cholesterol
201. watafon
(
15/05/2006 09:00)
aty aminay anefa eo @ 3.000 fmg(600 ar) no hividianan'ny sté ny 1 kg amin'ireo trondro retra vôlazako reo afatsy ny thon ihany no 5.000 , andraso fa andefasako eto njy e! :-D:-D
202. mimich
(
15/05/2006 09:27)
wata> zany ve???????
crevette no tena tiako!!!hummmmmmmmmmmmmmmm itonjao refa miakatra hihihihi
crevette no tena tiako!!!hummmmmmmmmmmmmmmm itonjao refa miakatra hihihihi
203. rapala
(
16/05/2006 12:48)
watafon handefaso mihintsy e... an, an, handraso kely mety ho tonga any dago any mihintsy aho de hitsidika an'i wata za de mande mividy trondo tsika roa sa ahoana?
205. Fiffi
(
16/05/2006 13:21)
rapala: :-D:-D:-D de tsy hay intsony eh! hadinony io ! sur zah ! :-D:-D:-D
207. watafon
(
16/05/2006 19:02)
mimich, hitondrako fa aza matahotra e! hihihi!
rapala: tandremo ary tsy hita eo njay !:wink::-D
rapala: tandremo ary tsy hita eo njay !:wink::-D
216. mimich
(
18/05/2006 09:28)
fiffi>
rapala ho avy aty dago
wata ho avy eto tanà
hitondra trondro ho an'izay eto an-toerana hihiihii njy lavtsa b
sa tsy zany ry wata sy rapala,
hummmmmmmmm tsy maharitra ndray i fijo fa kaly no resahina
rapala ho avy aty dago
wata ho avy eto tanà
hitondra trondro ho an'izay eto an-toerana hihiihii njy lavtsa b
sa tsy zany ry wata sy rapala,
hummmmmmmmm tsy maharitra ndray i fijo fa kaly no resahina
217. rapala
(
18/05/2006 10:36)
mimich:=D ka za techinana trondro manja be, tongava daholo any dago fa efa miandry wata:):wink::)
218. rapala
(
18/05/2006 10:37)
lasa diso mihintsy ny soratra fa efa tena te hihinana trondo.
tsy za techinana fa tokony hoe ze te hihinana:oops::oops:
tsy za techinana fa tokony hoe ze te hihinana:oops::oops:
219. watafon
(
18/05/2006 12:05)
hihi! gaga aho mantsy hoe technicien aquacole koa kay ity rapala kle !:-D:-D:-D
