cholesterol

41. Veloo ( 16/03/2006 17:38)
fijo ko tssssssss za tsy afaka mande ato betsaka fa bedy...
Iza ndray zao tsy mahalala cholesterol zao?:roll:
fiffi a za tsy dia misotra an'io jus de poireau io ka
42. watafon ( 16/03/2006 17:42)
hazavao an'i fijo ry veloo an !!
43. Veloo ( 16/03/2006 17:46)
wata za zao saika iteny oe toa tsy tonga i wata ? :-D:-D
ny cholesterol ry fijo dia karazana tavy mijanina ary mety mi bloquer ny lalan'ny ra a...any @ artere...dia mety ho tapaka ny lalan-dra na tonga dia mijanona ny fo.:wink:
mety ve ilay izy ry dokotera wata? :-D:-D
44. watafon ( 16/03/2006 17:51)
mety k ! lalan-drà madinika zany no tena ahitana azy io e! =D=D=D=D veloo, efa tena mahasolo dr mitsy njy k !:wink::-D
45. Veloo ( 16/03/2006 17:52)
wata :oops::oops::oops: mamako aky infirmiere a:-D:-D:-D
46. watafon ( 16/03/2006 17:55)
hay v e! k njy tena mahay k ! ary aza menamenatsa zany e! :-D
47. Veloo ( 16/03/2006 17:58)
wata :-D:-D:-D
vita angaha ny consultation ao?:-D:-D
48. watafon ( 16/03/2006 18:04)
vao manomboka lesy an ! :-D:-D:-D
49. Veloo ( 16/03/2006 18:12)
ko lozan-njy makato? :-D:-D:-D
50. watafon ( 16/03/2006 18:25)
efa vita efa ela lesy an ! za kou v d sahy an'izany lesy ! efa t@ 18 h za no nirava e! d ato njay manohy ny consultat:-Dion !!
51. Veloo ( 16/03/2006 18:37)
ka za ndray zany zao no atao consultation ato? =))=))=))
52. fijo ( 16/03/2006 19:40)
fa bedin'iza i ndry ry veloo????? hummmmmm
ary raha alaina le menaka choles dia atono ry veloo?
hi hi hi vazivazy izany,
fa mahagaga tokoa letsy ry wata,fa za matavy nefa dia tsy misy choles,za mantsy manao fitiliana foana isaky ny 6 volana
53. Fiffi ( 16/03/2006 21:11)
mba avelao kosa aloha ny dokotera hanao ny consultation-ny eh!
54. cutie ( 16/03/2006 22:44)
misotro divay mena koa mampihena cholesterol :lol:
55. Veloo ( 17/03/2006 03:04)
fijo a an? bedin;iza ahona?
fijo a mandana jereo tsara any @ radoko fa misy cholest enao :-D:-D:-D:-D
cutie zay ndray no mbola tsy aiko:-w:-w:-w:-w
56. watafon ( 17/03/2006 05:32)
fijo, k elà mikotrana k !d zao tokoa ange e! ny frantsay moa zany na ny latins rehetra reo e! (ireo mpisotro divay zany)d ambany kokoa nohon'ny amerikana ny salan'isan'ireo voan'io aretina io ! cutie,tena marina io !
57. Fiffi ( 17/03/2006 06:31)
zany ve ry cutie , vao2 indray io an! :-D ho an'i fijo io zany ! :-D
58. watafon ( 17/03/2006 13:09)
zany hono ry fijo an !
59. Fiffi ( 17/03/2006 14:57)
:-D:-D:-D
60. Samoana ( 17/03/2006 15:57)
Ny kôlesy ve mety ho afaka tanteraka sa tsy mantsy misotro jus de poireau sy mifady matavy mandrakizay ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2529