Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
22/03/2006 14:53)
ANKAMANTATRA! surtout ho an' i fasaly
inona ary izany?
Ny an'ny lehilahy atsofony ary ny an'ny vehivavy velariny refa samy lena ?:?::?:...
tohiny
novalian'i colar ny 18/10/2006 20:44
lemenakely
(
22/03/2006 14:44)
o ry andriambavilanitra isany mbà fanontaniana ity?
Ny lehilahy moa dia samy manana ny toetrany e ka mbà omena safidy ianareo iza no azoazonareo @ ireto?
lehilahy mpifoka (sigara) sa misotro (toaka na labiera)sa tia vehivavy sa mpiloka ? anareo ny sa...
tohiny
novalian'i Aino ny 23/05/2006 16:53
ari.malala
(
22/03/2006 09:57)
Ndao ndray aza mba ovaina blonde e
Avy nianatra ony zany ty blonde anankiray (maternelle io an) d jejo b izy nitantara t@ reniny: neny a neny a, zay zany an, nianatra nanisa d ny ankizy neny an, tsy nahavita afatsy hatreo @ 3 nef any a...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:13
diamondra27
(
22/03/2006 07:22)
ESTERA
Mba izarao raha misy mahalala ny tantaran'i Estera courageuse sy reine.......
tohiny
novalian'i marozevo ny 19/04/2006 21:10
diamondra27
(
22/03/2006 06:20)
HALATRA diamondra 4
Aorian'ny tsikitsiky de andeha hilalao indray e!:wink:
Tao @ lapa iray no niseho ny tantara.
Nisy mpanjaka anakiray hono izany nanana DIAMANTS 32 no isany, ary ny zavatra tena mi-obsédé azy di...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:15
Lejim
(
22/03/2006 01:22)
Andriamanjato Richard a Ambohitsorohitra
Nolazain'ny Madagascar Tribune fa noraisin'ny filoham-pirenena Marc Ravalomanana i Andriamanjato richard sy i Rajemison Rakotomaharo.
Ny mahafinaritra ahy indrindra amin'ilay izy dia satria naka toer...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/04/2006 22:52
lamie
(
21/03/2006 21:22)
momba ny fiainana any dago
efa tonga any dago zao ny arenti-mandoza momba ny moka, inona no fiarovana ataon'ny Malagasy?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/03/2006 03:39
vancleef
(
21/03/2006 17:57)
TinyMCE
Ho an'ireo manoratra CMS sahala @ solaitra na manao site perso dia ity misy editeur WYSIWIG tsara be sady mora ampiasaina dia manolo ny textarea ho editeur sahala an'i WORD na Writer
[quote]http://ti...
tohiny
novalian'i hery ny 21/03/2006 19:57
kala
(
21/03/2006 14:30)
lomanon'ny belge
Frantsay (F) iray, amerikana(Am) iray, belge (B) iray no nasain'ity arabo (Ar) iray ho any an-tranony izay tanana miendrika lapa be,tanana zao an! misy zaridaina tsara tarehy,misy dobo filomanosana sn...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:16
kala
(
21/03/2006 14:08)
hetaheta hafa kely
Namangy ity belge iray t@ andro alina ity tary iray
Teo amin'ny latabatra kely eo andoha fandrianany de nahitana vera roa
Gaga le mpamangy
- fa atao inona leisy ireto vera roa ireto?:o:o:o:o
- sh...
tohiny
novalian'i kala ny 04/04/2006 07:33
kala
(
21/03/2006 13:49)
refa avy ny orana
Ny belge zany refa avy ny ny orana ka mitselatselatra be iny ny andro de mihazakazaka mankeny am-baravaran-kely de mitsirika any ivelany.
:?::?::?::?::?::?:
Hay ry zareo mihevitra sao de mba azo s...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:18
kala
(
21/03/2006 13:41)
torista belge
sao de efa nandeha teto aloha klé :?:
mpivady belge iray nandeha tany Egypta mba nijery irony tranom-bakoka (musée) irony.
Nahita ireny faty tehirizina anaty vata be irony izay nisy soratra 3865...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:19
kala
(
21/03/2006 13:36)
belga nahazo vam vaovao
Teny @ RN iray nisy belge mitsambikimbikina teny ambony mercedes milay be
Nijanona ny zandary iray :
- misy simba angaha ny fiaranao?
- an!an!an!
- fa maninona no hitsakitsaihinao toa an'io sa n...
tohiny
novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:21
lemenakely
(
21/03/2006 12:18)
IREO VEHIVAVY LESBIENNE !
Raha nandinika aho dia tsy misy signe ivelany mihintsy ahalalàna andry zareo sauf angaha hoe mifampitantana fa raha mandeha irery tsy hita mihintsy!:?:
sahala @ ity mpanao tennis frantsay malàza i...
tohiny
novalian'i titis ny 27/06/2006 05:33
rurik
(
21/03/2006 12:08)
akanjon' akizy vita malagasy
Saika mba hanotany aho we ao france ao ve mba misy tsena mivarotra akanjon'akizy misy petakofehy ireny .
misaotra....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/04/2006 14:59
rurik
(
21/03/2006 12:04)
akanjon' akizy vita malagasy
Saika mba hanotany kely aho we ao france ao ve mba misy tsena mivarotra akanjon'akizy misy petakofehy ireny ??
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/05/2006 14:49
cmbolatiana
(
21/03/2006 10:15)
Ambilô zaho
Mba omeo tonokiran'i Jean Rigo Ambilô zaho ...
tohiny
novalian'i djohary ny 16/05/2006 21:36
majakely
(
21/03/2006 07:55)
namana be mpitia
Miarahaba manaokana an'i Marimar,,namana be mpitia indrindra eto am serasera i marimar...iza toukou i marimar :roll:??mba tiako handray anjara bebe koukou eto !!!ndrandray mahazo boz'oroka mihoatry ny...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/04/2006 07:24
Dawa
(
21/03/2006 07:25)
offre de produits et services BFV-Société Générale
:D Faly miarahaba anareo Malagasy mifampiserasera ato @ity site ity.
Mandelo eto Paris indray izahay solontenan'io Banky voalaza anarana etsy ambony io manamafy sy milaza fa tsara sy mahomby kokoa ny...
tohiny
novalian'i madera2 ny 17/04/2006 17:28
ravatorano
(
21/03/2006 07:11)
Ny solitany sy ny vahiny mpampiasa vola eto madagasikara
ENQUÊTE
Rush des investisseurs étrangers sur l’or noir malgache
( Enquête du 20/3/2006 )
L’exploration pétrolière on shore (sur terre) et off shore (en mer profonde) sur l...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2006 08:18
