ho aiza ianao amin'ny 2007
21. avolenta
(
22/03/2006 13:38)
pitchou:
d herizo ve zany eritreretinao we hampanankarena tampoka anao? ny afokasoka vokarin'i lery aza na tsy mirehitra na mandoro ze tsy tokony ho dorana ... tsy aleo indray patrick papmad? iny ahay mba mahay manao noeud papillon!
Tsy hoe i herizo no eritreretiko haha vita, fa na i papmad mpanao noeud ko zao mety ho tsara ko, fa lé pilatsaka nge mbola tsy hay de io aloha no itako mba tsara raha ohatra ka oharina am zafy sy ratsiraka sy (ravalo) raha mbola hilatsaka izy.Tsy de hoe tsy tia an drvalo a fa mb jerena ko ny hafa fa efa hita alo ny nataony zao
22. yehel
(
22/03/2006 14:01)
omeo 2nd mandat izy aloha fa misy ny mitsangana saingy ny isan'andro kosa aloha dia manahirana.4 taona ve izy nahavitan'zao ,tsy aleo ve tenter-na ihany aloha???Tena sarotra ny la vie eto dago @ zao mais j'imagine mal raha hiova fitondrana tampoka:oops: eo;misy positifs betsaka aloha hitako fa mbola maro dia maro ny ezaka(vidim-piainana ndrindra)
Fa heverinareo ve fa sôvalyn'ny pmu koa lé mpanao pôlitik é??? tadidio fa zay revin'ny firenena matanjaka ihany ny ho eo.Na ohatra aza ka tpklahy clnl ratsimandrava no mrty @ frantsay dia ho clôné-ndry zareo izy dia izy no ho filoha.

23. ronaldo09
(
22/03/2006 14:16)
Voalohany aloha ,tsy midika hoe mirary zavatra ratsy ho an'ny firenena ny mpanoratra an'itylohateny ity fa vinavina ny azy ary alao sary an-tsaina ange fa marina ny teniny e!Saingy ity hilefa kosa aloha no tsy masaka amiko satria inona moa no hilefana ,tadidio fa ny tamin'ny 2002 ange ka ny Milisy no be maty fatsy ny vahoaka madinika akory .Marina fa be ireo tsy manan-tsiny namoy ny ainy etsy an-daniny fa saingy zavatra tsy hiverina intsony ny toy ireny.
Raha todihina ny tantaram-pirenena dia izao:ny grevy t@ 1972 dia tsy mitvy tamin'ny 1991 ary ny 1991 tsy nitovy t@ 2002 marina aloha fa mihasarotra ny fandehan-draharaha raha ny fisian'ireo grevy ireo no jerena -
-1972 :Ny mpianatra fotsiny no ankamaroan'ny mpitolona vokany nametra-pialana i Tsiranana
-1991 :I Madagasikara iray manontolo no nitokona hampila an-dRatsiraka tsy nanaiky ity farany (na be aza ny aina nafoy raha tsy hilaza ny 10 aout ny tenako )raha tsy fifidianana notapahina tamin'ny convetion du 31 octobre.
-2002 :Mbola i Ratsiraka no olana teto :tsy nanaiky hanao fifidiana fihodinana faharoa i Ravalo satria efa lasany ny fandresena vokany nanao fanambarana ny ben'ny faritany mizaka tena 5 fa iToamasina no renivohitra zany hoe lasa nizara roa tsy fidiny i M/car(be ny tetezana napoaka..sns...),isaorana ny Tompo noho ny accord de Dakar izay nampiova ny rivotra politika.
Tamin'ireo fotoana ireo tsy nisy ny gasy nitsoaka (araka ny hevitro an)koa ahoana moa no hitsoaka ianao amin'ny 2007 sa efa zatra mitsoaka .
Amiko tsy hisy ny olana satria marefo ny mpanohitra ankehitriny ,tsy maintsy ho i Ravalo ihany no hibata ny fanbdresena ,ny olona afaka mandresy azy dia ingahy Pierrot Rajaonarivelo nefa he ity izy mbola en exile mandrak'ity ny androany .I Herizo angaha hoe mety afaka hifampitana aminy ihany fa saingy tsy hahazaka zy mihitsy.
ronaldo09 avy aty Russie

