Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ravatorano
(
21/03/2006 06:49)
Nifampiresaka izany ny mpitondra sy ny mpanohitra
Pasteur Andriamanjato à Ambohitsorohitra
Le dialogue entre l'opposition et le régime est enclenché
Dialogue entre Ravalomanana et Andriamanjato. C'est chose rare que ces deux personnalités...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 05:28
akamatiana
(
21/03/2006 04:03)
Mombamomba ao am blaogy
zah waa mameno ilay momba ny mpikambana ao am blaogy fa tsy mety mitsyy euuh! ozy fona l izy wee [b]Mombamomba ny mpikambana
Erreur en mettant à jour les paramètres Membre. Vérifiez les donnée...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 22/03/2006 07:51
dadabe
(
21/03/2006 03:57)
raha azoko de ataoko an'izao!
hehehe tairo aza e, iza no mafy be fa raha azoko de....:{:{[img]http://www.tnawrestling.com/detroitpics/large/05.jpg[/img]...
tohiny
novalian'i kala ny 07/04/2006 15:30
zandikely
(
21/03/2006 01:41)
Hay ve tahaka io ny ataony Frantsay rehefa manao fihetsehana
Marina fa manana zo heneho ny heviny, ny tsy hafaliany sy ny tsy fankahasitrahany ny politika aminy fireneny ny tsirairay. Somary gaga ihany raha mahita ireo tanora frantsay manao fihetsehana,ny fomb...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2006 10:23
atmos
(
20/03/2006 19:33)
Hira Betsileo
Sao dia mba misy manana ny mp3 an'ilay hira manao hoe ... Hitety vohitsa aia le ko manina, Toklakandra tsa magnila hoa, sns... tsy ananako ny titre fa hira mifangaro ilay izy io (medley) misaotra mial...
tohiny
novalian'i rurik ny 31/03/2006 14:02
gasypantin
(
20/03/2006 18:51)
BASIC INSTINCT 2 nivoaka àry efa mandeha @ salle
nivoaka ny BASIC INSTINCT 2 efa mandeha @ salle maromaro eto PARIS ! mbola tsy nahita aloha ny tenanay fa tsy misy fotoana ,je pense aloha fa ny 1 no tsara kokoa e,bof on verra...
tohiny
novalian'i FABIOJAX ny 18/04/2006 17:45
Herimiafina
(
20/03/2006 18:16)
Mbola belge foana!
Nisy belge iray hono nipetraka tao Frantsa, dia niditra fivarotana iray, dia nanontany siramamy miaraka amin'ilay accent belge!
B: misy siramamy "une fois" ve ato e?
de hoy ilay mpivarotra frantsa...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:41
sheran555
(
20/03/2006 13:23)
Marina ve ireny filazana @ Internet oe nahazo loka izao euro
Salut daholo,
Ity misy zava-misy iray mba ilaina fanampiana : nahazo e-mail izahay fa oe nahazo loka 150000 euros t@ loto, natao tirage au sort. Asainy mandoa vola indray anefa ianao hoe taxe, angaha...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/04/2006 19:23
xxx
(
20/03/2006 11:31)
saint valentin
zay aho letsy vao manonatany antsika lehilahy: ahoana letsy ny fankalazana ny saint valentin: ? de ahona ary raha tsy asiana zany e? farany, de tena nankafy ery zao ialahy mamaky io teo ambonin'ny vad...
tohiny
novalian'i fasaly ny 22/03/2006 13:06
zoklbfkfk
(
20/03/2006 11:27)
mandrava fitiavana ve ny finoana
salama daholo ve nareo?
sambasamba aloha zah manoratra nefa ataoko fa mba afaka milaza izay tena tiako hambara ihany ny tenako.
Raha misy olona roa mifankatia. amin'ny fotoana ifankahitany aloha tsy...
tohiny
novalian'i kd ny 08/04/2006 09:49
rapala
(
20/03/2006 11:09)
tasy mainty
henoke fa hoe ny mahatonga ilay tasy mainty amin'ny tarehintsika dia noho ilay masoandro, tamintsika mbola kely tsy mba niaro @ masoandro. Nefa ahoana any afrika koa ange mipoka foana ny masoandro, a...
tohiny
novalian'i rapala ny 24/04/2006 08:29
ainaheri
(
20/03/2006 08:58)
mbola i Kofi Annan ihany
Miresaka an'io nareo fa tsy haiko na za no tara na tsy naharaka fa ny infos aty ivelany to tsy miresaka ny dian'i Kofi tany amintsika ee??
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 07:04
Fiffi
(
20/03/2006 07:30)
Nandalo izy ka nahita !
Naharitra efatra andro ny fitsidihana nataon’ny sekretera jeneralin’ny Firenana mikambana, Kofi Annan, mivady teto amintsika. Nandalo izy ireo, hoy izahay, ka dia nahita, saingy nahita tapany ihan...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/03/2006 07:06
mino
(
20/03/2006 06:49)
mpiara-monina mpindram-bola
maro karazana ny olona mpiara-monina amintsika.
Ohatra raha resaka findramam-bola:
- misy ny olona , na manana izy na tsy manana dia fomba fanaony ny mindram-bola, matetika izy ireo mamerina ihany.
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/04/2006 11:49
dadabe
(
20/03/2006 05:54)
fika fika e!!!...
lazao hoe izay karazana [b]FIKA[/b] fantatrao ??
aleo zah no hanomboka azy
tsy misy azo ialana = tsy misy [b]FIKA[/b]
tohizo.......
tohiny
novalian'i kala ny 07/04/2006 06:16
watafon
(
20/03/2006 05:39)
d mbola belge fôna !!!
Tao am-pivarotana Frantsay iray no mitranga ny tantara, misy belge manadala zay tonga isan'andro:
- B: mba anaovy siramamy iray litatra :-D
- F: :evil:
ny ampitso indray:
- B: mba omeo kely menaka...
tohiny
novalian'i Veloo ny 30/03/2006 21:25
xxx
(
20/03/2006 02:17)
ho aiza ianao amin'ny 2007
Fakafakao amin'ny saina tsy miangatra, dia diniho dieny izao ny toerana tokony aleha amin'ny 2007, raha misy azo itsoahana korontana.
- raha voafidy ravalo: tsy hanaiky tsotra izao ny mpanohitra fa...
tohiny
novalian'i fijo ny 30/03/2006 21:17
rasera
(
19/03/2006 21:19)
exportation divx
Sao mba misy manana hevitra nahomby @ fanondranana video divx. Manana pinnacle studio 8 aho, afaka hanaovana montage video source analogique, nefa hiaraha-mahalala ny maha antonony ny sary ka noheveri...
tohiny
novalian'i ds ny 21/03/2006 10:51
xxx
(
19/03/2006 18:40)
misy mahatsara azy ihany ny sipa manao mini jupe a
misy mahatsara azy mihintsy ny sipa manao mini jupe !
indrindra raha toy izao ry zalahy sa ahoana ?
http://www.minijupes.free.fr/images.php3?img=photos/031.jpg...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/03/2006 21:40
xxx
(
19/03/2006 15:26)
masturbation
Misy voka-dratsiny ve ny masturbation any aoriana rehefa lehibe ny tena?
Misy olona maniry ny hiala fa tsy afaka hono. sao mba azonareo ampiana @ alalan'ny toro-hevitra na fanafody na inona na inona ...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/09/2006 04:57
