cholesterol

21. Fiffi ( 13/03/2006 11:06)
nambina: wayyyy tena tandremo zany an!
22. watafon ( 13/03/2006 14:02)
nambina, araho tsara ny torohevitry ny dr e! tsy mihinana zavatra gras sy be lipida mitsy !!
23. Veloo ( 13/03/2006 16:48)
nambina a dia manao exercice fona ko:wink:
24. Fiffi ( 13/03/2006 17:39)
ie !
25. Veloo ( 13/03/2006 18:28)
rano ko tena tsara
26. Fiffi ( 13/03/2006 18:40)
fa tandremo tena tsara aloha ny rano ary tena ialin'ny vatana mihintsy saingy misy olona manao rétention d'eau rehefa misotro rano be loatra , fa raha io jus de poireaux io aloha tsy maninona satria efa tsy composant-ny rano tsotra ny ao an!
27. Veloo ( 13/03/2006 19:24)
ny rano manadio ny oditra, ny ra etc knou ko ho ratsy?:roll:
28. Fiffi ( 13/03/2006 20:54)
tsy ratsy ka ! fa misy hoy aho olona rehefa misotro rano be loatra dia manao retentin d'eau . fa misy ireny pro-activ ireny tena tsara koa an!
29. nambina ( 14/03/2006 07:34)
Misaotra betsaka amin'ny rehetra @ torohevitra dia ho ataoko daholo ireo azo atao rehetra, surtout exercise. Taona vaovao, fahasalamana vaovao!!!!!:oops:
30. Fiffi ( 14/03/2006 08:18)
nambina: zay mihintsy ary mazotoa ary!:)
31. watafon ( 14/03/2006 18:14)
ary tena mbo tsisy nanahinany t@ ty indray mande ty an ! d refa tsy maintsy hihinana lipida ihany d ireo avy @ zava-maniry no hanina e!(huiles végétales..)
32. Fiffi ( 14/03/2006 20:07)
wata: an3 kosa lesy ah! io tena mba resaka tena matotra be fa aleo tsy hatao vazi2 sa ahoana hoy ianao ?
33. fijo ( 14/03/2006 20:55)
za koa misotro io jus de poireaux io ,ka tsy haiko na hanoa akory na akory.za aloha tsy misy cholesterol,fa mba fiarovana ny ahy io
34. Veloo ( 15/03/2006 02:13)
fijo be cholesterol knou:-D:-D:-D
35. fijo ( 15/03/2006 04:33)
inona kay zany cholesterol?
36. Fiffi ( 15/03/2006 05:33)
za koa misotro io jus de poireaux io ,ka tsy haiko na hanoa akory na akory.za aloha tsy misy cholesterol,fa mba fiarovana ny ahy io
ko manontany hoe inona kay zany cholesterol? :?:
37. fijo ( 15/03/2006 20:05)
fiffi,ka hoan'i veloo io fanontaniana io fa ndry ko tsssssss
38. Fiffi ( 15/03/2006 20:25)
ntsssss fiko tssssssss :-D
39. fijo ( 16/03/2006 04:37)
ary aiza i veloo teo e,sa reraky ny choles
40. Fiffi ( 16/03/2006 04:44)
mbola lasa nanao jus de poireaux izy eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2205