O! Zoma
21. cutie
(
14/10/2008 22:27)
hita fa mizesta be mitsy izy io.
Refa tsy jerena alou izy de milay ihany ny feony e :-D
Refa tsy jerena alou izy de milay ihany ny feony e :-D
23. cutie
(
14/10/2008 22:57)
ka efa we refa jerena izy de ohtran'ny sarim-bavy
vitsy ihany alou ny hirany tiako e. 3 fotsiny ngamba izy zay:-D
vitsy ihany alou ny hirany tiako e. 3 fotsiny ngamba izy zay:-D
25. melody
(
16/10/2008 16:46)
mba henoy fotsiny kosa re olona ilay feo a araka ny teniny rapala, @ ma-artista azy fa tsy obliger hoe hitia azy ange nareo e, cutie haindry ny expression hoe:
don't judge a book by its cover? dia toy izany koa hanaovana azy :wink:
don't judge a book by its cover? dia toy izany koa hanaovana azy :wink:
26. ratonga
(
16/10/2008 17:29)
ka tsy niheritreritra ny hity azy mintsy fa @ ma-artista azy mintsy no tsy tiko :lol:
