Misasa

1. rapala ( 13/09/2007 11:28)
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x2cons_francis-turbo-misasa_family
novalian'i ratonga ny 22/09/2007 20:57
2. betty ( 13/09/2007 13:15)
jaii jaiii jaii nadio kouss lery niala avy tao ahh sady tsy mila parfum tsony @ reny ahahahaha
3. radjery ( 13/09/2007 18:33)
tohiny
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x2coxq_francis-turbo-misakafo-maraina_family
http://www.dailymotion.com/mychannel/radavimelo/video/x2cp4d_francis-turbo-manasa-vilia_family
=))=))=))
4. kiadi ( 13/09/2007 19:31)
kiii! zah teo ampisakafoanana le!! tsssss :evil::evil::evil:
5. sasa ( 14/09/2007 04:46)
za tsy hijery fa kay :-D:-D:-D
6. Bita ( 15/09/2007 00:36)
Fa aleo ary hitantarako zavatra kely ianao dia ho fantatrareo izany hoe hatraiza ny fametrana ny anaran-javatra. Tena marina ity tantara ity. Tany ambanivohitra no niseho. Nampaka bady ny zanany ireto RaD dia natao ny fanasana ny havana aman-tsakaiza. Ka dia nikarakara ny fety. Rehefa tonga ny fotoana fisakafoanana dia ireo olona nasaina tsy nisy nety nihinana. Fa inona no hoy ianareo? Po no nandrosoan-dry zareo ny sakafo rehetra satria noho tsy fahalalan-dry zareo. Nefa anie mba tsaratarehy sy vaovao daholo anie. Ka ny tiako ho lazaina dia rehefa antsoina hoe Po dia efa tonga dia ratsy izany na dia vaovao aza. Ny ankizy no misatroka Po fa tadidiko koa i Nanahary nisatroka Po t@ lay hirany hoe odoy e!
7. mbaliana ( 15/09/2007 10:13)
tsy tiako ho jerena intsony ny tohiny:-D:-D:-D
8. melody ( 18/09/2007 10:39)
radjery sy rapala, misaotra nizara ireo clips ireo fa mampimé no nisy fahamarinany ihany ka fa kosa efa mba avancé kosa ny malagasy fa tsy d tena 'vomanga' be ohatr'ireo intsony e.
Amiko ny olona no mihevitra ny olona ho 'vomanga' fa tsy ny toe-javatra no mihevitra toy izany.:wink:
9. tywa68 ( 18/09/2007 10:59)
misaotra anareo nizara e ! tena mahay i F. Turbo io ka !:-D:-D
10. ratonga ( 22/09/2007 20:57)
melody / eo d miseo mba b kabary eo dray an!:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1517