ho aiza ianao amin'ny 2007
1. xxx
(
20/03/2006 02:17)
Fakafakao amin'ny saina tsy miangatra, dia diniho dieny izao ny toerana tokony aleha amin'ny 2007, raha misy azo itsoahana korontana.
- raha voafidy ravalo: tsy hanaiky tsotra izao ny mpanohitra fa hamerina ny tantara tamin'ny 2002. zarany aza misy fifidianana anararaotana. ravalo rahateo koa tsy azo lavina fa nanao fahadisoana maro, nampihena ny fitiavan'ny olona azy.
- raha ny "fahavalon-dravalo" no voafidy: tsy hanaiky ravalo, indrindra fa izy no filoha am-perin'asa sy tompon'ny fahefana.
- raha tsy mirotsaka ravalo fa olon-kafa no ataony kandida sy voafidy: mety hilamindamin-dratsy, saingy azo heverina ve fa tsy hirotsaka ravalo? tsia
- candidat unique no tohanan'ny TIM sy ny mpanohitra: tranga tsy hiseho mandrakizay.
:arrow:avoty ny tenanao, avoty ny mpiray tanindrazana, tadiavo ny vahaolana fa rehefa tsy misy dia andosiro ny korontana

novalian'i fijo ny 30/03/2006 21:17
2. Lejim
(
20/03/2006 03:10)
Aza mirary zavatra ratsy otran'izany ho an'ny tanindrazana. Minoa fotsiny ihany! Sady ataonao fa sambatra moa ireo Gasy tsy any antanindrazana ireo!
Tsy hisy korontana izany eo, ny mivavaka amin'Atra koa tsaratsaran'izany mitady toerana hilefana izany! :-@
Tsy hisy korontana izany eo, ny mivavaka amin'Atra koa tsaratsaran'izany mitady toerana hilefana izany! :-@
4. Fiffi
(
20/03/2006 05:33)
O! ry tsy sahy miseho masoandro ahhh !!!! mivoaha aloha tao dia miresaka tsara isika dia mandalindalina ny zavatra. Hoy Jesoa "homme de peu de foi" tsy mahagaga mihintsy io . Hasio finoana , mandehana mivavaka mangataka an'Andriamanitra mba tsy hisian'ny izany zavatra heritreretinao hitranga izany! Izao ve no mba hataonao ao an-tsainao ao ? mandehana mivavaka ary mangataha an'Andriamanitra mba ho feno fahendrena ny tsirairay. Hivavaka ho anao aho mba hialan'izao fiheritreretanao ratsy ho an'ny tanindrazana izao.
avoty ny tenanao, avoty ny mpiray tanindrazana,ny tenanao aloha havotana voalohany am-pivavahana.
7. pitchou
(
20/03/2006 10:25)
zà klou tsy hande hanao X(puissance3) otran'le nametraka fantanina e! mahamenatra zany kou! sady ireny mora voan'ny SIDA! zà aleoko manjono d mihinana masikita!
8. avolenta
(
20/03/2006 15:11)
Ny ahy aloha ra mbola i ravalo no milatsaka ben'ny tanàna de izy foana ny ahy.io no tena hainy io ary tena hita mivaingana ny fandrosona sy ny fahadiovana. Fa raha mbola hilatsaka prezida repoblika i ravalo de to hisalasala ihany satri to lozana mikarenjy eraky zao totolo zao mitady lalam barotra ho an'ny orinasany fotsiny izy ko. Sady amzay manararotra ny voyazy gratos mpanjakana.
Raha tsy hoe i zafy sy ratsiraka anga no hilahatra aminy de zay za vo hifidy azy ndray.Fa ra misy olo kafa de aleoko lé olokafa.
Raha tsy hoe i zafy sy ratsiraka anga no hilahatra aminy de zay za vo hifidy azy ndray.Fa ra misy olo kafa de aleoko lé olokafa.
10. avolenta
(
20/03/2006 17:20)
pitchou> ndrema zany tsy manam bola ho an zany fifidianana zany tsony, zany hoe tsy hilatsaka tsony izy zany. Ze manam bola iany nge no mahasahy milatsaka eo é. Satri tsy maintsy mizara vola iany ko ny propagandy ho an'lé tambanivohitra kely mora vidina, sitrany hahay ho hanina.Zavatra ny isan'ny miliara lanin dravalo tam propagandy teo no naha lany azy tampoka iny.publicité isaky ny ray minitra am télé ,tapaka fona ny film a,, ny kara pifidianana taratasy malamalama tsara mapte hitondra mody atao postera sady a koulera tsara a,,T shirt aman tapitrisany zaraina fotsiny,, elikoptera tsy mitsitsy gazoaly ,,sns sns ,sns.....
Ze maha vita mihotra an'io de mihaiky a, Ary to mbola ho lany iany lé zalahy io ra zany ko
Ze maha vita mihotra an'io de mihaiky a, Ary to mbola ho lany iany lé zalahy io ra zany ko
11. Veloo
(
20/03/2006 21:04)
eeeeeeeeee aza mieritreritra an'izany e... mifalia @ zao fotoana zao aloha, demain s'inquietera de lui-meme.
13. Stone
(
21/03/2006 01:46)
Ra8 dia mbola holany, ary ny vahoaka dia tsy hihetsika tsy akory, indrindra fa ny eto Tanà. Tanà ihany mantsy ny barometre. Ny antony dia tsotra, satria tsy credible ny opposition, sady tsy manana leader charismatique intsony. I Ndrema ohatra dia efa tsy izy intsony, efa resy izy tetsy Ambohimanarina tanindrazany. Izay aloha @izao fotoana izao ny fisainan'ny olona. Fantany ihany koa fa raha misy crise indray dia vao maika henjana be ny raharaha, mbola tsy vonona hidina eny andalambe ny olona @ 2007!
Ny hoe mety holany ve i Herizo sa i Rolland, ilay voalohany dia manao discour négatif loatra ka tsy ahasintona olona, ilay faharoa indray dia Toamasina ihany no mety hoazony, tsy ampy charisme izy aloha izao.

