vehivay firy vao ampy?

1. rapala ( 09/05/2008 10:05)
Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa, tsy vitany hoe vhv 1 na 2 fa ilay sainy mbola tena mivezivezy mitady fona. Ny ankabeazany lhll io fa ny lhl malagasy no tena hitako manao io...Mba hazavao we ry zalahy ny antony fa tena sarotra hoanay sipa mihintsy ilay izy e!
novalian'i melody ny 01/06/2008 17:36
2. mirianah ( 09/05/2008 10:31)
hein hein !!! raha ny sondage no jerena dia tsy ampy ny isany lhl hono , donc lhl iray ho any vhv 2 eo ho eo , hihihi sarotra ny manaiky anizany rah am réalité nefa zava mitranga ilay izy , ka angamba hoy aho mailo mailo iany refa ny lhl no milaza fa tsy misy afa tsy enao no miaraka aminy ! :-P
3. rajoelina ( 09/05/2008 10:57)
mirianah:
hein hein !!! raha ny sondage no jerena dia tsy ampy ny isany lhl hono , donc lhl iray ho any vhv 2 eo ho eo , hihihi sarotra ny manaiky anizany rah am réalité nefa zava mitranga ilay izy , ka angamba hoy aho mailo mailo iany refa ny lhl no milaza fa tsy misy afa tsy enao no miaraka aminy !
:-D :-D =)) =))
4. simplex ( 09/05/2008 11:02)

rapala,

maso mijery tsy mitondra mody ka ;-)
5. mirianah ( 09/05/2008 11:03)
rajoelina> ka diso indray ve aza izany e ???? :-D :-D :-D :-D :-P c'est bien la réalité mais bon .....ainsi va la vie oupsssss
6. simplex ( 09/05/2008 11:07)

mirianah,
ny tena marina, ny vevavy tsy mahatoky azy mintsy no anisan'ny mahatonga azy hiodina :°) :-P :-P
7. rajoelina ( 09/05/2008 11:07)
mirianah!
Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa
de hanaiky anzany ve i mirianah? hafa anie rehefa manambandy e, na manana sipa. Ka raha tsy hifanekena le izy amn'izy roa... lasa tsy fifanajana :)
8. rapala ( 09/05/2008 11:28)
simplex
maso mijery tsy mitondra mody ka

tsy mitondra mody fa ilay sainy ange any an-kafa e, ka ny saina daholo no mitondra ny rehetra refa tonga ao an-trano e

mirianah
mailo mailo iany refa ny lhl no milaza fa tsy misy afa tsy enao no miaraka aminy !
:!:
marina akia io a
9. kiadi ( 09/05/2008 11:29)
io rapala de zao an!! hotran'ny oe nividy daba milay be enao !tena tinao io daba io ! de nefa tsy manakana anao hijery sy hitsiriritra daba milay afa zany!! zany nefa tsy midika oe hovidinao doly zay daba tsiriritinao retra fa ba ny masonao no omenao fahafapo!
de hotriazay ko ny vady na ny fofombady!! na manana aza de refa mahita zazavavy tsaratarehy de mijery ny maso fa tsy midika zany oe hitondra hody! maso fotsiny no mijery de zay!! :wink:
10. mirianah ( 09/05/2008 11:35)
simplex:


mirianah,
ny tena marina, ny vevavy tsy mahatoky azy mintsy no anisan'ny mahatonga azy hiodina :°) :-P :-P



marina mintsy kou izay ka ,
11. mirianah ( 09/05/2008 11:47)
rajoelina:

mirianah!
Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa
de hanaiky anzany ve i mirianah? hafa anie rehefa manambandy e, na manana sipa. Ka raha tsy hifanekena le izy amn'izy roa... lasa tsy fifanajana :)



humm zah manana conception hafa mintsy alou raha resaka couple , tsy hafaka ny hamaly anao eto aho alou satria .... Ny azoko lazaina dia :miankina @ zava maro izy io . Raha efa manambady izy na manana sipa ka mbola mijery iany , tsy tokony hasiana olana izany , araky ny voalazany simplex ery ambony .
12. lemenakely ( 09/05/2008 13:29)
rapala:

Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa, tsy vitany hoe vhv 1 na 2 fa ilay sainy mbola tena mivezivezy mitady fona. Ny ankabeazany lhll io fa ny lhl malagasy no tena hitako manao io...Mba hazavao we ry zalahy ny antony fa tena sarotra hoanay sipa mihintsy ilay izy e!



