ESTERA

21. dadabe ( 24/03/2006 03:06)
tohizo ee!! toi ko raha hanao suspens a!!:°)
22. jimna ( 24/03/2006 07:28)
nanao fanasambe i AHASOEROSY Mpanjaka,t@ taona fahatelo nanjakany(439T.K)nalaza noho ny hatsarantarehiny Vasty vadiny,nefa tena nampatezitra azy,ka tsy nekeny ho ho vadiny intsony.Nisolo azy ny tovovavy jiosy atao hoe Hadasa,izay nofidina avy t@ireo virijiny tsara tarehy rehetra tao @ilay faritra. Nafeniny ny ny ,aha jiosy azy ka ny anarany persanina hoe Estera no nampiasainy araka ny toromarika nomeny i Mordekay zanaky ny rahalahindrainy. Mbola hitohy)
23. jimna ( 24/03/2006 07:51)
misy ny fanontaniana mipetraka;ESTERA 1:10-12-Nahoana i Vasty no tsy nety nakeo anatrehany ny Mpanjaka?;Misy manampahaizana milaza fa tsy nankato izy,satria tsy te hampietry tena teo anoloan'ireo vahiny mamo nasain'ny mpanjaka.Na mety ho efa mpikomy mihintsy io vadi-mpajaka io,izay tsara tarehy ivelany fotsiny.Marina fa tsy milaza ny antony nahatonga azy tsy hankato ny Baiboly.Nihevitra anefa ny olonkedry t@izany fa raharaha lehibe ny tsy fankatoavana vady, ary nety ho naka tahaka ny ohatra ratsy navelan'i Vasty ireo vehivavy manambady rehetrtra nanerana an'i Persia.
24. jentilisa ( 24/03/2006 12:25)
Dia aiza i Daniela amin'izany aloha?
25. booboo ( 24/03/2006 18:50)
miandry Daniela fa Estera klou kouh !

Dé manakory lé tohiny fa miandry ny tary ô
26. marozevo ( 25/03/2006 00:02)
Ny tena loharanon-kevitra hahafantarana ny tantaran'i Estera angamba, raha lazaina ho tantara izy, dia ny Baiboly ihany. Mety hiova manko ny hevitra raha hatao kapo-batana be fotsiny eto.
27. Achia ( 25/03/2006 05:45)
tsisy hikapotena zany eo zevo a ny arabo no manao reny :-P
28. dadabe ( 25/03/2006 09:19)
booboo:wink:
29. marozevo ( 26/03/2006 00:39)
fa angaha hoe mikapoka tena no dikan'ny hoe kapo-batana eh... Ny tiana hambara dia hoe miainga amin'ny Baiboly isika. Mitovy amin'ilay "kitay" tary ihany io ry Achia ah.
30. Achia ( 26/03/2006 18:21)
:-D:-D tsy malala vazy2 mitsy ry zevo .Alefaso ny ttr ny Estera e
31. marozevo ( 26/03/2006 22:51)
Ko le mikapoka tena kosa ange ry Achia tena misy eh... Dia noheveriko hoe izay no nolazain'ialahy. Ie, alefaso ny tantara dia aza atao lavitra koa ny Baiboly fa tena tsara io tantara io, dia rehefa vita ny an'i Estera dia mba angatahanay koa ny an'i Judith.
32. dadabe ( 27/03/2006 00:39)
jodita ve izany e :?:
33. Achia ( 27/03/2006 19:37)
masera tany Roma ve zany ry zevo ?:°)
34. marozevo ( 27/03/2006 22:25)
Mananihany ve i Achia sa tena manontany ? Tapa-tsinay aho namaky ny hevitrao. Boky ao amin'ny Baiboly io kooo... Jodita hono izany no fanoratra azy hoy i dadabe.
35. Achia ( 28/03/2006 12:07)
ka tena mbola tsitako mitsy io zevo a marina e :-D
36. marozevo ( 29/03/2006 09:25)
Ndana ary jereo haingana fa tena anisan'ny tantara mahasondriana koa io ao amin'ny Baiboly. Bokin'i Jodita angamba no anaran'izy izay.
37. Fiffi ( 03/04/2006 04:18)
mahasondriana marina.
38. jimna ( 03/04/2006 12:48)
ary to tsy nisy nakato tsony o
39. marozevo ( 03/04/2006 22:47)
Fa inona ireo ambony ireo amin'i Jimna ? Sao dia heverinao fa matoatoa ary izahay mbamin-dry Fiffi !
40. dadabe ( 08/04/2006 08:02)
ka tsy misy manan io anie hafa tsy katolika ihany e, raha baiboly hafa no jerenao dia tsy misy ao , gfa ny baiboly katolika ihany no misy an'io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0904