakianana
Manoloana ny tsikera ataon'ny hafa mom...
tohiny
novalian'i Vaika ny 18/03/2006 09:34
ravatorano
(
16/03/2006 06:51)
Fihaonana namana serasera dago : fambolen kazo 2006
Raikitra izany fa dia hisy fambole kazo ho tontosaitsika nbamana serasera ato amin ny 09 avril 2006 ho avy izao.Ny toerana dia eny Andranovelona , toerana iray manakaiky an ilay tendrombohitra malaza ...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/05/2006 20:41
Fiffi
(
16/03/2006 06:27)
KOFI ANNAN.
KOFI ANNAN. Attendue depuis des années, la visite du Secrétaire Général de l’ONU en terre malgache a commencé hier.
Kofi Annan avait fait le voyage Johannesburg-Antananarivo à bord du « Forc...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/03/2006 20:10
caprio
(
16/03/2006 05:51)
rugby malgache
Dia mbola mamerina ny fanentanana antsika mpilalao rugby ao cachan indray zany mba ho tonga isaky ny alahady @10h30 de manentana antsika koa izay te andray anjara @izany fa hisy ny fampianarana ho ant...
tohiny
novalian'i Roch ny 06/05/2006 05:44
sousou
(
16/03/2006 05:00)
FITADIAVANA FIDIRAM-BOLA HAFA
Iarahatsika mahalala amin'izao ny FAHASAROTAN4NY FIAINANA. Maro ny olona no miezaka manao asa hafa anampiana ny ao antrano.
Ny tiako hahatongavana dia ny mba izarana na hanomezana toro-hevitra amin'i...
tohiny
novalian'i mino ny 10/04/2006 06:57
figim
(
16/03/2006 04:48)
Zavatra tsy azo inoana
Heritaona amin'ny 24/03 no nisy ilay fanenjehana an-dry Mahandry. Nisy tovolahy kely maty tamin'iny, voatifitra tao anaty fiara niaraka tamin'ny RR. Tsy mbola fantatra ny tohiny h@izao. Raha mahaliana...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/05/2006 06:00
lemenakely
(
15/03/2006 20:07)
ito i sexyboy e
http://www.madanight.com/madanight-photo-28353.htm
tokony hisokatra @ izay kosa e tsy izaho kosa aloha io ry fasaly a....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/03/2006 10:26
xxx
(
15/03/2006 17:58)
aza dia manonofy loatra re ry malagasy o
aza dia manonofy loatra re ry gasy mpiray tanindrazana mafy ady o..fahanana ronono an-tavy dia mino. Ao @ TIKO ankoatra ny encadrement dia tena ratsy karàma ny mpiàsa ao...koa maika ve fa ianareo a...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2006 21:13
bigup
(
15/03/2006 17:51)
E azafady e, mba ampio moa za e
Zao e,
Raha misy mahay miteny japonais moa ianareo dia mba ampio aho fa tena te hahay mafy io teny io aho nefa tsy hitako izay hatao e, tena ilaiko amin ny fiaanarako sy ny fiainako ny fahaizako io t...
tohiny
novalian'i onjah ny 28/03/2006 12:07
