cholesterol

81. cutie ( 20/03/2006 18:50)
de misotro green tea koa, tsy haiko @ teny gasy.
82. rapala ( 21/03/2006 07:25)
dia misaotra zandrikely fa honoa atody ve letsy tsy vao miasa mapiakatra azy indray?
83. Fiffi ( 21/03/2006 11:22)
wadraayyyy!! tena ratsy be mihintsy ho an'ny olona misy cholesterol ny fihinanana atody an! tandremo fa fosika be zany , ny atody tena fadiana mihintsy , hanontanio anie ny mpitsabo eh!
84. rapala ( 21/03/2006 11:24)
izay ange no natonga ahy nanontany an'i zandrikely e!:o:o Raha tsy hoe ilay fotsy2 iny fotsiny no hohanina fa tsy ilay mavo.:idea:
85. Fiffi ( 21/03/2006 11:32)
ny mavo aloha dia tena tsy azo ho hanina mihintsy , nefa koa ny fotsy aleo hiany mitandrina eh! izany koa no mahatonga ny hoe mifady ny mihinana mayonnaise , ao aloha ny menaka , fa ny mavo ao no tena ratsy be koa. Afaka mihinana atody hiany aloha na izany aza eh! fa mba hatao hoa 1 fois isam-bolana satria misy zavatra betsaka ilaina @ vatana ny atody fa kosa misy ny sakafo azo hanolohana azy an!
86. Veloo ( 21/03/2006 16:55)
oy i cutie
de misotro green tea koa, tsy haiko @ teny gasy.


ie marina ko io thé vert
87. cutie ( 21/03/2006 16:57)
fa misy an'io ve any dago?
88. Veloo ( 21/03/2006 17:01)
zay loha mbola mystere ry cutie...:wink: tsy fantatro... sur aho fa mety misy any satria betsaka sinoa aky any a:°):°)
89. watafon ( 21/03/2006 18:21)
veloo, tonga d hovahako le mystère :-*
cutie, ie misy aty tokoa io k !
90. Fiffi ( 21/03/2006 20:55)
wadrayyy !! nga wata any dago ?:roll:
91. Veloo ( 21/03/2006 20:55)
wata ka njy mahay manava mystere kle :-D:-D:-*
92. Fiffi ( 22/03/2006 06:04)
be mystere koa ato an!:-D
93. cutie ( 22/03/2006 13:32)
veloo, efa tsy mistery tsony koa, efa misy hono hoy i watafon :lol:
94. Fiffi ( 22/03/2006 19:49)
:-D:-D:-D:-D
95. fijo ( 22/03/2006 21:03)
le dovay aloha tsy misotro betsaka aho e,fa misotro isan'andro.
io resaka dobera io ry fiffi,resaka varotra io an,aza mijabaka ao.
dovay sy sport ihany dia lasa choles
96. Veloo ( 22/03/2006 21:21)
:roll::roll:
97. fijo ( 22/03/2006 21:37)
io maso io ,voa eo ny hiafarany
98. Fiffi ( 22/03/2006 21:42)
:roll:
99. fijo ( 23/03/2006 04:33)
io koa manaraka
100. Fiffi ( 23/03/2006 05:45)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5089