vehivay firy vao ampy?
44. Jeankely
(
11/05/2008 05:08)
Ho an'i Patrick2002. Ny reniko efa any ampasana ary antitrabe alohan'ny nahafaty azy tsy afaka omena ny rainao. Ny anabavy dia tsy ao anaty voambolako ny dikany. Ny zanaka vavy aho manana saingy tsy mendrika ho anao zanaka makorel. Tsy gaga ny reninao fa ianao no hitady ho andrainao. Asa mety ilay mitsaika anabavy koa angamba ilay patrick2002 ?
45. rapala
(
11/05/2008 07:49)
hafatra hoan'i Patrick2002 y Jeankely :twisted:
miangavy anareo 2lahy ba tsy hiditra @ resaka toy izany eto, halefaso any ambadika any ny adinareo fa aza atao eto azafady, tsy mendrika mihintsy!!!
HS nareo, afaka miresaka izany ianareo raha tianareo fa manokafa sujet hafa any @ resakiny olon-dehibe re ô

46. rajoelina
(
11/05/2008 08:15)
rapala =)) =)) =)) =)) =)) ka le eto anie efa we virtual e!!! :) ra mizy ol tenenina we manisa miverina: - 1, -2, -3, -4 sns.... de misy HS, na hafa mahitsiny no hatongavany de lasa we: +1, +2, +3, +4 sns.... :-D :-D :-D
47. rapala
(
11/05/2008 13:53)
rajoelina: ka na virtuel aza ve dia hampidirina @ izany ny reny sy ny anabavy fa enao kou.... :x
raha ilay HS indray ange bdb ny sujet ato lasa HS fa sangisangy ny ankabeazany e fa tsy toy io ambony foalazan'izy 2 lahy ireo kosa an!
raha ilay HS indray ange bdb ny sujet ato lasa HS fa sangisangy ny ankabeazany e fa tsy toy io ambony foalazan'izy 2 lahy ireo kosa an!
48. Jeankely
(
11/05/2008 14:25)
Fa anjely sa angatra sa demony no palan-drapala amin'ity hoe firy vao ampy. Anabavy, reny ary zanaka vavin'ny hafa ireo sa avy aiza ? Tsisy miala eto fa ianao no manontany ny isany.
49. rapala
(
11/05/2008 15:03)
Ny lhl na efa manambady na manana olon-tiana aza tsy mionona amin'iny fa mbola mijery sipa hafa ihany koa, tsy vitany hoe vhv 1 na 2 fa ilay sainy mbola tena mivezivezy mitady fona.....
Mba hazavao we ry zalahy ny antony fa tena sarotra hoanay sipa mihintsy ilay izy e!
:arrow: lay fanontaniana dia hoe: maninona ny lhl no tsy mionona....... mba hazavao!
ny valinteninao hafa mihintsy ary noho izany d lasa nitatra zavatra hafa mihintsy ilay izy, hatraminy reninao efa maty avy ve d tafiditra ato re! :(
51. Jeankely
(
12/05/2008 00:06)
Tsy haiko na tena sipa ilay rapala tokony voapala na palaina izany satria ny lehilahy tsy mionona :-D :-D :-D
53. Jeankely
(
12/05/2008 16:19)
:-D :-D :-D Tsy milana angaha fa nopalan'i rapala ny anao :-D :-D :-D
54. patrick2002
(
12/05/2008 19:43)
rapala:
hafatra hoan'i Patrick2002 y Jeankely :twisted:
miangavy anareo 2lahy ba tsy hiditra @ resaka toy izany eto, halefaso any ambadika any ny adinareo fa aza atao eto azafady, tsy mendrika mihintsy!!!
HS nareo, afaka miresaka izany ianareo raha tianareo fa manokafa sujet hafa any @ resakiny olon-dehibe re ô
:-D :-D ka i petit jean anie lesy rapala tsy mba manao analyse intellectuel mihintsy eh!
fantatra izao fa io le realité ,dia mba samy mamoaka ny hevitry ny eo hoe fa maninona :?: :?:
Ny azy tonga dia alefa @ moral ny adi-hevitra ,asa angamba lery io tsy nanana vehivavy afa-tsy anakiray t@ andro niainany ,ka aleo hatao anio famaly io :-D :-D fa amin'izay mazava aminy ny resaka.
