vehivay firy vao ampy?

21. sytl ( 09/05/2008 15:21)
io kou miankina @ "fréquentation" é!,ny anay zao de sahiko mits ny miteny fa mipetrapetraka tsara aty @ tanàna tsy de be namana aty,fa refa miaraka @ olona na misy revy hafa sy loha hafa ao @ fety de tonga de môla be!!,soa ihany fa in-1 mandé ao antin'ny 3 volana zany vao misy fa ny sisa de efa olona fantatra dôly tsy azo himôlàna!! :-D
22. rapala ( 09/05/2008 15:43)
ka maninona ary raha te ahita zavatra hafa nareo kofy raha hampianarinareo izay tianareo hiseho ny mdme nareo na sipa au lieu d miova any ankafa?
Ilay mijery fotsiny ange tsisy koi, iza moa no tsy mba taitra rehefa mahita olona manja mandalo fa ilay manofa hotely mihintsy no gravy e!
cutie: :-D :-D :-D
sytl: tsara izany akia a!
23. cutie ( 09/05/2008 15:53)
fa ilay manofa hotely mihintsy no gravy e!

tena grave marina zany a =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
za alou mahafantatra oul manao an'zany mitsy e :-D :-D :-D :-D
efa fialam-boliny le izy ka atao ahoana :-D :-D :-D :-D :-D
24. patrick2002 ( 09/05/2008 16:04)
zao aloha eh! tsy miodina ny lehilahy raha tsy misy vehivavy haodina :-D :-D
Ka nahoana moa no lehilahy foana no mahazo tsiny amin'izy ity eh!
Rehefa manana vehivavy 1 ny lehilahy dia tokony tsy hiaraka aminy intsony ianareo vehivavy de basy :-D :-D :-D
25. cutie ( 09/05/2008 16:17)
marina koa zay ry patriick :-D :-D :-D :-D :-D
adalan'ny vhv ze te haodina koa io :-D :-D :-D :-D :-D
26. ratonga ( 09/05/2008 16:26)
cutie:
adalan'ny vhv ze te haodina koa io

tsy adala kosa fa mba samy té ahita tombony é!:°) tsy hitako zé olana amizany:-D :-D :-D
27. cutie ( 09/05/2008 16:31)
misy olana nga eo ratonga :-D :-D :-D :-D
refa samy mahatanty fotsiny fa tsy be blablabla de vita :-D :-D :-D
28. ratonga ( 09/05/2008 16:39)
lé wé "adalany" olana ka :°) :-D ary lé tsy bé blablabla marina mintsy :-P :-D :-D :-D
29. cutie ( 09/05/2008 16:46)
ka le be blablabla le lazaiko we adalany zay koa :-D
30. ratonga ( 09/05/2008 17:19)
sady tsy misy olana zany no tsy misy blablabla :-D :-D
31. Koditra ( 09/05/2008 18:33)
Amiko ndray d ny vehivavy mihitsy no tena natao hojerena, na vhv io na lhl d samy mijery vhv fa ny ao antsaina no mety hitovy na mety ho samihafa, jerena ny tare amambika, fomba fekanjo, ny ravaka entiny.
Ny vhv zao mety mieritreritra oe tiko be le akanjo d nde ampanjaitra otran'iny a @zay mety be fialonana kely ndray lavasanga rafivaviko :lol: :lol: :lol: , na mety mieritreritra tsotra fotsiny oe tsara bika zany vhv zany ...
Ny lhl ko d torak'izany, tsy voatery hieritreritra zvtra ratsy izy fa mety mba manapakevitra ko izy oe nde ividianako otran'iny akanjo iny le sipako fa sûr a fa ho faly be izy nefa mety hieritreritra ko izy oe raha mba ity no vadiko fa tsy ilay any atrano a, ngamba za tsy hanenjika hilalao daomy any @zalah akama tsony refa week-end fa aleoko mikolokolo vady. :lol: :lol: :lol:
32. ni81 ( 09/05/2008 19:08)
zao aloha eh! tsy miodina ny lehilahy raha tsy misy vehivavy haodina
Ka nahoana moa no lehilahy foana no mahazo tsiny amin'izy ity eh!
Rehefa manana vehivavy 1 ny lehilahy dia tokony tsy hiaraka aminy intsony ianareo vehivavy de basy
Mety ho marina io teninao io, ny vy tsy mikitrana irery, saingy misy vehivavy tsy mahafantatra koa hoe "efa manambady ity lehilahy ity" fa manafina izy. Raha toa ka efa mahafantatra moa izy dia safidiny izany zay. 8O
33. kiadi ( 09/05/2008 19:47)
tsy mitovy mihintsy re, ny maso mijery ny daba fotsiny satria tsy takatra fa lafo be, fa ny sipa entina matory mihintsy, mitondra mody mihintsy ilay maso @ io... kiadi enao olona devoly io fa tsy ahay izany f'aza mampiesona moa e!hihihi

hoay le!! devoly tany antranonao anga zah? :evil: :evil: :evil:
34. marimar ( 09/05/2008 21:06)
Zao an ,misy koa lehilahy tena mahay manao cinéma, ilay sipa ahodiny tsy mahalàla akory hoe manambady izy.Mais na ataoko aza hoe misy défaut ny vady ,nahoana re no handeha hitady hafa é,izany vady izany ange na ratsy na tsara tiana foana e,izay no nanambadiana azy fa tsy hoe au moindre défaut dia ande ampirafesina ,sady tsy misy ny tonga lafatra e!!mila fahamatorantsaina en fait ny fanambadiana ,sinon aleo tsy mandroso,raha mboila mpisimpasimpa indray hafa mihitsy e!
35. rapala ( 09/05/2008 21:27)
kiadi: aza misafôka wa, :-D :-D :-D
36. ratonga ( 09/05/2008 21:37)
iza marina no tena devoly é :-D :-D :-D
37. rapala ( 09/05/2008 21:44)
aleo izaho tsy hanonona anarana fa bedy eo hono :-D :-D
38. Jeankely ( 10/05/2008 00:27)
Raha vehivavy maro vao ampy ny lehilahy dia lehilahy firy izany no hifandimby amin'ny reninao, zanakao vavy ary ny anabavinao ? Sa ny anao tsy voakasika fa ny an'ny hafa ihany no tetezina.
39. xxx ( 10/05/2008 13:32)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 09-05-2008 19:19:10
Lohateny : Re : vehivay firy vao ampy?
sady tsy misy olana zany no tsy misy blablabla
=)) =)) =)) =)) =)) =))
40. patrick2002 ( 10/05/2008 19:08)
Jeankely:

Raha vehivavy maro vao ampy ny lehilahy dia lehilahy firy izany no hifandimby amin'ny reninao, zanakao vavy ary ny anabavinao ? Sa ny anao tsy voakasika fa ny an'ny hafa ihany no tetezina.

ie za zao te hitety ny anabaviny jeankely ,na ny zanany vavy ,dia ny reniny mba omeko ny raiko,


:oops: :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082