torista belge
1. kala
(
21/03/2006 13:41)
sao de efa nandeha teto aloha klé :?:
mpivady belge iray nandeha tany Egypta mba nijery irony tranom-bakoka (musée) irony.
Nahita ireny faty tehirizina anaty vata be irony izay nisy soratra 3865 av.JC
- inona chéri no dikan'io soratra io?
- shhh io re no nimeraon'ny fiara nanitsaka ilay olona maty ao ê!

novalian'i Veloo ny 26/03/2006 01:19
2. Herimiafina
(
21/03/2006 14:31)
De nandeha nivoaka indray hono izy mivady ireo de nakeny amorondrano, hijerijery voay. De nisy renimboay nitaiza zana-boay tao anaty rano tamin'izay! Izy mivady dia nipetraka soa amantsara teny amorondrano, somary ambony tallus iray.
Dia nilalao, nitoratoraka ilay voay ilay rangahy, kinanjo hay ity voay ity ka afaka miakatra eny antanety, nahita ity voay tamy rangahy dia raiki-tahotra ka lasa nitsoaka nianinkazo.
I Ramatoa kosa amin'io tsy taitra, tsy nihetsika teo amin'ny toerana nipetrahany.
Dia sady natahotra i rangahy nitazana avy eny ambony azo no niantso ambadiny hoe: "O ramatoa ity an, ianao angaha adala an! Voay efa tamy iny mbola tsy mandositra ihany!"
Dia hoy i ramatoa tsy nankasarotra: "izaho angaha no nitoraka azy teo raha tsy ianao". hehehehe=))=))=))=))

6. sasa
(
22/03/2006 04:04)
=))=))=))=))=))=))=)) hummmm mahafinaritra mintsy wa i Kala sy HM ireto mahita mintsy
7. kala
(
22/03/2006 08:32)
merciiiiiiiii nareo ê!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* daholo afa-tsy HM
nareo ve tsy nandinika fa be fenarana fotsiny io :wink:
nareo ve tsy nandinika fa be fenarana fotsiny io :wink:
9. sasa
(
22/03/2006 11:20)
kala marina mintsy izany tenin'ny ari.malala izany akia an! :-D:-D fa na d izany aza samy mahay ianareo kan:-D:-D fa i HM mantsy tena faly mintsy am le manenjika anjiko io , hi hihihihi sao ary njy io d mora sempotra aiza no tsy ho tratrany foana :-D:-D
11. Herimiafina
(
22/03/2006 19:30)
kala:
merciiiiiiiii nareo ê!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* daholo afa-tsy HM
nareo ve tsy nandinika fa be fenarana fotsiny io :wink:
Tsy maninona fa ny ahy ataovy en nature ary e! hehehe=))=)) Ohatra hoe :*:*:*:*
13. kala
(
23/03/2006 07:57)
sasa > tsy ataoko mahazo ahy raha hihazakazaka f'asaivo andramany ange :wink::wink:
ho avy eo ndray hono ny blagy momba an'io f'efa nandrahoako teo :-w:-w:-w
veloo > aza :roll: moa ê!
HM > avia :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
ho avy eo ndray hono ny blagy momba an'io f'efa nandrahoako teo :-w:-w:-w
veloo > aza :roll: moa ê!
HM > avia :*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*:*
14. Herimiafina
(
23/03/2006 21:21)
Veloo:
HM:roll::roll:
Kay leity e! Mitaky ny anjarany indray i Veloo marina! hehehehe=))=))
Eo ary fa tsy adino njy ry Veloo an: :*:*:*:*
Kala: eo ihany klou njy fa mbola tsy vita an!
16. sasa
(
24/03/2006 04:41)
tena lafa fan's club an'i dadabe koa i HM klé:-D:-D:-D mitady handripaka koa:-D:-D
za aleo hendry tsara aloha :D
za aleo hendry tsara aloha :D