vehivay firy vao ampy?

61. patrick2002 ( 13/05/2008 10:50)
lekely: ka na dia antrany ampasana izany mamanao mbola manao vetaveta foana ,sa teny ambony fasana no nanamboatra anao ,? hazavao fa tsy mazava ho anay tsy manana diplaoma :-D :-D
62. Jeankely ( 13/05/2008 12:09)
Ianareo mitety sy manontany ny isany hoe firy no mamely eny ambony fasana, anaty tatatra, an'ala, angabone izay ahazoana fa tsy nampianarina anay izany. Tsy rehareha ho anay fa manao amin'ny mahaolona saingy tsy manisy amin'ny ratsantanana velively. Isao ny anao tsy maninona fa taranaky ny misy kitro ao ambany. :-D :-D :-D Aza adino ilay hoe kely saina fa kinga vody :-D :-D :-D :-P :-P
63. patrick2002 ( 14/05/2008 00:13)
mbola tsy mivalian'i lekely indray ny fanontaniako marina 8) 8) 8)
any izay ny vadinao an'i dago ianao any indonesia :roll: :roll: , iza moa ny ps ny vadinao teo :wink: :wink:
64. Jeankely ( 14/05/2008 02:31)
Adala angaha. Mahazo mitety tendrombihitra 12 isan-kerinandro dia lazao ny isany amin'ny faran'ny taona :-D :-D :-D . Ary ny anabavy sy cousine aza tsehana fa aleo mba ho andry zalahy :-D :-D :-D
65. kanota ( 14/05/2008 02:38)
Aleo hamaly faty fa efa lasibatry ry zalahy ny bavin'i patrick2002.
66. Jeankely ( 14/05/2008 02:44)
kai kai kai voaisan'ny kanotabe tany ny bavin'i patrick2002 :-D :-D :-D . Firy hono no tany patrick2002 a. :-D :-D :-D
67. patrick2002 ( 15/05/2008 01:35)
kanota : ianao aza mba hamelona azy kou :-D :-D nisy mpamelona izany ny bavinay ,zany lesy ra jeankely ny fisainana mba positive ,fa tsy extremiste ohatranareo :lol: , ny olona no manotany hoe vehivavy firy vao ampy? koa ry lekely efa mahita hoe mirehareha ,mizahozaho ,mifaninana ,ny haazo vehivavy. :roll: :roll: :roll:
68. Jeankely ( 15/05/2008 05:01)
Anontanio ilay kanota raha mpamelona no dikan'ny LASIBATRA. Voaisa sy nandalovana sahala ny fanisanao no fahitako azy. Asa aloha.
69. xxxx1 ( 15/05/2008 14:21)
ary impiry nitsofoka ramose ndrazanety vao tojo azy ? sa tsy zay koa no resaka eto :-D