14. avolenta
(
21/03/2006 13:47)
Raha milatsaka kosa i herizo de aleo kosa mba iny no fidina é. Iny anie mba hita hoe misy programa maty paika am fitindrana sady misy hevitra tohanana maro de maro é.Fa ny an'i ravalo ange de fitondrana entina am ati doha fotsiny tsisy fandinihana, tsisy famakafakana fa tonga de didy jadona fotsiny é. Tonga de hoe tsy mandoa ladoany tsony zao!!!! tsy mba manontany na manapahaizana aloha hoe mety am firenetsika ve zany sa tsi? De mahazo mividy tany ndray hono ny vazà zao de zao!!!!! aiza ko misy firenena entina am eritreritra ambony tamboho otrzany!!
Tsy haiko aloha aminreo fa amiko lé izy de tsy mety é. De avy eo ndray de hanakarena daholo ze mahantré....
Aiza akory , za zao mbola mahantra atram zao . Ho hita eo iany mo ny pilatsaka de mba diniho tsara ze fidina.

15. pitchou
(
21/03/2006 16:51)
d herizo ve zany eritreretinao we hampanankarena tampoka anao? ny afokasoka vokarin'i lery aza na tsy mirehitra na mandoro ze tsy tokony ho dorana ... tsy aleo indray patrick papmad? iny ahay mba mahay manao noeud papillon!
18. xxx
(
21/03/2006 21:47)
avolenta:i madagasikara :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Fa ny an'i ravalo ange ... tsy mba manontany na manapahaizana aloha hoe mety am firenetsika ve zany sa tsi? aiza ko misy firenena entina am eritreritra ambony tamboho otrzany!!
19. Stone
(
21/03/2006 23:49)
Ka iza ary no tena ahavita azy e?
I R8 aloha dia olona exceptionnel amiko e.
Jereo fotsiny ny zava-bitany : Empire Tiko etc.
Gasy kely iza no ahavita an'izany zavatra izany , ex-nihilo?
Raha tsy nahay izy tsy voaongana mihitsy akory i Deba izay miaramila nanao ecole de guerre!
Manan'andro zalahy io hoy ilay hira.

20. Fiffi
(
22/03/2006 05:11)
Raha ny hevitro aloha dia tsotsa hiany :betsaka ireo zava-bitan'i Ra8 , eny na dia tsy arakin'ny fiandrasan'ny maro aza nefa na izany aza raha tena mandinika sy mijery isika , firy taona no nitondran'i ratsiraka , inona marina no tena mba zavatra vitany tao ? Tokony jerena koa fa tsy mora anie ny manarina rehefa nalentikin'ny sasany eh! vao firy taona fotsiny i Ra8 no tao , efa hita fa nisy ny fandrosoana , tokony heritreretin'ny rehetra fa tsy ao anatin'ny 5 taona akory dia ho tafatsangana avokoa izay noravana fa angaha izy ity ohatran'ny hoe simba io ka aingana hatsangano ? mila fotoana io .