dia mahagaga ihay ireo olona avy any @ tany mandroso

1. rapala ( 05/11/2007 21:44)
miala tsiny fa @ teny vahiny e!
http://www.youtube.com/watch?v=fJuNgBkloFE&NR=1
dia ity ihany koa
http://www.youtube.com/watch?v=w_mkwB9ayK4
novalian'i rapala ny 08/11/2007 07:57
2. cutie ( 05/11/2007 23:43)
tapaka ny tsinaiko akia a :-D:-D:-D:-D:-D
3. radjery ( 06/11/2007 00:43)
:?tsy tapatsinay fa nipitrapitra fotsiny:(tsy mahay afa-tsy teny gasy8-)
4. cutie ( 06/11/2007 00:53)
mba misy azo raisina ihany ao e :lol:
5. niryna ( 06/11/2007 05:14)
rapala:

miala tsiny fa @ teny vahiny e!
http://www.youtube.com/watch?v=fJuNgBkloFE&NR=1
dia ity ihany koa
http://www.youtube.com/watch?v=w_mkwB9ayK4



=)) ka tsy nianarany kosa tsinona ka:-P
6. sarobidy ( 06/11/2007 07:16)
:-D
7. menalamba ( 06/11/2007 08:21)
Zendana aho marina...!!! Anefa dia nirehoka ery ilay rangahy nahita ny ADN fa lalin-tsaina hono ry zareo....:°)
8. rapala ( 06/11/2007 08:29)
eny aloha e, tsy midika fa ny mponina iray manontolo no toy izany fa betsaka tokoa no mahay sy misaina, fa na dia izany aza mampimé ihany....
9. booboo ( 06/11/2007 11:01)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
10. Kwasi ( 06/11/2007 13:57)
=))=))
Mampahatsiahy ahy ilay ilay vazaha nidoika tamiko fa any @ hemisphere sud hono avy any andrefana no miposaka ny masoandro. bacc+4 izy @ io an.
11. zamanoro ( 06/11/2007 14:40)
Salut Rapala
Ka sarotra kosa anie ny milaza ny zavatra mbola tsy fantatra eh. Fa mahatsikaiky ilay izy aloha eh
Ohatry ny manontany kafe sy valamparihy any Androy, manontany kombava sy sora any afovoantany. Betsaka ny ohatra sahala amin'ireo eh.
Io no tonga amin'ilay an'i Betsimisaraka hoe "Omeo koera eh" dia tonga ilay Sakalava nitondra "Vaza", satria "Koera" no anaran'ny boloky amin'ny Sakalava. Saingy ny Koera dia sotro amin'ny Betsimisaraka.
12. cutie ( 06/11/2007 16:52)
Mpandefa : rapala [ Valio ] 06-11-2007 09:29:27
Lohateny : Re : dia mahagaga ihay ireo olona avy any @ tany mandroso
eny aloha e, tsy midika fa ny mponina iray manontolo no toy izany fa betsaka tokoa no mahay sy misaina, fa na dia izany aza mampimé ihany....

ny ignorant no betsaka:-D
13. rapala ( 06/11/2007 16:57)
zamanoro: elaela indray toi vao hita an :-*:-*
marina tokoa io lazainao io fa na dia izany aza maha lasa saina ihany hoe inn ihany ary no hataondry zareo any am-pianarana, ianareo prof. mba hampianaro tsara ny ankizy ka:wink:
fa ilay ranga efa lehibe, veteran , ilay nanontaniana hoe firy ny isany guerre mondiale dia hoe 3... come on efa firy taona ve izy dia tsy ahalala izany kity
14. ikaretsaka ( 06/11/2007 20:20)
anay tsa misy miraharaha izany fa ny mihinankanina ihany ro hay ka

ny mi interresser azy ihany ny an'ny tany mandroso no rarahiany ka:-D
15. ikaretsaka ( 06/11/2007 20:23)
tsy ny tany mandroso ihany ka.. raha manontany an'i rapala tsy ankisopapa aho izo heo aiza izany Anjanamanjaka? hainao ve?
16. rapala ( 06/11/2007 20:36)
ika: any kosa ilay tanindrazanareo e, fa toerana kely izy io any ambanivolo any fa tsy ngedabe toa any israely sy latina amerikana sy allemagne kosa e!!!! tsisy azo hanaovana comaparaison miintsy:wink:
17. rapala ( 06/11/2007 20:47)
ika:any @ faritr'i vakinakaratra akaikin'antsirabe tsy d lavitra lotra an'i vinanikarena no misy an'i Anjanamanjaka re ô, tsy lavitra ny misy ahy ihany koa!
ary aza raisina tena personela be re ilay resaka fa mba eritreritra mandalo iny e, sa nanohana anao mafy tokoa?

cutie::-*
18. ikaretsaka ( 06/11/2007 21:10)
tsy mandray personelle re za fa mananihany e
fa aza adino fa bedebe kao ny gasy tsotra tsy mahay ny zavatra tsy mi interesser azy an.
sady jereo aby anie reto olona nanontaniany e:wink:
19. rapala ( 06/11/2007 21:26)
ka ry zareo amarikana ilay milaza super power ange no tena mahagaga e....ary efa nolazaiko etsy ambony fa tsy midika koa izany hoe ignorant daholo ny amerikana an!!!!
ny malagasy indray sahirana @ fitadiavana dia ié, marina mihintsy ny nolazainao fa rehefa tsy hampidi-bola, hivaky loha kosa aza ve izy e, samy hafa miintsy.
Marina ve aloha no misy ny Anjanamanjaka e?:wink:
20. simplex ( 06/11/2007 21:50)
rapala:
Marina ve aloha no misy ny Anjanamanjaka e?:wink:
ie any akaikin'ny Ambohitrika no misy azy ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3887