O! Zoma

1. rapala ( 22/09/2008 14:24)
mba mitady ny tonokiran'io hira ambony io izay manana e, efa nojereko ny lisitry ny hira eto @ sera2 fa tsy misy ao d mba mangataka - Tovo J'Hay no mpihira azy
misaotra bdb o! :)
répondu par cutie le 16/10/2008 22:46
2. tsiambaratelo ( 02/10/2008 05:53)
rapala:

mba mitady ny tonokiran'io hira ambony io izay manana e, efa nojereko ny lisitry ny hira eto @ sera2 fa tsy misy ao d mba mangataka - Tovo J'Hay no mpihira azy
misaotra bdb o! :)



3. cutie ( 02/10/2008 13:58)
tena tsy mba mahay an'io koa za
heveriko fa hiran'i henri Ratsimbazafy :)
4. ratonga ( 02/10/2008 14:02)
efa tsisy tsony ny tsenan-joma é!! :-D :-D :-D
5. rapala ( 06/10/2008 12:12)
tsiambaratelo a, manana ny toniny ve akia enao? Tian'ilay zanako be manko ilay hira dia mba tiany henarana e :)
ratonga: nga resaka tsenan-joma ilay izy e? ataoko.... :lol: :lol:
cutie: Raha manana ny tonokiran'io hira io indry na any HR aza akia halefaso jerena :wink:
6. ni81 ( 06/10/2008 12:39)
slt rapala a, henoy eto dia adikao tsikelikely e! dia rehefa mahazo tonony @ namana hafa ianao avy eo dia eo izany no hanarahana ny feony e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/o%2Bzoma/video/x6j81k_tovo-jhay-o-zoma_music
7. rapala ( 06/10/2008 12:46)
ni81: misaotra akia, hevitra tsara mihintsy iny saingy ny tanako tsy maharaka ilay manoratra fa malaky be... miandry akia za a :-*
8. cutie ( 07/10/2008 23:18)
rapala
raha tsy mahavita mandika njy de aleo adikako refa le tsy mihaino rvg iny za :wink: :-* :-* :-* :-* :-*
sady mba tsara le hira :)
9. rapala ( 08/10/2008 07:44)
cutie: misaotra akia a :-* :-* io ny video
http://www.dailymotion.com/radavimelo/video/x6z8f0_o-zomatovo-j-hay_music
10. ni81 ( 08/10/2008 09:28)
slt rapala> Io ilay izy fa voadikako e! ahitsio raha sendra misy diso fa tena haingana be

O ZOMA

Tiako raha mba ianao androany
No iriko mba ho namanay
Leo izay mba fotoana izay
Tsy aleo ve miaraka kely ndray

Ny resaka rehetra mety avokoa
Fenointsika tsiky² ihany koa
Zay tianao atao f’ianao no mahalala
Fa tsy atao be loatra sao lasa adala

Hisotro labiera, hifandona vera hum hum
Asio whisky ahatonga ahy hankafy

Ref
O zoma! hifalifaly kely dia hivazivazy kely
O zoma! asa ianao raha hanaraka ahy
O zoma! hifalifaly kely, dia hikatrikatry kely
O zoma! revy gasy fa tsy revim-bazà

Tsy haiko aloha zay zavatra mety hiseho
Fa tongàva dia ho fantatrareo
Tsy hisy gidra tsy hisy hanenjana sandry
Hifampitonda toy ny zoky sy zandry

Raisiko ka tendreo ny gitra
Koa mba tsara raha mba misy farara
Vetsoy mozika ny mpifankatia
Asio feo faharoa raha tiandry

Hisotro labiera, hifandona vera
Asio whisky mba hakako fy

O zoma! ……

Vazo ely aloha tendreo ny gitara
Ventsoy mozika indray ny mpifankatia
Asiako feo faharoa raha tian-dry

O zoma!....



11. rapala ( 09/10/2008 07:48)
ni81: tena fisaorana feno akia no atolotro anao a, tena faly be ny zanako :-* :-* :-*
12. ni81 ( 09/10/2008 08:33)
ni81: tena fisaorana feno akia no atolotro anao a, tena faly be ny zanako
:-* :-* :-*
13. cutie ( 10/10/2008 14:34)
oups
vo zao vo saika handika kay efa vita :-D
14. rapala ( 10/10/2008 20:22)
cutie: halefaso fa tsy maninona e, tsy oups izany :-* :-* :-*
fa misaotra akia, manana namana tokoa manana anareo e :wink:
15. cutie ( 10/10/2008 20:41)
ndraso radem aza arahiko e :) :-*
16. cutie ( 11/10/2008 15:00)
O ZOMA

Tiako raha mba ianao androany
No iriko mba ho namanay
Leo izay mba fotoana izay
Tsy aleo ve miaraka kely ndray

Ny resaka rehetra mety avokoa
Fenointsika tsiky² ihany koa
Zay tianao atao f’ianao no mahalala
Fa tsy atao be loatra sao lasa adala

Hisotro labiera, hifandona vera hum hum
Asio whisky mba hankafy

Ref
O zoma! hifalifaly kely dia hivazivazy kely
O zoma! asa ianao raha hanaraka ahy
O zoma! hifalifaly kely, dia hikatrikatry kely
O zoma! revy gasy fa tsy revim-bazà

Tsy haiko aloha zay zavatra mety hiseho
Fa tongàva dia ho fantatrareo
Tsy hisy gidra tsy hisy hanenjana sandry
Hifampitondra toy ny zoky sy zandry

Raisiko ka tendreo ny gitara
Koa mba tsara raha mba misy farara
Vetsoy mozika iray ny mpifankatia
Asiko feo faharoa raha tiandry

Hisotro labiera, hifandona vera
Asio whisky mba hakako fy

O zoma! ……

Raisiko ka tendreo ny gitara
Koa mba tsara raha mba misy farara
Ventsoy mozika indray ny mpifankatia
Asiako feo faharoa raha tian-dry

O zoma!....

rapala io akia fa efa narahako le izy a :)
Mizesta be mitsy le tovo jhay mandreraka ny mijery azy :-D
le bandy ray eo akaikiny le misatroka no tiako ny poziny :-d





:-D
17. rapala ( 13/10/2008 10:47)
cutie: misaotra akia, tena nalaky izany ny tananandry nandika an'io an!
Mizesta be mitsy le tovo jhay mandreraka ny mijery azy

aza atao mandreraka akia a, akombony ny maso d henoy fotsiny ilay hira e :lol: :lol:
:-* :-* :-*
18. cutie ( 13/10/2008 14:05)
rapala
tsy nalaky zany koa
:-D
19. rapala ( 14/10/2008 16:06)
cutie: misaotra akia a na d tsy nalaky aza :lol:
:-* :-*
20. ratonga ( 14/10/2008 16:32)
:lol: ay vé hiran'l" tary io é!! tena tsy tiko :? otran'ny manambotra fiteny zany fa tsy natoraly :-P :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044