cholesterol

161. Fiffi ( 14/04/2006 12:57)
:*:*:*:*:*:*:*
162. fijo ( 14/04/2006 20:45)
resaka aratsaina sisa nareo izany ko
163. Fiffi ( 15/04/2006 04:01)
bon ! ireo aloha eo hiany fa ity misy fanontaniana:
Ny fihinana chocolat ve , ahoana io @ cholesterol ?
164. watafon ( 15/04/2006 05:14)
tô tsy mampisy cholesterol loatra io k ! hihinana bobaka angah njy @ ty pâques ty ? tandremo ihany nefa ! :-D:-D:-D
165. Fiffi ( 15/04/2006 06:11)
wata: ka tena :miam::miam: kosa anie an! sady misy annif androany de tsy ho voatana mihintsy aloha io an! :-D:-D:-D:-D
166. botity ( 21/04/2006 11:14)
ilay izy exercice ( > 45 min) hanalana zay efa niangona de mitandrina amin ny sakafo zay hohanina mba tsy hampitombo ny efa ao fa raha ilay hoe sakafo manokana na fanafody mandoro lay cholesterol aloha tsy de inoako loatra fa resak eh no betsaka e
167. Fiffi ( 21/04/2006 12:47)
ny fanafody kosa misy tsara eh!
168. watafon ( 22/04/2006 15:14)
botity: misy mihitsy k !
169. Fiffi ( 23/04/2006 05:38)
wata: ary le omega 3 ?
170. watafon ( 26/04/2006 03:28)
:roll::roll::roll:
171. Fiffi ( 26/04/2006 04:47)
wata: :*:* toa gaga be enao ? tsy mbola hitanao ve ireny dobera hoe omega3 ireny ? hoe mampidina ny taux ny cholesterol ireny ? na ireny pro-activ ireny ?
172. watafon ( 26/04/2006 12:32)
tapaka ny concentration ko teo k ! :lol: hitako k ! zavatra tena ilain'ny vatana izy io e! Acide gras indispensable mantsy izy io izay tsy vitan'ny vatana neafa tena manampy betsaka @ fonctionnement n'ny système nerveux !
173. Fiffi ( 26/04/2006 15:25)
hitako no lafo be ery!
174. watafon ( 26/04/2006 16:36)
aty angah reny azo vidina fa tena tsy laitra mihitsy !!
175. Fiffi ( 27/04/2006 12:33)
wata: ny aty koa aza 250g ve efa mahatratra 5,50€ !
176. watafon ( 27/04/2006 17:11)
kou eritrereto amzany ary kou !
177. rapala ( 28/04/2006 11:14)
Zao dray vo nijery eto.

watafon> ilay omega 3 toa tena tsara fa raha manao allergy @trondro ve tsy vo maisa danzabe?

fiffi> misaotra nanontany fa mbola mila manao analizy vao hita hoe nety na tsia, fa ny tena hatoko dia ny tsy mihinana sakafo be menaka ary manao fanatanjahatena matetika, mandeha fa tsy mihazakazaka mandritriny 30mns min. Ilay poireaux manao ihany aho fa tsy isan'andro fa rehefa tsemboka aho @ ilay exercise de maimbo2 ilay izy, de mitsôka mandositra daholo ny manodidina=))=))

Fa aiza aloha i pitchou sy ny vinegra, tena te-ahalala izahay re!
178. watafon ( 29/04/2006 03:44)
rapala; tonga soa alou :-* tokony tsy haninona k !
179. Fiffi ( 29/04/2006 05:47)
f'ita hoa eh! tsy nandalo teto intsony i pitchou! zah koa aza mba liana @ io an!
180. watafon ( 29/04/2006 17:35)
mbola mikaly izy zay angamba !:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.498