Liste des messages
Liste des messages, inserés par rapala, par ordre de date
rapala
(
22/09/2008 14:24)
O! Zoma
mba mitady ny tonokiran'io hira ambony io izay manana e, efa nojereko ny lisitry ny hira eto @ sera2 fa tsy misy ao d mba mangataka - Tovo J'Hay no mpihira azy
misaotra bdb o! :) ...
suite
répondu par cutie le 16/10/2008 22:46
rapala
(
11/05/2008 07:55)
fa ahona àry?
Lasa bdb ny olona tia miady sy mifampamelively eto @ serasra fa dia ahoana marina àry, stressé be lôtra ve @ ilay fiainana sa dia efa toetra ilay izy e?
Mba mangataka izay faka manazava re fa dia ...
suite
répondu par rapala le 14/05/2008 16:38
rapala
(
09/05/2008 10:05)
vehivay firy vao ampy?
Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa, tsy vitany hoe vhv 1 na 2 fa ilay sainy mbola tena mivezivezy mitady fona. [b]Ny ankabeazany...
suite
répondu par melody le 01/06/2008 17:36
rapala
(
12/03/2008 20:15)
lasopina tongontr'omby
izay mba mahay manao lasopy na tongotr'omby, misy namako izay manaizana d io no mba tadiaviny, izay manana r7 na sopapa @ fanaovana azy re! m'ci...
suite
répondu par mangidy le 29/03/2008 00:19
rapala
(
05/11/2007 21:44)
dia mahagaga ihay ireo olona avy any @ tany mandroso
miala tsiny fa @ teny vahiny e!
http://www.youtube.com/watch?v=fJuNgBkloFE&NR=1
dia ity ihany koa
http://www.youtube.com/watch?v=w_mkwB9ayK4...
suite
répondu par rapala le 08/11/2007 07:57
rapala
(
13/09/2007 11:28)
Misasa
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x2cons_francis-turbo-misasa_family...
suite
répondu par ratonga le 22/09/2007 20:57
rapala
(
14/06/2007 18:12)
trafikan'ankizy .... mampalahelo
Trafikan’olona. Ankizy 43 nisy nangalatra, ny 15 tamin’ireo lasa any ivelany
14-06-2007 / 15:37
Nahatratra 43 ny ankizy nisy nangalatra tao anatin’ny 3 taona, ny 28 tamin’ireo dia tafav...
suite
répondu par rapala le 25/06/2007 15:29
rapala
(
09/06/2006 15:10)
bol vaovao
ahona no fahitanareo ity bol vaovao nampiasandry zareo allemand androany? Vo 18mns fotsiny de efa 3 sahady ve ny goals klé......
suite
répondu par rapala le 12/06/2006 18:43
rapala
(
24/04/2006 12:16)
Very sa lasa nandositra?
Mila ny hevitrin'ny malagasy rehetra aho fa misy namako malagasy izay naka ny zanakany anadahiny nianatra taty am-pita. Nandeha tsara ny fandehanjavatra, nianatra sy niasa ary ilay bandy kely ary efa ...
suite
répondu par rapala le 05/05/2006 11:21
rapala
(
20/03/2006 11:09)
tasy mainty
henoke fa hoe ny mahatonga ilay tasy mainty amin'ny tarehintsika dia noho ilay masoandro, tamintsika mbola kely tsy mba niaro @ masoandro. Nefa ahoana any afrika koa ange mipoka foana ny masoandro, a...
suite
répondu par rapala le 24/04/2006 08:29
rapala
(
14/03/2006 08:50)
akamantatra
Nisy taxi-brousse nitondra entana be dia be teo ambonin'ny tafo ( vilia 1 boite, vera 1 bte, sotro etc.), tao koa ny kidoro, kisoa, akoho, valizy etc..
Nandeha mafy ilay chauffeur, ka lasa tany an-t...
suite
répondu par Veloo le 22/03/2006 21:02
rapala
(
13/03/2006 13:58)
Mitady hira sy tononkira
Misy hira izay tena tiako be mihintsy fa tsy fantatro ny mpihira aza, toy izao no fandehany:
"teto izahay no nanao ny fanekena, vita tamin'ny fo madio fa tsy noterena, teo ihany koa.......
tsy ratsy...
suite
répondu par Veloo le 15/03/2006 16:40
rapala
(
11/03/2006 16:10)
cholesterol
Sao dia mba misy mahalala fanafody malagasy ianareo mampanena io cholesterol io. Betsaka no natao hatramin'ny exercises fa tena tsy mety midina mihintsy. ...
suite
répondu par Fiffi le 31/05/2006 06:45
