izao zavatra izao matoa tonga dia nisy antony maro !fa marina ny tenin i AINO hoe raha vao tys misy partie mandefitra TSY METY! sahala @ tokatrano ihany e !Ary tokony hajanona koa ilay fandrangitana sy ny travaux de couloir etsy sy eroa!
Tsy ry BOZY sy ry HERY ihany no nisy olana tahak'izao fa maromaro ihany ka dia trafokena ome-mahery am-bava homana ary ampo mieritreritra tompokolahy sy tompokovavy isany