ESTERA
1. diamondra27
(
22/03/2006 07:22)
Mba izarao raha misy mahalala ny tantaran'i Estera courageuse sy reine....
novalian'i marozevo ny 19/04/2006 21:10
2. diamondra27
(
22/03/2006 07:26)
Estera de vhv tokony halaintahaka @ fomba amampanao @ fanarahana an'Atra manoloana ny preuves isankarazany...
3. ravatorano
(
22/03/2006 07:29)
fa angah moa tsy efa ao amin ny baiboly izy io e
sa misy hafa ankoatran iny indray :?:
sa misy hafa ankoatran iny indray :?:
4. Fiffi
(
22/03/2006 07:31)
diam: mba tohizo kely aloha akia an! courageuse , reine..... tena tsy arako
5. diamondra27
(
22/03/2006 11:37)
Ao @ Boky ny estera doly no miseho ny tantara an!
estera izany de jiosy e! kamboty,nièce n'i Mordekay, belle sy bien faite ary mbola virjiny.
Ny dikan'ny teny hoe: estera dia hoe: "étoile"....

6. dadabe
(
22/03/2006 12:17)
hummmm misy resaka Mordekay humm , ao aloha mba ny namana no hanazava diams a! fa ny tiko hanapiana azy kely dia hoe , mitovy tovy i Estera sy Daniela , de rehefa any @ daniela zah de hanzava :wink:
7. diamondra27
(
22/03/2006 12:41)
Ny mpanjaka Ahasoerosy dia lhl tia lanonana sy misotro, ary nanao fanasana lehibe izy ho an’ny olona tany @ renivohitra sy ny province. Ny vadiny Vasty koa de nanao fanasàna ho an’ny vhv tao @ tranompanjakàna.
Rehefa afaka andro fahafito ary de nanomboka niasa ny effet- ny divay nisotroan’i mpanjaka Ahasoerosy kanampiantso an’i Vasty vadiny mba omena satroboninahitry ny fanjakàna mba haseho @ olona ny hatsarantarehiny . Kanjo dia nolavin’i Vasty izany Estera 1 :12. Donc nalalaka ny plasy.
Raha tokony ho izy t@ fotoanandro dia tsy mahazo atao ny mandà ny tenin’ny vady ; Estera 1 :20 « Ary raha torina eran’ny fanjakàny rehetra (fa lehibe izany)ny lalàn’ny mpanjakaizay hataony, dia samy hanome voninahitra ny vadiny avy , na lehibe na kely, ny vhv rehetra »
Rehefa nandà ary i Vasty de nojeren’ny zatovon’ny mpanjaka zazavavy virjina tsara tarehy ny mpanjaka mba hisafidianany ary anisan’izany i ESTERA
(Estera 27b : ary razazavavy dia sady soa no tsara tarehy)
Estera 2 :17 Ary tian’ny mpanjaka mihoatra noho ny vhv rehetra Estera , ka nahita fitia sy sitraka teo imasony mihoatra noho ny virjina rehetra izy, ka dia nosatrohany ny satroboninahitry ny fanjakàna izy ka nampanjakainy hisolo an’i Vasty

8. diamondra27
(
22/03/2006 12:42)
Tao anatin’izany fanjakana izany anefa dia nisy lhl anakiray atao hoe: Hamana izay nialona sady orgueilleux an’I Mordekay dadatoan’I Estera ka nitady hevitra rehetra mba handringanana sy hampamonoana ny jiosy rehetra na tanora na antitra, hatr@zaza amam-bvh aza @ indray andro monja. Estera 3:13
De nivoaka izany ny didy hamonoana ny jiosy kanefa nanoloana izany de tsy nionona t@izao I Mordekay sy Estera fa nitady hevitra . Na dia fantan’I Estera aza fa tsy tokony hiseho @ mpanjaka izy raha tsy efa nahazo RDV de lasa ihany izy hiresaka @ mpanjaka mba hamonjeny ny peuple-ny.
Estera 4:11 Na iza na iza mankeo @ mpanjaka ho eo @ kianja anatiny , na lhl na vhv, nefa tsy antsoina, dia misy lalàna iray ihany hahafaty azy, afa-tsy izay hotondroin’ny mpanjaka @tehim-bolamena hahavelona azy
Estera 4:14c-16= ary iza no mahalala , fa angamba ho @izao andro izao mihitsy no nanandratana anao ho @ fanjakana?
Dia nampitondra valiny ho any @ Mordekay indray Estera ka nanao hoe: : Mandehàna ary vorio ny Jiosy rehetra izay hita ato Sosana , ary mifadia hanina noho ny amiko, ka aza mihinana na misotro hateloana, na andro na alina, ary izaho sy ny ankizivaviko hifady toy izany koa , ary @izany no idirako ao @ mpanjaka , na dia tsy araka ny lalàna aza ; koa raha tahiny maty aho , dia maty.
Hatreo aloha ny tantara ry fiffi a!sy ny namana . suspens …

