akanjon' akizy vita malagasy
1. rurik
(
21/03/2006 12:04)
Saika mba hanotany kely aho we ao france ao ve mba misy tsena mivarotra akanjon'akizy misy petakofehy ireny ??
novalian'i Fiffi ny 16/05/2006 14:49
2. Veloo
(
21/03/2006 20:51)
rurik a ie misy tokoa moa izany raha mila njy dia afaka omeko anjy ny adiresin'ny namako beuuuuuu:wink:
3. rurik
(
23/03/2006 07:22)
veloo za anie tsy mila maro fa ho an'i papozy fotsiny e sa mety omeo ahy ihany we le izy , nefa ndry ve mo tsy manadala ndry ary tsy any france akory :-D:-D:-*:-*
4. vale
(
24/03/2006 12:36)
rurik: raha île de france aloha dia any @ la défense(92) misy, no sady mivarotra entana hafa koa ry zareo.
Rehefa tonga ao ianao dia tadiavo ny entrée mankao @ Auchan fa eo akaiky eo misy stand kely izay mivarotra ankajon'ankizy vita malagasy sy entana isan-karazany:wink:
Rehefa tonga ao ianao dia tadiavo ny entrée mankao @ Auchan fa eo akaiky eo misy stand kely izay mivarotra ankajon'ankizy vita malagasy sy entana isan-karazany:wink:
5. rurik
(
24/03/2006 13:13)
ka ny olana anie aky ry vale ka za tsy any france eee eto aminay toa tsy hitako we aiza no misy mivarotra zavatra malagasy .
10. rurik
(
28/03/2006 07:06)
hi hi hi ie tena marina zany Fiffi ahoana aky afaka mampiatrano ve ndry:°):°)
veloo ary ndry angaha tsy te ho any?:-*:-*
veloo ary ndry angaha tsy te ho any?:-*:-*
11. vale
(
28/03/2006 16:58)
rurik:
ka ny olana anie aky ry vale ka za tsy any france eee eto aminay toa tsy hitako we aiza no misy mivarotra zavatra malagasy .
rurik: hay ve akia,:-D tsy nahalala zah :-D :wink:
13. Fiffi
(
29/03/2006 15:47)
rurik: tongava fa ny varavarana dia misokatra ho an'ny namana eh! dia miandry andry zah zany !:-*:-*
14. rurik
(
30/03/2006 14:22)
misaotra betsaak fa milaza ihany rehefa hiala aty . za ve aky nanoratra t@ireo mail ireo fa tsy nisy valiny atramizao ko ohatran'ny tsy hiasa ko ry zalahy hi hi hi
16. rurik
(
31/03/2006 10:32)
asa aky fa atramizao aho tsy nahazo valiny mitelephone aky aho toa tsy misy mandray efa in 5 aho izay no niantso leo aho dia najanoko .
17. rurik
(
31/03/2006 10:49)
nandefa mail aky ry zareo fa toa tsy mandefa aty ko any france fona hono atramizao, za ko maika loatra dia mijery maila fona isanandro :-D:-D:-D:-D
18. Fiffi
(
01/04/2006 14:25)
tsy maninona akia zany fa ho jereko arakin'ny efa noresahantsika an! :-*:-*