Ny zanaky ra kely jean angamba ilay tsy mahazo manao sipa rony ,fa tonga dia ilay vady amboarina ohatry ny any afghanistan :D :D .
Raha bandy ohatry ny tony no mahazo fitondrana hanao ohatry ny fitondrany taliban angamba =)) =)) =))
55. patrick2002
(
12/05/2008 19:49)
Jeankely:
Ho an'i Patrick2002. Ny reniko efa any ampasana ary antitrabe alohan'ny nahafaty azy tsy afaka omena ny rainao. Ny anabavy dia tsy ao anaty voambolako ny dikany. Ny zanaka vavy aho manana saingy tsy mendrika ho anao zanaka makorel. Tsy gaga ny reninao fa ianao no hitady ho andrainao. Asa mety ilay mitsaika anabavy koa angamba ilay patrick2002 ?
mba firy taona loatra ianao ,no efa antitra-be ny reninao ,zany hoe raha dinihiko izany ,na dia efa antitra aza reninao dia mbola vetaveta fiaina ihany matoa nahavita anao .
=)) =)) =))
56. Jeankely
(
12/05/2008 23:47)
Raha jerena ny diplaoma na "degree" mety tsy aharesy ny ahy ny anao amin'ity filazanao hoe "tsy mba manao analyse intellectuel mihintsy eh"!. Samy lahy sy vavy niray no nahazoana zanaka n'aiza n'aiza ka raha samy vetaveta hatramin'ny Pastora satria manambady dia anjaranao amin'ity hoe "intellectuel" ity no milaza na mitovy amin'ny mamely etsy sy eroa satria samy bibity sy fory no miasa. Ka rehefa tia anontany ianaoreo hoe lavaka firy no ilaina hidiran'ny anareo vao ampy ka izay no maha-"intectuel" dia aza gaga fa izay no lesona azo avy aminareo manandoha.
57. patrick2002
(
13/05/2008 00:58)
raha diplaoma aloha mety hanana be ianao fa ny fahaizana mandini-javatra no hoentina eto, ary resa-dehilahy ity dia hoentina @ maha-resa-dehilahy azy .
Dia aleo ny mpamaky no hitsara an'i jeankely be diplaoma :D :D
amin'izato famaly :P :P
Dia aleo ny mpamaky no hitsara an'i jeankely be diplaoma :D :D
amin'izato famaly :P :P
58. patrick2002
(
13/05/2008 01:05)
jeankely: ny fanontaniako lesy dia hoe mba firy taona loatra ny renin'ialahy efa antitra be izany no nanamboatra an'ialahy ,ialahy manko ny fijeriko an'ialahy eto tena bandikely 25 ans raha misy ?
ka lasa ny fisainako hoe (@ maha misy loha ahy ) : mba vavy antitra vetaveta koa ny mamanareo izany. :-D :-D :-D
ka lasa ny fisainako hoe (@ maha misy loha ahy ) : mba vavy antitra vetaveta koa ny mamanareo izany. :-D :-D :-D
59. Jeankely
(
13/05/2008 02:38)
Asa mety izaho angamba no vetaveta satria aho tsy 25taona araka ny fahitanao azy velively. Araka ny teniko efa any ampasana izy ka tsy asiana resaka fa ny ohatra velona hiainanao dia ny fahitanao ny ataon'ny dadanao sy reninao ary ny anabavinao. Samy tsehan'ny olona daholo ka mba mamokovoko koa :-D :-D :-D
60. rapala
(
13/05/2008 10:37)
hoy i patrick2002
ka i petit jean anie lesy rapala tsy mba manao analyse intellectuel mihintsy eh!
fantatra izao fa io le realité ,dia mba samy mamoaka ny hevitry ny eo hoe fa maninona
Ny azy tonga dia alefa @ moral ny adi-hevitra ,asa angamba lery io tsy nanana vehivavy afa-tsy anakiray t@ andro niainany ,ka aleo hatao anio famaly io fa amin'izay mazava aminy ny resaka.
dia eo ary ianareo 2 lahy e, :-D :-D