cholesterol

181. watafon ( 29/04/2006 17:46)
Fiffi: mbo jereo kely eto ange e!
http://www.doctissimo.fr/html/nutrition/mag_2003/mag0919/dossier/omega3_sante_niv2.htm
182. Fiffi ( 30/04/2006 13:58)
wata: merci akia an! :* fa tena complet be io an! tsy mahagaga ny halafony.
183. fijo ( 30/04/2006 19:00)
mihazakazaka dia milamina io e
184. Fiffi ( 01/05/2006 04:11)
fijo: anadao hiaraka hihazakazaka zany eh! na dia tsy misy chol aza mahasoa hiany io ! indrindra fa raha misy kibo fa nisotro bek's :-D:-D:-D
185. rapala ( 02/05/2006 08:16)
Fijo a, tsy manana aina hihazakazaka izany akia:lol: dia inona indray hono - hilomano tsy mahay fa dia toy ireny briky hatsipy anaty rano ireny glou glou glou=)) roller skating indray ve? dia toy ireny olona mamo nisotro beck ray barila:-P:-P=))=))

watafon> tsy maninona tokoa ve mihinana omega 3 na dia manao alergie-na trondro sa misy omega 3 tsy misy menaka trondo fa substituena:?::idea:
186. watafon ( 04/05/2006 18:31)
rapala: refa mety ho trondro angah d tsy zakanao ?
tsy ny trondro rehetra mantsy no misy azy io e!
187. Fiffi ( 05/05/2006 04:26)
fa ny omega6 tsy misy trondro an!
188. rapala ( 05/05/2006 10:17)
an, an, heritreritra nandalo ny ahy satria misy zanaka ny namaka manao allergina trondro rehetra mihintsy sy ny voanjo, ka izay no saika mba hanontaniako.

Ny ahy tsy handriko ery izay hinana ilay tilapia miaraka @ vodaby sy tongologasy - dia ila amalona sy henakisoa, hmmmmmmmmmm miaraka @ rougaille hmmmmmm
189. watafon ( 05/05/2006 17:32)
rapala: d tsy mety zany raha izany kou , omega 6 asaina hohaniny e!
190. rapala ( 05/05/2006 20:04)
watafon> ilay omega 6 ve tsy avy amina noix e... ka izy kou manao allergy anio ihany kou, indrindra fa voanjo - de tsy misy hevitra izany e...:x

Manaova w/end tsara daholo e, :-*:-*:-*
191. Fiffi ( 06/05/2006 04:43)
O! rapala aahhh !! zany ve akia tsy ho sosy be indray ? ny tilapia anie efa trondro matavy be eh! de mbla hasina voatabia sns... hiany ? Attention!!!
192. watafon ( 06/05/2006 17:47)
rapala: d tsy hitako intsony zany no atao kou ! misaotra e! d torak'izany koa !
193. fijo ( 06/05/2006 20:27)
rapala,an raha lergikana trondro dia homeo polaramine fa za koa taloha lergika be,dia hafak'io.
fiffi an,natrondro matavy aza ny tilapia tsy olana amiko kle
194. Fiffi ( 07/05/2006 04:20)
fijo: @ ndry zany tsy olana fa raha efa be chol ve akia de mbola hinana sosy be indray ? fa raha hoe grille-na angamba mba mety.
195. rapala ( 08/05/2006 14:36)
fiffi> ilay tilapia ange tsy de we be sosy fa votabi sy tongologasy dia tongolo (samy anticeptic daholo ireo) dia hasina huile d'olive kely fotsiny dia hmmmm.

fijo> inona izany polaramine izany akia:oops: dia aiza no mety ahitana izany?
196. Fiffi ( 08/05/2006 14:42)
rapala: d'accord zah hoe aniseptika daholo ireo fa asa raha efa mba nahatsikaritra ndry ireo sinoa ! ry zareo dia tsy mba manisy voatabia ny sakafo na dia kely aza , nahoana ? satria ny sauce hasiana voatabia , miaraka @ tongolo gasy sy oigon tonga de lasa sauce be mankatavy ary ratsy be @ chole an! nefa asa aloha fa io efa mba niresahako t@ namako sinoa zay.
197. watafon ( 08/05/2006 17:47)
rapala: antihistaminique zany polaramine e! fanafody allergie izy io ary any @ farmasia no ahitana azy e!
Fiffi sy fijo, zany eo ihany fa zay atya nie mihinana trondro isan'andro e! efa mitady ho leo mitsy za io fa mieritreritra ity omega 3 d lasa mankafy ndray !:-D:-D:-D
198. rapala ( 08/05/2006 21:46)
tena very mihintsy izay raha tsy eo watafon:wink:
de inona aloha ilay trondro hohaninareo isan'andro izany ry wata? Mampilendalenda dray an, hmmmmmmmmmmm
199. watafon ( 13/05/2006 18:38)
rapala: refa mety ho karazantrondro fatantrao d misy aty doly e: thon, rouget,cabot,capitaine,sole,tilapia,saumon,..... hummm , handefasana v enao e?
200. Fiffi ( 15/05/2006 05:05)
wata aaaaaaaaahhhhhhhhhhhh andefaso akia zah an! :( aty anie ka faran'izay lafo ny trondro an! misy hiany aloha ny surgelé fa berkkk !! tsy misy tsirony !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.246