akanjon' akizy vita malagasy

21. rurik ( 05/04/2006 07:26)
:lol::lol::lol:
22. Fiffi ( 05/04/2006 07:30)
rurik! andefaso hafatra kely hoe zah akia , de lazao ao we ny taille sns sao manko mahita milay tampoko any zah rehefa avy eo an!
23. rurik ( 09/04/2006 09:06)
Fiffi:-*:-*:-*:-* misaotra betsaka:-*ataovy ilay taille tena farany lehibe aky an :-D:-D:-D:-D
24. Fiffi ( 09/04/2006 13:06)
rurik: de @ manaraka indray zany an! :-*:-*:-*
25. rurik ( 12/04/2006 11:15)
ok :-D:-D:-D:-D
26. Oully ( 03/05/2006 08:25)
Ho an'izay mahafantatra an'i Oully dia tsy i Oully ity fa ny cousine-ny, saika mba hanontany hoe sao dia mba misy mandeha any Mada alohan'ny faran'ny volana mai? mba hanpitondraina ttsy hanaovana passeportn'ny zanako? na mahafantatra olona? dia misaotra mialoha e!
27. Fiffi ( 03/05/2006 08:27)
fa maninona no tsy halefa poste ?
28. Oully ( 16/05/2006 13:59)
Ny poste tsy azo antoka intsony izao hono e! indray mandeha koa aho nandefa pli matevitevina ho an'i dadako, boky fanaovna étude biblique, dia nisy nanokatra ka nony tonga tany @ Dadako ilay izy dia toy izao no soratra teo : titren'ilay boky : "A l'école de la Bible", dia nisy nanohy hoe : "On suce de grosses "b...." d'anges" mbola ho avy aminy ny fitsaran'Atra dia ho gaga izy...dia misaotra an'i Fiffy namaly fa efa nahita olona e!
29. Fiffi ( 16/05/2006 14:49)
Oully: :) tsara zany ! :):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3024