atao ahoana e c'est plus fort que nous!!!
13. simplex ( 09/05/2008 13:58)

zany anie wa ry lemenakely e.
na mi-mater na mi-regarder tsy hitako ze olana refa mbola tsy mampiresaka izy :)

rapala,
any aminao mintsy ny sainy refa mijery iny izy ka. Hoy izy hoe in zao no tsy aminao ka ato @ ity sipa bomba be ity... sady mba mitondra koa na d kely fotsiny aza ny fo refa ao antokatrano e. Tokony mba matoky anazy, sa ahoana? :D

mirianah,
fahotan'le vevavy sasany manao manjabe sy supersexy no tena mahatonga an'zao olana antokatrano rehetra izao :°) :lol: :lol:
14. Zina ( 09/05/2008 14:06)
vehivavy iray ihany ka, fa ny maso manana vehivahy 10
15. mirianah ( 09/05/2008 14:07)
simplex> anjay kosany e, tsy aleo kosa ve izy manjamanja toy izay nôfanôfa satria rah vao nôfanôfa kou nge de mampandositra anareo iany , ka inn iany zany no hatao e :-P
16. mirianah ( 09/05/2008 14:15)
lemenakely:

rapala:

Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa, tsy vitany hoe vhv 1 na 2 fa ilay sainy mbola tena mivezivezy mitady fona. Ny ankabeazany lhll io fa ny lhl malagasy no tena hitako manao io...Mba hazavao we ry zalahy ny antony fa tena sarotra hoanay sipa mihintsy ilay izy e!



atao ahoana e c'est plus fort que nous!!!



:-D :-D zay ve no maha lhl ny lhl , héhéhé
17. rapala ( 09/05/2008 14:16)
hoy kiadi
io rapala de zao an!! hotran'ny oe nividy daba milay be enao !tena tinao io daba io ! de nefa tsy manakana anao hijery sy hitsiriritra daba milay afa zany!! zany nefa tsy midika oe hovidinao doly zay daba tsiriritinao retra fa ba ny masonao no omenao fahafapo!

tsy mitovy mihintsy re, ny maso mijery ny daba fotsiny satria tsy takatra fa lafo be, fa ny sipa entina matory mihintsy, mitondra mody mihintsy ilay maso @ io... kiadi enao olona devoly io fa tsy ahay izany f'aza mampiesona moa e!hihihi
18. mmbl ( 09/05/2008 14:46)
Lohateny : vehivay firy vao ampy?
Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa, tsy vitany hoe vhv 1 na 2 fa ilay sainy mbola tena mivezivezy mitady fona. Ny ankabeazany lhll io fa ny lhl malagasy no tena hitako manao io...Mba hazavao we ry zalahy ny antony fa tena sarotra hoanay sipa mihintsy ilay izy e!

Valiny : zah alou d'acc am'le we bdb ny sipa par rapport @kôfy eto am'tanàna e ! Franchement, raha ny hevitro we maha bandy anah a, misy zvtr andrasan'ny bandy mbola tsy hitany taratra ao am'le partenaire-ny fotsiny no tangirihany ao ivelany..; Amiko zany a, tsy mety ry zalah mihatsaravelatsihy fa rah tsy ampy lé ao am'lé olon'tiana na ataoko we misy toetra tsy reventsika, inn blem raha tsorina we le zo fa tsy mitangirika. raha izay lafin zay fotsiny no jerena fa amiko, hadalàna ihany le mijery hafa. nefa tsy misy olona feno koa ange e ? Misy fiteny anglisy zay we "love me and love my dog", toa milaza we ny tena tia manaiky ny ratsy sy ny tsaran'lé oul sady olona roa samy hafa koa nge e, mifanitsy maindalana eny, fa na izany aza a, misy koa ngamba ozy ah we hatreto no azo ekena ihany koa, hevitra hafa azo voizina koa zay fa amin'ny ankapobeny ozy ah we, ndrindra we vady a, heveriko we ara dalèàna matoa nidirana nefa tsy ilaozan'izay sampona kou satruia ndray² koa misy toetra tsy hita raha tsy ela be aaty aoriana ngamba !
Fa ny fanontaniana mipetraka fanampiny we : ny lehilahy irery ihany tokoa ve no tsy mahalala onona sa mba misy sipa koa? Antsika mahita izy !
19. sytl ( 09/05/2008 15:16)
kiadi enao olona devoly io fa tsy ahay izany f'aza mampiesona moa e!hihihi
kayikaikaikay!!mamay zany an!!! :lol:
20. cutie ( 09/05/2008 15:18)
Mpandefa : rapala [ Valio ] 09-05-2008 12:05:20
Lohateny : vehivay firy vao ampy?
Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa, tsy vitany hoe vhv 1 na 2 fa ilay sainy mbola tena mivezivezy mitady fona. Ny ankabeazany lhll io fa ny lhl malagasy no tena hitako manao io...Mba hazavao we ry zalahy ny antony fa tena sarotra hoanay sipa mihintsy ilay izy e!

soa ihany fa ny lhl malagasy zany =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0636