9. Levy
(
22/03/2006 15:31)
Ity zany dia Filma malaza tao @ TVM taloha, ESTERNA, t@ mbola kely dia tena nankafy. Misy vehivavy mpilalao manana hafanam-po tanteraka ( sorry ! I'm joking )
10. Fiffi
(
22/03/2006 15:47)
ok diam! dia miandry ny manaraka zany fa :-*:-* ndriko dia merci akia an!
11. diamondra27
(
22/03/2006 16:04)
fiffi: non kosa e! mba omeo ny hevitra, ze fahazoanjy ny toetran'i Estera fa tsy mety 'zany mihaino tantara fotsiny 'zany de mande
Levy::oops:
Levy::oops:
12. Achia
(
22/03/2006 19:25)
o ry levy a ny anaranao nge ka anarana mpisorona e :-D:-D enao ngamba mbola manao bandy sy role:-P
13. marozevo
(
23/03/2006 00:04)
Anisan'ny mampiavaka an'i Estera koa, ao amin'ny TT, ny fivavahana izay nataony. Taloha manko rehefa nivavaka ny jiosy (Vahoaka voafidy) dia ho azy ihany ny vavaka ataony. Indraindray aza izy mivavaka hahavoa ny hafa firenena --- Raha ilaina dia haseho eto amin'ny manaraka ireo salamo telo tena mampiharihary izany = Psaumes d'imprecation --- Ny Mpanjakavavy Estera no nanomboka nanao vavaka ho an'ny hafa Firenena ao amin'ny TT.
15. marozevo
(
23/03/2006 02:22)
dadabe > Za kosa aloha tsy sahy hanao affirmation ohatran'io raha tsy marina eh.
16. jentilisa
(
23/03/2006 05:33)
mba manontany aho hoe nampiarahana ve ny teny hoe zzavavy sy virijiny satria toa iray ihany ireo amin'ny teny hebreo. raha ny marina aza dia zazavavy ihany no voalaza...
17. Fiffi
(
23/03/2006 06:11)
diam: ka tsy mahafantatra ary zah ko! dia eto izany aho no mianatra :)
18. diamondra27
(
23/03/2006 06:29)
fiffi: 'za koa ange ry fiffi namaky baiboly ihany fa tsy mahazo le teneniny e! de 'zao le izy vao manomboka azoko le tiany lazaina ao @ Estera de mba zaraina sy iarahana midinika eto satria tsy ary mitovy ny fahitantsika tsirairay azy.
Ho hitanjy fa raha manana toetra ohatran'i Estera ny vhv tena mahafinaritra mihitsy.
De mi-risque ny fiainany nge izy mangataka hiresaka @ mpanjaka vadiny io e! satria ny lalàna de miteny hoe: raha tsy ny mpanjaka no mampiantso anao de tokony tsy hitsolatsolana any aminy ianao na lhl na vhv fa raha tsy 'zany de gli.
Manoloana an'izany situation izany anefa de tsy kivy izy ary inona ny zavatra nataony? Nasainy hivavaka sy mifady hanina ny peuple-ny sy ny tovovaviny. Ianao koa raha sendra misy ady @ fiainanao, na de miatra aman'aina aza de tokony tsy ho kivy fa HIVAVAKA . Izay no lesona.
Ka asa na ahoana ny tohin'ny tantara fa de ho hitantsika ao @ Estera 5 ny tohiny sns...

19. Fiffi
(
23/03/2006 08:26)
tena mahaliana be ahy koa ilay tantara an! fa misaotra akia an! :):-*:-*
20. jimna
(
23/03/2006 11:33)
voalohany aloha,ilay Ahasoerosy, dia mpanjaka persanina izay nitana ny empira matanjaka teto ambonin'ny tany,izay nantsoina hoe ArtaksersesyI,izay nanana vady natao hoe vasty,(mbola hitohy fa hanao fikarohana kely ô)sady misy ohatra tsara momba ny fanajana io tantara io manko