vehivay firy vao ampy?
101. patrick2002
(
17/05/2008 17:16)
Zaho ry zareo dia nieritreritra hatramin'izay fa lahy ity jeankely ity satria ny ps ny jeankely fa tsy jeannekely ,ary mahita ny famaliny hatramin'izay izao (politika) dia nihevitra foana fa bandy ity ,@ izao izaho mafantatra fa vavy izy dia tena mangoritsina mihintsy :{ :{ :{ , Fa dia nan'inona loatra :?: :roll: :roll: , taloha izaho nihevitra azy bandy efa nieritreritra fa misy tsy milamina ny fiainan'ity bandy ity ,vao nandre izaho hoe sipa ilay izy dia tena vao maika :{ :{
Io anie no efa nolazaiko hoe matoa vehivavy maro vao ampy ,dia satria tsy efa ilay vehivavy araky ny mahavehivavy azy intsony ny ankamaroany vehivavy amin'izao eh!
hatao ahoana lesy ny hiray trano ,na hifanatry tava @ vehivavy sahala @ jeankely izaho :cry: :cry:
jereo izato famaliny .
:miam: :miam:

102. sytl
(
17/05/2008 18:02)
Misy tsy azoko ny sasany ry "manuela" na izany aza mety mifandray ihany ny eriretritra angamba.:-@ :-@ :-@ =)) =))
Ho an'i "sytl" indray dia voaray ny hafatrao ary vao nirotsaka aho dia nasiako hoe"kely" ny solon'anarako noho izany tsy niandry anao fa efa haiko tsara fa maivana ny tenako. Ny mampiomehy fotsiny dia ny maivana zakan'ny rivotra indray no sokafana sy zahavina ny mombamoba azy ary adika. Izaho tsy mbola nila ary tsy mila manokatra mombamomban'olona izany hatramin'izay nahampikambana ahy izay.
Ny manisy vehivavy ngah tsy maivana koa ny filaza azy na makovisy hoy ny vahoaka.
103. Jeankely
(
17/05/2008 23:53)
Voalazan'i Patrick2002 teo hoe: "Io anie no efa nolazaiko hoe matoa vehivavy maro vao ampy ,dia satria tsy efa ilay vehivavy araky ny mahavehivavy azy intsony ny ankamaroany vehivavy amin'izao eh!". Anjaranao sy ny sainao no mitondra ny fiainanao ka rehefa manaiky izany ny vadinao na ny reninao sy bavinao dia azireo izany.
Tsy mety ho ny sahala anao mihintsy no hifanatritava aminay aloha mazavabe iny. Ny samy senegaly mifankahita tombony, ny samy sinoa mahatsoaro ny mahaizy azy, ny samy dahalo mahay miaraka, ny samy ratsy saina afaka mifanaradoha, ny samy ratsy tarehy mahay miray hina, ny samy tsaraloha asa ianao favy na mahay manaja ny favy hafa na mandrantena ihany no hay.
Izaho tsy favy fa mandray anjara sy misisika manoratra satria tsisy fifampikasoana ara-batana eto na fifanatrehan-tava. Azonao dinganina fotsiny ny resaky ny vendrana ary tsy mila ampidirinao andoha. izaho izao tsy mahalala anao na vavy ianao na sarimbavy na firy taona na makovisy, ary tsy manampotoana hijery izay mombamomba anao aho. Mba tsy ilaiko koa.

104. patrick2002
(
18/05/2008 01:44)
Ny fihitaran'ny resaka no ahitana ny tena izy sy nahalalanao fa ianao dia manadoha sy mihaja ary ny faikany faikany ihany
Iza ary ilay tena faikany eh! :-D :-D :-D :?:
105. Jeankely
(
18/05/2008 05:13)
Tsy maninona fa izaho faikany fa i patrick2002 vongatainy :-D :-D :-D
107. Jeankely
(
21/05/2008 14:32)
Vongatainy i patrick200dondrona :-D :-D :-D :-P :-P :-P :-P :-D :-D :-P :-P :-P
109. Jeankely
(
21/05/2008 20:54)
Ny viako aty alavitrabe tsisy fifandraisany amin'i ra-patrick200dondrona. Ny any Canada indray koa no mbola donendrina. HIHIHIHI :-D :-D :-D :-P :-P :-P
110. ainaheri
(
26/05/2008 19:36)
rapala:
Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa, tsy vitany hoe vhv 1 na 2 fa ilay sainy mbola tena mivezivezy mitady fona. Ny ankabeazany lhll io fa ny lhl malagasy no tena hitako manao io...Mba hazavao we ry zalahy ny antony fa tena sarotra hoanay sipa mihintsy ilay izy e!
Ny ahy 1 iany alou ee :!: :roll:
112. ikaretsaka
(
27/05/2008 03:44)
Voalazan'i Patrick2002 teo hoe: "Io anie no efa nolazaiko hoe matoa vehivavy maro vao ampy ,dia satria tsy efa ilay vehivavy araky ny mahavehivavy azy intsony ny ankamaroany vehivavy amin'izao eh!". Anjaranao sy ny sainao no mitondra ny fiainanao ka rehefa manaiky izany ny vadinao na ny reninao sy bavinao dia azireo izany.
misy fahamarinany tokoa
115. melody
(
01/06/2008 17:36)
kiadi:
ainahery>anga elah manana indray :-D :-D :-D :-D
eny tokoa wa, nga nisy 1 tany ho any?