fa ahona àry?

1. rapala ( 11/05/2008 07:55)
Lasa bdb ny olona tia miady sy mifampamelively eto @ serasra fa dia ahoana marina àry, stressé be lôtra ve @ ilay fiainana sa dia efa toetra ilay izy e?
Mba mangataka izay faka manazava re fa dia miha-bdb tokoa ilay izy e, misaotra anareo. :)
novalian'i rapala ny 14/05/2008 16:38
2. XxxX ( 11/05/2008 08:11)
aiza zany ? ito v ?

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4824460930b63#m482647a227dcb

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m481ab34d6777d#m4826460180048

anontanio an'bozy sy ny tariny =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. ainaheri ( 11/05/2008 08:32)
rapal> le izy zany araka ny zava-misy miseo eo @ tsi11 ee,satria ao ny mifosafosa any ambadika any d lasa misy tongony le izy d miitatra,ao mou no entin'ny fialonana,ao ndray ny tsy fahazakana virtoaly sy ny fampifangaroana ny olany any antokantranony sy ny eto d lasa ny ato no analany fo!!
Sarotra ny ananatra ny tsi1,eny e azo tenenina ihany ra mety!!

Ny tiako tenenina fotsiny we tokony azo ajanona ve ilay kifosafosa any ambadika satria matetika iny no fositry ny olana eto
4. Aino ( 11/05/2008 09:21)
raha ho ahy manokana aloha dia efa leo an'le mandevitra faona de manjary tezitra avy eo!! fa ny hitaritana ny ady de tsy maintsy misy faona olona iray mihita zavatra amoronanan azy.

de mitovy hevitra @ainaheri koa!
5. ni81 ( 11/05/2008 09:34)
Lasa bdb ny olona tia miady sy mifampamelively eto @ serasra fa dia ahoana marina àry, stressé be lôtra ve @ ilay fiainana sa dia efa toetra ilay izy e?
Mba mangataka izay afaka manazava re fa dia miha-bdb tokoa ilay izy e, misaotra anareo.
Zà koa rapala tena mahatsapa an'io resakao io. Tena tonga @ fitenenana hoe tsy hitenenam-bilany rimbina ny sasany, fa na dia resaka tsotra fotsiny izao aza dia miakatra mafy mihitsy, ary raha hoe tsy an-tsoratra angamba io dia maheno azy daholo hatrany @ 100m satria mitabataba tokoa.:lol:
Misy ny sasany, efa toetrany, misy koa anefa ireo tsy mahita hanamparana ny hatezerany angamba dia eto no mamatrapatratra mafy. Izaho indraindray dia mamaky fotsiny ireny resaka ireny fa tsy mamaly. Ny hendry mody voky hoy ilay fomba fiteny... :)
6. ravakamalala ( 11/05/2008 10:04)
miha mafana angamba ny andro! :-D :-D :-D
7. endrika01 ( 11/05/2008 12:46)
Lasa bdb ny olona tia miady sy mifampamelively eto @ serasra fa dia ahoana marina àry, stressé be lôtra ve @ ilay fiainana sa dia efa toetra ilay izy e?
Mba mangataka izay faka manazava re fa dia miha-bdb tokoa ilay izy e, misaotra anareo.

raha izaho manokana aloha no hamaly dia tsotra no azoko havaly,

mba tsy hisian'ny olana dia foano ny firesadresahana an'i ...sy i ....
fa mety ho mpinamana anie ilay olona hifosanao azy iny e,
dia ny iray mody manongilan-tsofina sy mihaino ny tantara lazaina,nefa
avy eo iny tongany any @ lay olona nofosainao,ka amin'iny indrindra
lay resaka mety hiampy dia raha ohatra aza izao ilay iray miteny hoe tena hendry akia izy iny,de ozizy lay mpitati-dresaka hoe ndry hoe mody mba hendry,ndry hoe zao,

ny fitantarana vie priveé fa iny ihany no hamelezany anao refa avy eo,
ndrindra mou fa tantaram-piainana izany,tano hoanao samy irery.

refa manambady ianao dia izay vao ifampizarao @ vady aman-janakao.
ny sasany mantsy mody mba mangoraka sy manetsetra fa inona koa no eo.
na tsy maninona fa tantarao, raha marina ilay nolazainao,nefa ianao
fosainy na hampotrany amasom-bahoaka ny sekire-nao dia aza mifamaly aminy
akory fa ataovy hanatra ny amin'ny hoavy reh a,dia ho foana ilay fifamaliana!