24. pitchou
(
22/03/2006 17:26)
d efa amboary ny saina fa ho i ra8ihany no ho lany eo! raha oharina @teo aloha mba nahavita zavatra malaky ihany lekely io, ary iza tokoa no heverina ho manana envergure sy ambition otran'azy @ ireo mitomany ho prézidà ireo nefa e? Manandafy? firipolo taona nitedavana seza ve tsy tafatombina ihany d ho azo antenaina? ndrema? efa manomboka mivaralila koa
25. fijo
(
22/03/2006 22:00)
ny ady izany aloha tsy hisy intsony e.
antony:
tana tsy hietsika,
ireo te hanao koa matahotra satria nahita ny nahazo ireo mpanao barazy teo aloha.
ary ny olona koa mahatsapa fa tsy mpanohitra ireo fa mpitady seza fotsiny.

27. ravatorano
(
23/03/2006 09:29)
za aloha defa manamboatra saina e
efa milamina ny amin iny fa d tsy maintsy ho iz ihany no ho lany eo satria efa voaporofo zao fa marefo;malemy ary mora mipatitaka ny mpanohitra.Izao aza vao we i ndrema no noraisin i ravalo defa misawall dhl ny mpanohitra we naninn tsy i zafy na i vaovao benjamin na i rakotovahiny ????
mbola aiza ny sasany ; ny AVI zao efa manakiana mafy ny ao amin ny birao maharitry ny atenimeram pirenena satria ono nahilika tamin ny fandehanana tany amin ilay fiihaonan ny mpanohitra sy Ingahy Annan .
Izay fotsiny fa mbola azia ny maha atsimo sy avaratra andry lerony ; tsy mampimé v maita an dry zafy sy ny arema miray latabatra nefa dia nolazainy fa ny arema no nandetika ity firenena ity tamin ny andron Ingahy zafy syny herivelona d io indray i ndrema fa tafiditra ao koa d ho rava indray io eh
Minoa fotsiny ihany na d tsy d mino loatra ny hahombiazan ny mpanohitra aza za
Milay fa aleo milamina xxx

28. fijo
(
23/03/2006 21:02)
mazava be arak'io voalza ambony io,ny vokadalao.
ny ahy ny tena mahakamo ahy,dia ny fahitana fa tsy manana mpanohitra hafaka hitana izany toerana izany isika.io tsy fananana mpanohitra matanjaka sy mahay ny asany io,no anisan'ny manimba ny fitondrana.raha misy mpifaninana tsara mantsy,dia manao ezaka tsara ko.ka ny mpanohitra aloha no mila miara midinika tsara sy mandrindra ny rafitra hanoherana ary ny vahaolana haroso.izay vao hisy lalao tsara ao

34. avolenta
(
30/03/2006 14:25)
tsy voatery ho mpamohitra zay vo mety hilatsaka sy mety ho lany akory . Tadidio fa tam ravalo nilatsaka de tsy nanaratsy ny fitondrana izy fa teknik hafa mintsy no napiasainy. De inona ozy nareo lé izy: Napisehony ny maha milliaridera azy, miaraka am lé dokatena kely hoe, ny vola samy manana fa ny isany no tsy mitovy é.
Ka noho izany ny olona ze mety hiisolo azy na mety hifaninana aminy tsara de ze olona mahavita tsy mitsitsy vola am propagandy sy mahatety faritra be indrindra am helikoptera. Tadidio fa tao anatiny 20 andro ny propagandy de votetiny ravalo i mada ray manontolo. Henjana be lery.Ka homany ary ny volan reo pifaninana deny zao

35. fijo
(
30/03/2006 21:17)
izay no hozaty ny fika e,
vola vola vola vola ihany
raha mbola miaina sy mivelona eto an tany