dia mahagaga ihay ireo olona avy any @ tany mandroso
22. sitlo
(
06/11/2007 21:56)
efa vita fato-maty ohatran-drapala sy rasabaka.
Ataovy ara-sivy ara-folo dia asiana ilay ara-salaka.
rapala tavi-tavoahangy
rasabaka atao ara-lanitra
fa tandremo rehefa ara-sandry
malaza ratsy ny be volo-kelika.
27. zamanoro
(
06/11/2007 22:24)
rapala:
zamanoro: elaela indray toi vao hita an :-*:-*
marina tokoa io lazainao io fa na dia izany aza maha lasa saina ihany hoe inn ihany ary no hataondry zareo any am-pianarana, ianareo prof. mba hampianaro tsara ny ankizy ka:wink:
fa ilay ranga efa lehibe, veteran , ilay nanontaniana hoe firy ny isany guerre mondiale dia hoe 3... come on efa firy taona ve izy dia tsy ahalala izany kity
Salama
Ka ny fampianarana any anie Rapala fitadiavam-bola fotsiny eh, rehefa mahaloa saosy ianao dia omena diplaoma. Any US no ahitanao injeniera amin'ny fanamboarana trano, sy lalana sy ny sisa eh, tsy mahay mamaha fonction 1 sy 2nd degre.
Dia izay no mahavoatery ny fanjakana mampanao fanadinana manokana an'ireo Injeniera te-hiasa maty hanina, fa tsy maty an' an...akory an ahahahahaha
Dia voatery manafatra sinoa sy karana be dia be na Afrikanina, fa taloha moa Eropeanina no tena betsaka nitsoaka tany.
Ny olona koa anie Rapala vao maheno ny lazany fotsiny hoe US, dia hoe tampony izany, mahay daholo ny olona any. Fa ny Bill Gates anie iray ihany eh, ny Steve Jobs iray ihany, fa tsy hoe ny rehetra dia Steve Jobs daholo akory.
Betsaka ny zavatra azo tantaraina any US fa dia aleo ianao no hahita azy eo sao dia lazainao fa hoe milaza tsaho eto fotsiny aho
29. patrick2002
(
07/11/2007 01:04)
tsy hitako kosa aloha ny olana eh ! hamakiana loha daholo ve ity rehetra ity eh!
sao dia isika malagasy kosa no nivizanina t@ fahalalana afa ny saintsika ka izany no tsy mampandroso antsika ,
Ohatra fotsiny ,eo @ fahaizany gasy matematika ,zaho rangahy dia gaga fa tena donto ny vazaha raha matematika ah! nefa isika tsy nametraka satelite iray eny ambony eny akory.
sao dia isika malagasy kosa no nivizanina t@ fahalalana afa ny saintsika ka izany no tsy mampandroso antsika ,
Ohatra fotsiny ,eo @ fahaizany gasy matematika ,zaho rangahy dia gaga fa tena donto ny vazaha raha matematika ah! nefa isika tsy nametraka satelite iray eny ambony eny akory.
30. ikaretsaka
(
07/11/2007 03:21)
simplex:
Ary Ambohitretsaka nga tsy hitan'i rapala kou :P
:arrow::arrow::arrow::°)
Andavakaretsaka no misy ka (ko raha tsy kolahimbohitra otran la ny bandy ko):P
32. rapala
(
07/11/2007 07:35)
mampimé daholo koa ianareo ireto...
cutie: hihih:-*
zamanoro: efa fantatro efa hatramin'izay ka, efa tafareska isika momba an'io raha tadidinao :-*
simplex: aza mananihany wa :-*
sitlo: tsy ratsy kosa ilay poem an :-*
ika: marina sa tsy marina ilay valin-teny?:-*
cutie: hihih:-*
zamanoro: efa fantatro efa hatramin'izay ka, efa tafareska isika momba an'io raha tadidinao :-*
simplex: aza mananihany wa :-*
sitlo: tsy ratsy kosa ilay poem an :-*
ika: marina sa tsy marina ilay valin-teny?:-*
34. simplex
(
07/11/2007 21:33)
ika,
nikotrika ihany ah fa tsy nahavanona :P
rapala,
tsy hanao lava resaka
ndrao mikaretsaka
na koa hitresaka
fa misaotra betsaka
:-*:-*
:b:b:b:b
35. rapala
(
08/11/2007 07:57)
ika: enao ity koa ra handrangitra...hasio solomaso kely aloha dia mahay mamaky teny tsara @ izay :-D:-D
simplex:tsy ratsy e!:-*
ny fiainana d mizotra
raha atao tsotra
aza be resaka
toa an'ikaretsaka
:-D:-D:-D
ika:any @ faritr'i vakinakaratra akaikin'antsirabe tsy d lavitra lotra an'i vinanikarena no misy an'i Anjanamanjaka re ô, tsy lavitra ny misy ahy ihany koa!
simplex:tsy ratsy e!:-*
ny fiainana d mizotra
raha atao tsotra
aza be resaka
toa an'ikaretsaka
:-D:-D:-D