cholesterol

1. rapala ( 11/03/2006 16:10)
Sao dia mba misy mahalala fanafody malagasy ianareo mampanena io cholesterol io. Betsaka no natao hatramin'ny exercises fa tena tsy mety midina mihintsy.
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:45
2. Fiffi ( 11/03/2006 16:46)
Andramokely aloha ary ity an! satria efa tena nahitako valiny tsara dia tsara tokoa izy ity: maka poireaux ianao 3 madinidinika dia tapatapahana dia hapangotrahana anaty rano 1litatra sy tapany 1L et 1/2 zany an! dia io no sotrohina tontolon'ny andro.
Ny menaka aloha dia fadio mihintsy fa aleo hatono ny hena , ny sauce koa dia fadina mihintsy , manaova lasopy legumes fa tsy hasiana ovy fa karoty , lahisoa , haricot vert fotsiny , fa ny tena tsara dia io jus de poireaux sotrohin tontolon'ny andro io no tena tsara ! Mazotoa ary:)
3. rapala ( 11/03/2006 16:49)
Misaotra Fiffi a! hiantsena aho rahampitso dia handramako io poireaux io!!!
4. Fiffi ( 11/03/2006 17:35)
rapala: izay no maha-namana ny namana sa ahoana ? :)
5. fasaly ( 11/03/2006 17:47)
tisy varany kou na hihinana anzao sy izao aza enao ka tsy hitandrina am sakafo e! mila manao regime be mintsy am sakafo hanina rehetra insan'andro fa raha mahatandrina ny sakafo haninana mba hampidinana ny habetsany dia ny fifiadiana hanina ho hanina ihany e! ny hanina matavy sns...:wink:
6. rapala ( 11/03/2006 17:56)
Sure Fiffi a!

Fasaly: ilay problem ange akia hereditaire e, efa mitandrina mihintsy @ sakafo matavy, tsy mhininana mihintsy aza, ny ronono aza efa natao soya (soja), tsy mihinana fromage - efa mihafy e mihintsy, fa tsy mety mihetsika ilay izy.
7. watafon ( 11/03/2006 18:08)
tohizo foana ny exercice rapala an ! ny fitandremana ny sakafo be lipida aloha no dingana iray voalohany e! za aloha tsy mahalala fanafody malagasy fa le an'ny vazaha ireny no fantatro e! :wink:
8. cutie ( 11/03/2006 18:10)
aza mihinana sakafo matavy matetika fotsiny de efa vita e.
9. Fiffi ( 11/03/2006 19:00)
ny hena matavy sy ny menaka hoy aho no tena ratsy an!
10. watafon ( 11/03/2006 19:17)
ny fromazy koa ry zareo an !
11. Fiffi ( 11/03/2006 20:32)
ie! ary tandremo koa fa ireny fromage hoe 0% ireny na ny sakafo tahak'ireny no tena ratsy satria feno produit tsy fantatra intsony ao !
12. Veloo ( 13/03/2006 00:10)
fiffi nilaza momban'ny poireaux ny fahafantarako ny poireaux dia mahatsara ny aretina aty ...
fa momban;ny cholesterol dia ny POMA no tena tsara, bien sur efa nolazaain'ny ankizy rehetra fadio ny matavy...sur tous les points de vue.
13. Fiffi ( 13/03/2006 04:55)
ny paoma aloha dia tena tsara tokoa an! fa hatao rano fisotro tontolon'ny andro io jus io an! marina aloha fa mety hampisy rivotra kely ho an'izay manana tsinay somary misy olana "fragile" fa tena tsara io an! ny fihinanana paoma alohan'ny hatoriana koa dia tena tsara , ka maninona moa raha sady misotro io jus io no minana paoma koa ? voa maika tsara an!
14. nambina ( 13/03/2006 08:47)
Misaotra daholo @ hevitra; fa atao ahoana ilay poma, sa jus de pomme @ carton no sotroina, tsy mamy be ve ireny?::
15. rapala ( 13/03/2006 08:49)
misaotra betsaka anareo rehetra e! fa marina ny fanontainin'i nambina, atao ahoana ilay poma?
16. Fiffi ( 13/03/2006 09:04)
an3 ! tsy jus de paoma io an! fa io paoma io fotsiny no hohanina raha azo hatao dia fara-fahakeliny 2 isan'andro , indrindra moa ny alina alohan'ny hatorizana iny dia mihinana paoma iray , sady mahatsara ny fo koa , ny cholesterol , ny vitamine ao daholo , tsy halana ny odiny fa sasana fotsiny .
nambina: tandremo fa ireny jus de pomme anaty carton ireny feno produit ratsy an! na ny colorant fotsiny aza dia tena ratsy be , ny conservateur koa !!!
17. rapala ( 13/03/2006 09:35)
Izay ange no nampisalasala ahy ry Fiffi e, sady mamy be. OK poma tsotra fotsiny merci!:wink:
18. Fiffi ( 13/03/2006 09:46)
rapala: sady tsy naturel akory ireny fa mankatavy @ teneur du glucose , fa mazotoa mihinana paoma an! dia ny vatana moa mila rano isan'andro dia mba miharitra kely misotro an'io jus de poireaux io fa ao anatin'ny ngidy hono no misy ny mamy. :)
19. nambina ( 13/03/2006 10:14)
Izaho koa voany cholesterol, heriditaire ihany koa. Ny masoko eo amin'ilay maron no misy fotsifotsy manodidina,mbola kely ilay izy fa rha mitohy dia lasa fotsy be ny masoko; tsy cataract akory fa hoy ny dokotera hoe vokatriny cholesterol ambony be. Misy hevitra ve?
20. Fiffi ( 13/03/2006 11:04)
Je dois manger des pommes…

Vrai : Grâce à la pectine qu’elle contient, la consommation de pommes s’accompagne d’une baisse significative (de 5 à 10 %) du taux de cholestérol2, mais à condition d’en consommer au moins 3 par jour.
http://www.doctissimo.fr/html/dossiers/cholesterol/articles/9125-cholesterol-idees-recues-chasser.htm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1702