cholesterol

61. Fiffi ( 17/03/2006 16:35)
Ny kôlesy ve mety ho afaka tanteraka sa tsy mantsy misotro jus de poireau sy mifady matavy mandrakizay ?
ny matavy aloha dia tsy ho tsara mandrakizay ho an'ny fahasalamana eh! Raha hoe ho afaka tanteraka , nahoana moa no tsy ho afaka tanteraka raha tena manaraka tsara sy mitandrina tsara indrindra fa @ fomba fisakafohanana , ny spaoro ka tena ilaina fa tsy hoe hinana izao fanafody rehetra izao dia ho afaka tanteraka io an! Ny jus de poireaux i aloha efa betsaka ny nisotro an'io an! ary tena nahitana valiny tsara mihintsy , fa tsy hoe andeha hisotro androany dia ho afaka io an! fa io no hatao rano fisotro isan'andro tahaka anao misotro rano eh! satria ny vatana mila misotro rano betsaka mihintsy ao anatin'ny 1 andro dia io sotrohina.
62. fijo ( 17/03/2006 19:55)
samoana,mety hafaka tanteraka io ka,
cutie,sy wata:tena marina io,fa dokotera roa no nanoro ahy an'io taty,fa dovay mena no mety ary iray vera eo ampihinanana ihany.za moa dia misotro foana isaky ny mikaly.de mila mihetsika kely foana koa.
63. Veloo ( 17/03/2006 21:15)
ie mety ho marina ny divay fa maha-be tension ndray an, par contre raha poma tsisy inconvenient mihitsy vo maika ary mampadio nify, mande any cabinet regulierement...:wink:
64. fijo ( 18/03/2006 03:55)
de regulierment maninona any ry veloo???
ka rehefa madio le lalan dra dia hena ny dovay ko.le izy mbola tsentsin'ny choles iny no hisotroana azy tsara aloha
65. Fiffi ( 18/03/2006 06:55)
ko tsy hanararaotra hisotro divay daholo ve ny olona ? i fijo zao aloha no tena hitako fa mahazo aina be raha resaka divay eh! :-D:-D
66. watafon ( 18/03/2006 15:12)
Fiffi, d zany tokoa aza moa an ! fa iray vera ihany ry fijo fa tsy mihoatra an'izay an ! :-D:-D:-D mivadika zavatra hafa ndray mantsy !!
67. Fiffi ( 18/03/2006 15:34)
wata: :-D:-D:-D ny an'i fijo aza hasiany taoka gasy hono ka tsy hanao melange ao ve nihafarany ?:-D
68. watafon ( 18/03/2006 15:48)
Fiffi, tsy sahan'izany izy k ! tonga d mivaingana le kolesy !!
69. Fiffi ( 18/03/2006 16:44)
tonga ny mpitsabo fa aleo aloha dinihana kely ny fanontaniana hapetra ho azy:-D
70. watafon ( 18/03/2006 18:52)
miandry ary za e!
71. Fiffi ( 18/03/2006 18:57)
izao zany ny fanontaniana: tena mampihena ny cholesterol tokoa ve ny fihinana ny dobera pro-activ ? satria efa lasa maro loatra ny karazany ka toa lasa commerce ilay izy.
72. watafon ( 19/03/2006 19:18)
za alou tsy miconseiller an'ireny e! araka ny efa voalazanao io oe commerce ftsn reny amiko e! ny régime ihany no hitako fa tena mety e! d le divay tsy hadino !!
73. Fiffi ( 19/03/2006 20:29)
ntsssss !! aiza indray ary zany divay zany re eh! :-D :*
74. cutie ( 19/03/2006 20:46)
fiffi ve tsy mino?
75. Fiffi ( 19/03/2006 20:51)
cutie: mino an'io akia zah fa mba mananihany an'i wata sy fijo an! :-D:-D:-D
76. Veloo ( 19/03/2006 22:04)
77. Fiffi ( 20/03/2006 05:52)
gaga be Veloo an!:-D:-D:-*:-*
78. zandrikely ( 20/03/2006 16:25)
rapala : marina daholo ireo , fa tohizo fona ny manao sport , io ko miankina @ ilay sport atao , dia ny atody , lait ecreme sotroina , ny hitako tena mampidina haingana io dia ny mihazakazaka e , vetitvety io fa andramo
79. Veloo ( 20/03/2006 17:24)
exercice ihany ka:wink:
80. watafon ( 20/03/2006 18:15)
Fiffi,za io zao avy nisotro eiray vera teo ! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2155