vehivay firy vao ampy?

81. Jeankely ( 16/05/2008 13:53)
aza miseho bob eo fa ianao ihany no mivadika xxx eo rehefa sasatry ny manisa ny namely an-dReninao. Ny vavanao mihintsy no ilaina dakana. :-D :-D :-D
82. patrick2002 ( 16/05/2008 14:07)
ary ianao sasatry ny manisa hoe firy no nitsofoka taty amiko :roll:
hanatsofoy baranjely anky ah! rehefa izay ah. :-D :-D
83. Jeankely ( 16/05/2008 14:39)
Anontanio Manao fa ny baranjely mbola kely nohon'ny namoaka anao. :-P :-P :-P
84. patrick2002 ( 16/05/2008 14:43)
dia mazotoa milalao baranjely aza oh!
85. Jeankely ( 16/05/2008 14:46)
Efa nanontaniana ngah Mamanao hoe iza no lehibe baranjely sa ny lohako hoe :-D :-D :-D
86. xxx ( 16/05/2008 15:04)
mikorosy fahana ny resaka ra zanety a ! mba vulgaire izany raha vehivavy :{ :{ :{ :{ :{ :{

ianao izao no te ho boby sy miseho be fahaizana nefa tsy mahatakatra akory hoe iza ilay xxx :-D :-D :-D :-D
izaho sady tsy patrick no tsy jeankely loha
tadidio fa nivoahan'ny lohakelibenao ny andreninao ka mitanatana tsara ; ary mbola hivoahan'ny lohanjaza koa ny anao dia mbola hitatra toy ny nidiran'ny baranjely koa
raha tsy hoe tsy mamokatra ilay malemy hozatra vadinao :cry:
87. sytl ( 16/05/2008 16:03)
vavanà makorel kou zany lé!!!aza mandany eritreritra @ io ry patrick sy ry akama isany fa tsis klas io an!!rajako no niteraka an'io ngamba!!! valio eo io teniko io fa ataoko mihinanan' ny anganony eo!!! :twisted:
raha tsy hoe tsy mamokatra ilay malemy hozatra vadinao
=)) =)) =)) fay zay!!
88. sytl ( 16/05/2008 16:05)
xxx:tsy enao zany fa ty:
Tena simba ve ilay resaka manisa vehivavy notengenana? Firy izany ny an'i Ra-sytl-be.
89. Jeankely ( 16/05/2008 16:15)
Ahoana ty mihinanan'ny anganony eo ra-sytl ? Afaka mifampihinana ngah nareo samy nareo ao ? Firy moa no voanareo vao ampyiiiii??? Iza no tena manao fanontaniana motraka ?
90. sytl ( 16/05/2008 16:19)
tena mis devoly ty lety é! oudry!!!tô aviavy be ry tony é!! :^) :{ =))
91. sytl ( 16/05/2008 16:26)
Iza no tena manao fanontaniana motraka ?
mba jereo alou zé teny retra nataon'i sytl vô mametraka an'io kestiô io!!tena tsss!pouff! 8-) nis fanontaniana napetrako ngà ao?
92. ni81 ( 16/05/2008 17:17)
Dai tena mahatalanjona 8O. Fanontaniana tsotra no nataon'ny namana rapala fa dia nihitatra lasa lavitra :roll: :roll:
93. sytl ( 16/05/2008 17:51)
etsy sy eroa satria samy bibity sy fory no miasa. Ka rehefa tia anontany ianaoreo hoe lavaka firy no ilaina hidiran'ny anareo vao ampy ka izay no maha-"intectuel" dia aza gaga fa izay no lesona azo avy aminareo manandoha.
Fanontaniana tsotra no nataon'ny namana rapala fa dia nihitatra lasa lavitra
marina zany fa ny fanontanian'ny hafa momba ny reninao é..!ny anabavinao é...!sns,zany v tsy hampanitatra zvtr! sy ny hoe
Tena simba ve ilay resaka manisa vehivavy notengenana? Firy izany ny an'i Ra-sytl-be
Ahoana ty mihinanan'ny anganony eo ra-sytl ? Afaka mifampihinana ngah nareo samy nareo ao ? Firy moa no voanareo vao ampyiiiii??? Iza no tena manao fanontaniana motraka ?
diniho dôly reo kôziny reo ,iza no tsy hanitatra an'zany?