Dia hozizy lay hira zay koa hoe,,samy Malagasy ka mifankatiava !Gasy baba gasy nendry!hi hi hi =D> =D> =D>
8. zakomaimanovapsedo ( 11/05/2008 13:22)
Lasa bdb ny olona tia miady sy mifampamelively
:-*

Izy io angamba tsy hoe misy "olona tia miady", fa raisiko amin'ny zavatra tsotra hoe: na eto @ Forum na any @ Karajia dia "soratànana" no ifandraisantsika eto. Noho izany dia sarotra ny maminavina ny gadona ("ton" ) hanoratan'ny tsirairay; hany ka betsaka ny incompréhesion dia misy ny fandraisana an-tedrony dia mivadika fifamaliana ny zavatra tsy misy fotony.

Izany akory tsy midika fa tsy misy ny provocation avy @ olona tsy mitonona anarana na tsy hita sary. Ireny indray dia tsy tsara valiana fotsiny.

Fa ny tsara rehefa misy tsy fifankazahoan-kevitra dia ny tsy michauffe avy hatrany fa mangataka confirmation @ ilay olona aloha hoe: "inona marina no tianao ho lazaina" na koa hoe "vazivazy ve ny anao" ets...
Rehefa lasa lavitra mantsy ny fifamaliana dia tafavoaka hatramin'ny détails ny vie privée dia manjary lasa any @ tiribonaly no ihafaran'ny resaka.

Ka aza hasarotina ny resaka fa na ny mpianakavy aza anie tsy voatery hifankatia é! Fa rehefa atao ny dialogue miravona avokoa!

AZA MIANDRY HOE MISY FAHORIANA VAO SAMY MODY MITOLOKOLOKO ETO FA RAHA SAMY MBOLA VELONA ALEO MIFANAJA! NYZANDRY MANAJA NY ZOKY ary NY ZOKY MANAJA NY ZANDRY.

Izany àry ny teniko Tompoko.:-* :-* :-* :-*
9. endrika01 ( 11/05/2008 13:44)
zakomaimanovapsedo:

ka eo anie tsy misy mety hilaza ny taonany izany e,tsindriko kely lay hoe:ZANDRY MANAJA ZOKY !ary ny ZOKY MANAJA ZANDRY!

mila mifanaja ny daholo be,ry zareo a,zay lay fiaraha-monina hanjakan'ny rariny sy ny hitsiny!
=D> =D> =D>
10. rapala ( 11/05/2008 13:48)
misaotra nanome ny hevitrareo tsirairay avy fa dia am-bava homana am-po mieritreritra sisa e .....
11. ainaheri ( 11/05/2008 18:39)
Ary ny an'i rapala mba aiza :-D :-D :-D Izy nampiteny anay teto fotsiny an hahahaha
12. cutie ( 11/05/2008 19:30)
eny wa :-D :-D :-D :-D :-D
13. ratonga ( 11/05/2008 19:51)
mahay mampresaka ngé i rapala é! :-D :-D :-D
14. rapala ( 11/05/2008 20:21)
ainahri, cutie, ratonga: andray kosa e : tsy haleo ve hampireshana nareo toy izay mangina be fotsiny ao re! :wink: :-D :-D :-D

fa matoa izaho nanontany ange, sady tsy mahay no tsy mahalala d mba mila ny hevitry ny be sy ny maro e! :)
15. milaibe ( 11/05/2008 20:49)
samia mampihatra izay voalaza ireo fa mizotra sy mahafinaritra ny fifandraisana fa izay no tandrovantsika
16. ainaheri ( 11/05/2008 20:59)
Milaibe>> tena marina zany kama aaa
17. melody ( 11/05/2008 21:27)
miray hevitra @ milaibe ny aty :wink:
18. sakaizakely ( 11/05/2008 21:42)
lozan'izay ihavian'ny fanafintohinana hoy ilay boky iray izay :roll: :roll: :roll:
19. melody ( 11/05/2008 21:49)
lazao moa akia ilay anaran'ilay boky a :wink:
20. cutie ( 11/05/2008 23:56)
baiboly zany e :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2077