cholesterol

141. fijo ( 31/03/2006 19:10)
aza gaga hoa nareo
142. Fiffi ( 01/04/2006 11:21)
aleo mihomehy ary :-D:-D:-D:-D
143. Veloo ( 02/04/2006 03:45)
:roll:
144. cutie ( 02/04/2006 18:56)
fa in alou le mahagaga fa tsy arako:roll:
145. Veloo ( 02/04/2006 21:26)
cutie anontanio an'i fijo retsy :wink: izy ihany io be resaka ao
146. Fiffi ( 03/04/2006 05:19)
fijo koa aza nanjavona koh! :-D:-D:-D
147. fijo ( 04/04/2006 20:07)
veloo an le hoe "vosifotra"no mahagaga ny mpokona
148. Fiffi ( 05/04/2006 03:53)
de inona aloha ny dikan'io hoe "vosifotra" io ?
149. watafon ( 06/04/2006 09:07)
f'angah mbola tsy novalian'i veloo ihany ? tsss ! zany mihitsy ange no nandrasako e! :-D
150. pitchou ( 06/04/2006 09:34)
efa hita ve klou le fanafodina cholesterol teo e!!! raha tsy mbola hita d vinaigre de cidre
151. rapala ( 06/04/2006 11:53)
dia atao ahoana no fampiasa ilay vinaigre ry pitchou, sao dia may eo indray ny vavony!
152. watafon ( 06/04/2006 11:57)
pitchou: zany toka akia? mbo omeo oe ny posologie !!
153. Fiffi ( 06/04/2006 12:54)
tena mbola tsy naheno an'izany indray aho an! mba omeo ary hoe ny fomba fampiasana azy ry pitchou .
rapala: ary nanao ahoana ny fanarahana ny regime tao akia ?
154. fijo ( 07/04/2006 03:37)
aiza ary pitchou teo ,sao nandainga fotsiny dia lasa
155. Fiffi ( 07/04/2006 05:10)
ny vinaigra mantsy malaza ho fanadihovana vy , ary zahaloha dia mampiasa azy koa @ famonohana ireny pucerons ireny ao @ rosier-ko ka mba gaga hiany aho fa aleo miandry an'i pitchou zany!
156. watafon ( 08/04/2006 14:46)
d tsy hiresaka intsony v isika zany ?
157. Fiffi ( 09/04/2006 06:37)
:) miresaka kosa ka! ndryyyy :*
158. watafon ( 11/04/2006 10:53)
:-D:-D:*:*
159. Fiffi ( 11/04/2006 13:32)
:*:*:*
160. watafon ( 14/04/2006 06:25)
zao v d miresaka ? :*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1432