patrick2002> vehivavy zanety na dia sarimboto fiteny aza =)) =)) =))
70. patrick2002 ( 15/05/2008 15:12)
lekely :mamelona lety izany aminay ah! izay matoa maka vehivavy dia misy responsabilité anay izay amin'iny vehivavy iny ,ahy ny malalako ary azy aho (l)
Fa ny an'i lekely inona ny dikany hoe lasibatra :?: :?:
71. sytl ( 15/05/2008 15:37)
samy bibity sy fory
refa zany de aleo asiana fihomezana.tao am-pianarana:hozizy ramsé:zao zany tsika rakizy de hianatra ny momba ny zava-maneno,kou samia isika milaza anaran-java maneno iray avy fantantsika.Nananga-tanana i naivo:sodina ramsé!
ramsé:tsara!(nananga-tanana kou ikoto)
ramsé:koto!
koto:gitara ramsé!
ramsé:tsara!...bozy!
bozy:farara!
ramsé:tsara!...lita!
lita!TAMBOUR ramsé!(taitra be i zefa sady nananga-tanana)
zefa:rà tsy in kou! raha zany zany de zava-maneno kou zany ny MBIMBINTY?
72. Jeankely ( 15/05/2008 17:01)
Kobo ianao hoe mivadika xxxx1 razoky eeee :-D :-D :-D . Rehefa hilaharan-dry zalahy ny bavinao kay dia velominy ny dikany hafa iny ra-patrick2002 ooo. Veloma any @ bavy lasibatra :-D :-D :-D sady isan-dry zalahy hoe faha-firy izao ity bavin-dra-pa ity. :-D :-D :-D
73. patrick2002 ( 15/05/2008 17:19)
dia manao ahoana any @ madama tsehadry-zalahy any ,ho tonga anao bonne année any ra-pa hoe @ decembre. :-@ :-@
74. patrick2002 ( 15/05/2008 17:23)
xxxx1 ihany no patrick 2002, i kiady ihany no patrick 2002 ,ary sao dia jeankely ihany no patrick 2002 =)) =)) =))
75. Jeankely ( 16/05/2008 00:38)
JK indray tsy mety ho xxxx1. Tsy mbola nanao xxxx aho hatramin'ny nandraisako anjara teto. Tsy mbola nanokatra mombamomban'olona ihany koa satria tsy hitady olona no halehako eto. Tsisy fantatro ary tsy hizahavako izany koa. Ireo izay manokatra sy tia teniteny dia mbola taratry ny fahalalany lasa andafy vao kondrana izany.
76. sytl ( 16/05/2008 06:39)
raha hifanao taim-bava i patrick sy jeankely ary raha sam bandy de hiangaviana hifanome n°phone de any ambadika any mifanazava sy mifanomé kou 2 tete fa lasa tsy dinika tsony lé iz sady in zao no ifandraisan'io lohateny io @ resakareo mitsam?
77. Jeankely ( 16/05/2008 12:35)
Alavitrabe sady dezaka no misy ahy ka tsy afaka ny hifanome kou de tete fa ny mifanome atidoha no atao. Tena simba ve ilay resaka manisa vehivavy notengenana? Firy izany ny an'i Ra-sytl-be.
78. xxx ( 16/05/2008 12:49)
onena foana aho isaky ny mahita ny fomba firesak'i jeankely sady ankona fa mba vehivavy nefa dia izao no firesaka !!! variana mila ady amin'ny izay lehilahy eto @ forum eto foana. mba milaza tia namana izy nefa jereo ny toetrany.

inoako koa anefa fa tsy hiseho eto mandrakizay izy satria miseho ho favy loatra eto @ forum nefa tsy ampahafolony akory raha ny tena marina ary tsy manankaseho dia ny hafa no lazaina fa kondrana, dia eto izy no mivovo mahazendana :roll: :roll:

raha anotaniana izy izao hoe firy ny lehilahy nitaingina azy vao nahita ilay malemy hozatra nanaiky ho vady, dia inona indray angaha no vazavazany eto.

tsy mety ve rajanety raha mba atao moramora sy asiana fitiavana na dia sombiny kely monja aza ny fiteny na dia hoe mangidy aza ny fiainana
8-) 8-) 8-)
79. xxx ( 16/05/2008 12:53)
raha anotaniana izy izao hoe firy ny lehilahy nitaingina azy vao nahita ilay malemy hozatra nanaiky ho vady, dia inona indray angaha no vazavazany eto.

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
80. patrick2002 ( 16/05/2008 13:26)
ka atao ahoana fa ireny ny olona rehefa mi-deprime eh! homena tsiny ve izy ,ny ahy indray aleo samby eto hahitako ny hadalany ,izao indray tsy miafina xxx izany ,
Raha mandinika ianareo ny famaliny lekely io dia typiquement mitovy foana ,raha vao manontany lafy-ratsiny fiaraha-monina ianao dia raisina an-tendrony foana ,manontany ohatra ianao resaka toaka ,dia lazaina fa miondana-toaka izay. Ary ny tena loza hanaovany taim-bava ilay olona vao miala dia izy no faly ,tsy misy miala eto hoy izy :lol: :lol: , jereo tsara no nanaovany an'i rabaradaka tany @ politika .
Manao loha-hevitra iray izao ,ianao dia tsy ilay adi-hevitra no tohizany fa tonga dia manokatra loha-hevitra iray hafa izy parallel amin'iny loha-hevitra iny ,@ fomba-fijeriny azy .
Izay no hataoko hoe tsy milamina ity bandy ity :roll: :roll: ,itony raha miara-miaina aminy ianao na miara-miasa ,le tsy azo kitihana mihintsy .ka aleo hifanadala eto.,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082