cholesterol
122. Fiffi
(
25/03/2006 18:56)
wata: raha vao lany akia ny sakafo tonga dia mihinana an'io an! ohatra rehefa mihinana ireny escargot ireny satria tongolo gasy , beurre sy persil fotsiny ny farce dia ny haleine ratsy be avy eo fa raha vao vita ny fihinana azy tonga dia mihinana , andramo anie eh! :*
125. rapala
(
27/03/2006 07:04)
mihinana ilay persil ve re olona tsy toy ireny mihinana vil toy ny omby?:lol:
Marina fa mba misy persil ihany sy sakafo ataoko fa votetitetika madinika dia midina fotsiny any @ tenda, en plus maisamaisatra izany ilay izy.
Fijo- ny njy no mety, @ alina vao mihinana dia mandositra daholo ny sipa=))=))=))

126. Fiffi
(
27/03/2006 10:19)
rapala: :evil: :-D:-D:-D:-D:-D:-D fa ilay persil anie ka tsy bdb no ho hanina eh! fa branche iray iny dia tsakotsakohina tsara dia atelina sady be vitamine koa anie io eh!
127. fijo
(
29/03/2006 03:46)
wata,kay nefa ny ahy sifotra io no tena zavatra tiako.hummmmmm entrée sifotra,avy eo ravitoko sy hena kisoa,hammmmmm,tsy mandray vahiny androany ry veloo sy fiffi an.
129. Veloo
(
29/03/2006 20:24)
rapala =))=))=))=))
zany mihitsy retsy zao no ataon'i fijo @ alina a
fijo mazoto homana lesy a :°):°)
zany mihitsy retsy zao no ataon'i fijo @ alina a
fijo mazoto homana lesy a :°):°)
132. rapala
(
30/03/2006 07:18)
Fijo a, homeko anao maiamapona izany ilay do dia hampiarahina @ sifotra dia hasiana tongolo gasy 1kg sa ahoana ry veloo sy fiffi
133. Fiffi
(
30/03/2006 09:23)
rapala: :-D:-D:-D evitra tena mety ny anao :-D:-D:-D fa tsy hihaona @ i fijo aloha aho mandritrin'ny firy andro re eh ? raha tsy minana persily izy raha izany :-D:-D:-D
134. watafon
(
30/03/2006 19:05)
Rapala, ahoana no hanomezanao an'i fijo an'ilay do ? mba hazavao tsotsotra oe !!:-D:-D
Fiffi, ankoatran'ny sifotra d tiako dôly e! :*:*
Fiffi, ankoatran'ny sifotra d tiako dôly e! :*:*