94. sytl ( 16/05/2008 17:53)
DE NY TEX MEX!
95. Jeankely ( 16/05/2008 22:56)
Ny fihitaran'ny resaka no ahitana ny tena izy sy nahalalanao fa ianao dia manadoha sy mihaja ary ny faikany faikany ihany. Izaho dia tsy afaka ny hanaja tena fa mahitsy ny fijeriko ary tsy miolaka. Isiaka tsy iray tokatrano ka hitady marimaritra noho izany tsy olana mihintsy ny mifanasa vangy. Aleo mivantana toy izy mihantsara ivelantsihy. Ao ambadika mpiavavaka atsy ankilany manontany isam-behivavy vao ampy. Etsy ambony mpananatra sy mpanabe ary manenjika ny sasany mampiasa 3 V avy eo ambany indray milaza fa maro no hita ary tsy ferana. na MEX ny TEX tsy RAHARAHAX ny AMAX.
96. ni81 ( 17/05/2008 05:24)
Hoy sytl
diniho dôly reo kôziny reo ,iza no tsy hanitatra an'zany?
Tsy niteny anao momba ny resaka nataonao aho, fa ny ankapoben-javatra no nasiako teny hoe
Dia tena mahatalanjona . Fanontaniana tsotra no nataon'ny namana rapala fa dia nihitatra lasa lavitra
Tsy ny resakao no nahatonga ahy nanoratra an'io, fa saingy teo aorianao fotsiny aho no nanoratra. Satria rapala efa nanoratra eo aloha eo raha vao nanomboka nivatravatra be ry zareo tao. :)
97. Jeankely ( 17/05/2008 05:49)
Dia manaja ny fahendrenao aho aloha ary fa ny resaka samy faikany aloha tsy mampaninona ahy ny kilasiana any. Amiko rehefa manisa ny anabavin'olona, na vadin'olona ianao dia misy manisa koa ny anabavinao na ny fianakavianao ka tsy dia orakorahana ity hoe firy vao ampy amiko. Rehefa hoe ny an'ny hafa ihany no voaisa dia asa aloha fa mety mahay tokoa angaha ka ny fianakavian'ny mpamely manao silipy vy.
98. sytl ( 17/05/2008 08:12)
Aleo mivantana toy izy mihantsara ivelantsihy
na MEX ny TEX tsy RAHARAHAX ny AMAX.
manin tsy lazaina mivantana reo ho hita-poko ho hitam-pirenena é!!manin no tsy sahy fa mbola afenina @ xx?aiza ary enao zany !maivana be tss! :{
99. manuela ( 17/05/2008 08:32)
tsis anzan vevav 2 oany lehilahy 1 zany!ny atao oe 'sexe ratio' dia ny fitoviany isany lhl sy ny vvv!isaky ny espece,na oul na bib na zava maniry dé ny nature no miandraikitra anio sexe ratio io!donc,mitovitovi fona ny isan bandy sy sipa en général!ny bandy ngé rats coco e!rzareo fets d mod ataony oe bandy en general zan mapraf ao@fanabadin zan!tsis anzan fa sam manana ny coco any dol ny oul!ra ny vadintoi miodina na mapraf déf il ne tM po zan satri il te rspect pa!mibaraka avy atrany no met!pask sil tM com il te le préten,il nozera jms fèr sa!aza met alikainy bandy zan ré oul a!(oany sipa io an!na met mis pd kou ato dé ts koi fa adressé aminy ian zan!!!) :D :wink: :o
100. Jeankely ( 17/05/2008 11:39)
Misy tsy azoko ny sasany ry "manuela" na izany aza mety mifandray ihany ny eriretritra angamba.
Ho an'i "sytl" indray dia voaray ny hafatrao ary vao nirotsaka aho dia nasiako hoe"kely" ny solon'anarako noho izany tsy niandry anao fa efa haiko tsara fa maivana ny tenako. Ny mampiomehy fotsiny dia ny maivana zakan'ny rivotra indray no sokafana sy zahavina ny mombamoba azy ary adika. Izaho tsy mbola nila ary tsy mila manokatra mombamomban'olona izany hatramin'izay nahampikambana ahy izay.
Ny manisy vehivavy ngah tsy maivana koa ny filaza azy na makovisy hoy ny vahoaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9786