cholesterol

101. cutie ( 23/03/2006 12:42)
tongolo gasy koa ry reto mbola mampihena cholesterol koa:lol:
102. Veloo ( 23/03/2006 13:38)
ieeeeeeeeeee tena adiniko iny hihihihi ny sinoa sy ny zaponé tena tsy mba manana cholesterol mihitsy azony misesika an'io fona, izay sakafo ataon-ndry zareo dia tsy maintsy misy tongolo gasy...

Tairo ry gasy ny tongolo gasy a fenoy @ sakafo a
103. Fiffi ( 23/03/2006 17:01)
ay! ay! ay! ay! le fofona anie tena ay! ay! ay! :-D
104. watafon ( 23/03/2006 18:54)
Fiffi, tara b enao :wink:! fa ianao v alou teto fôna e? tadidinareo v zany puib zany ? taty dago io an !!
soa ihany za fa tia mihinana tongolo gasy kle !!!:-D:-D:-D
105. fijo ( 23/03/2006 20:26)
ary izay kay no tsy mampisy choles ahy,za mahalany tongolo gasy iray kilao isam bolana.tena kozy io an.sady ny ahy tsy tiako raha masaka be fa tiako le izy masika iny.
fa ny sipa masika tsy tiako an
106. Veloo ( 23/03/2006 23:22)
:-D
107. Fiffi ( 24/03/2006 05:19)
wata: tsy naharaka zany zah ka!
fijo: tahaka ahy ve ?
108. rapala ( 24/03/2006 11:33)
mahamaimbo vava kosa ilay tongolo gasy e, na dia mihinana siligoma aza mbola mandrezatra an'ila fofona foana. Ratsy ve ra capsules ireny?:idea:
109. Fiffi ( 24/03/2006 13:43)
f'ita wa ry rapala eh!
110. mandrindra ( 24/03/2006 14:35)
ny cholestérol dia ilaina ary zavadehibe amin\'ny tenan\'olombelona. misy karazany roa anefa izy io dia ny LDL-cholesterol na choles tsara sy ny HDL-cholesterol na ny choles ratsy.
rehefa betsaka ny LDL-cholesterol dia miteraka plaque eny amin\'ny lalandrà, izany hoe mihamaina tsikelikely ny lalandrà amin\'ny toerana sasany ka miteraka ny fihakelezany. Rehefa mahatratra 50% io fihakelezan\'ny lalandrà io dia mitarika aretina any amin\'ny taova isankarazany izany : ny atidoha, ny fo, ny voa, ny tongotra sns...
ny aton\'io fanazavana io dia izao, raha mbola tsy voan\'ny cholesterol na vao fiantombohany dia fiadiana amin\'ilay cholesterol fotsiny dia ampy. fa raha efa voa kosa dia sady miady amin\'ny choles mampiena azy no tsy maintsy mihinana fanafody miregénérer ny lalandrà.

ny fanfody mampihena cholestérol dia ny policosanol na extrait ana-fary (canne à sucre), ny fihinanana 10mg isan\'andro an\'io mandritra ny 6 herinandro dia mampihena 21% ny mauvais cholestérol. ho an\'izay mahita izany dia mahereza homana fary.

ny oméga 3 indray izay atao pub be mahatsiravina amin\'izao fotona izao dia marina fa mampihena ny risque cardiovasculaire (izay vikatry ny cholestérol) fa mila fitandremana sy fidina. ohatra ireny dibera sy sakafo isankarazany misy oméga 3 ireny dia tsara ny oméga 3 saingy tandremo ny karazana menaka sy produit isankarazany ao anatiny. raha ny sakafo dia ny trondro matavy toy ny saumon, thon, sardina, hareng no misy azy. ny manaka indray dia ny huile de colza no tena be oméga 3.

Misy fanafody iray amidy eny amin\'ny pharmacie antsoina hoe Salvékol izay fikambanan\'ny policasinol sy oméga3, anontanio ny faramsiana sy ny mpitsabonareo fa fantany io.

Ny fihianana fanafody dia tsy ampy fa mila fitandremana sakafo sy hetsika ara-batana.
111. watafon ( 24/03/2006 18:40)
mandrindra , tohizako kely :k tsy maintsy ny fitiliana rà ihany zany no hahafantarana fa mihoatra ny fatra tokony ho izy ilay HDL cholesterol ao aminao mba ahafahana miady aminy !!!
112. Veloo ( 24/03/2006 18:46)
zay mihitsy ka... manjara lasa lasa eo ko ny good cholesterol...
o ry reto a tsara wa ny tongolo gasy...
rapala a raha tian-njy ny pill dia io ataoa nefa afa ihany zany oe natoraly zany ka...
113. watafon ( 24/03/2006 18:49)
marina tokoa zany ry veloo an ! tsy vitan'ny mampihena choles ihany ange izy io fa mi stabiliser tension arterielle e ! manana effet tsara @ circulation zany ny tongolo gasy e !
114. Veloo ( 24/03/2006 18:53)
ie ny poma mahafaka fa miadana beuuuu fa ny tongolo gasy tena efficace be mihitsy...sady natoraly hihihih
115. watafon ( 24/03/2006 19:01)
d tonga d mihinàna ary njy zao e! :-D:-D
116. Veloo ( 24/03/2006 19:02)
oay kle za @ alina no mihinana, fa nareo tsy mahafantatra fa maha tsara fofonaina ilay izy rehefa maraina an:wink:
117. watafon ( 24/03/2006 19:13)
tsy contraire zany v lesy no mitranga kle !!:-D
118. Veloo ( 24/03/2006 19:42)
an3 ka :-D
119. fijo ( 24/03/2006 20:19)
izay tia tongolo gasy toa ahy,ka matahotra le fofona avy eo,dia ity atao.mitsakoa persily rehefa avy mihinana azy,fa tsy hisy fofo izany ianao.
za wa mahalany 1kg isam bolana.fa tsy mba misy fofona izany.
ny ahy izao "DHL" no fantako,fa izany "HDL" izany lavitra ahy.hi hihi
120. Fiffi ( 25/03/2006 17:26)
fijo: ie! ny persil aloha tena mahafaka ny fofony eh! fa tsy andrasana ela voa ho hanina io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0305