ESTERA
41. diamondra27
(
08/04/2006 09:56)
jimna: ho avy fa miandry kely e! sao de lazain'i jentilisa eo indray hoe: tsy arany fa rapide be ny vitesse:wink:
42. dadabe
(
09/04/2006 00:12)
humm tonga soa indry ry diamondra27 , miandry anao izahay hanafana ity sehatra ity
43. diamondra27
(
10/04/2006 20:52)
De nihaona soa amantsara t@ mpanjaka ary Estera ary neken'i mpanjaka ny fangatahany izay tsy inona akory fa mba hanotranan'i Hamana ny fanasana ze efa nomanin'i Estera, kanefa raha nahita an'i Mordekay Hamana de sosotra satria tsy mba nitsaoka azy i Mordekay. Toko faha 5
Ny tontolo alina alohan'ilay fanasana anefa de tsy nahita tory ny mpanjaka fa nampaka ny boky fitadidiana ny tantara. De fantan'i mpanjaka t@izay fa Mordekay no niampanga an'i Bigtana sy Taresy, 2lahy isan'ny tsindranolahin'ny mpanjaka, de ireo mpiambina teo ambaravarana ze saika hamono an'i Ahasoerosy mpanjaka. toko 6 and 1&2

44. diamondra27
(
10/04/2006 21:03)
de nampiantso an'i Hamana ary ny mpanjaka ary nila hevitra taminy oe: ahoana ny tokony hatao @ olona tokony homemboninahitra=olona tahaka izany. De nolazain'i Hamana ary oe:alaina ze akanjo fihandrihanana efa nampiakanjoana ny mpanjaka sy soavaly izay efa nitengenan'ny mpanjaka sady voaisy satroboninahitra ny lohany.
Dia niteny t@ Hamana ny mpanjaka mba hanatanterahany ireo teny voalazany ireo mba hatao @ Mordekay; ary dia niverina teo @ vavahadin'ny mpanjaka Marodekay izay saika nahantona

45. diamondra27
(
10/04/2006 21:18)
Tsy nijanona teo ihany anefa ny tantara fa tonga le andro hanaovana ny fanasana izay namboarin’I Estera ka ny mpanjaka sy Hamana no invites àizany. Dia nanontany an’I Ester any mpanjaka nanao hoe: inona no angatahinao? Dia novalian’I Estera oe:aoka homena ahy ny aiko araka ny fifonako ary ny fireneko araky ny fangatahako, fa namidy izahay, dia izaho sy ny fireneko, mba haringana sy hovonoina ary haripaka, far aha tahiny namidy ho andevovavy syandevolahy izahay dia nangina ihany aho;kanefa anie tsy mahonitra ny fatiantoky ny mpanjaka tsinona ilay fahavalo e
Dia tezitra ny mpanjaka…Ary Hamana dia nahantony t@ilay hazo efa natsangany hanantonana an’I Mordekay . De vao iizay no nionona ny fahatezeran’ny mpanjaka= Toko7

46. marozevo
(
10/04/2006 22:29)
Mahafinaritra sy mahasondriana ilay tantara. Fa maninona kosa ry dadabe raha ny baiboly Katolika ihany no ahitana an'io. Dia tsy azo resahina ve ?...
47. diamondra27
(
10/04/2006 22:42)
Tian’Andriamanitra ho haintsika sy haseho ny lesona azo avy @ vokan’ny fifadiankanina sy vavaka ; ny faharetana (fiandrasana) ; ary ny beauté sy courage izay nananan’i Estera
Isika tsirairay avy dia samy manana ny qualité-ntsika ka samia mahay mampiasa izany avy indrindra eo @ fiainanao izay tokony handraisana décision
Na dia hoe : hiatra aman’aina aza ny fanantonana an’ny mpanjaka dia nandray risque ihany Estera.
Hita teo @ Estera 6 and 1& 2 fa tsy nahita tory ny mpanjaka ; ahoana hoy ny ao @ Daniela 6:15-23 sy Genesisy 32: 25-32. Ahoana ny ataonao raha sendra tsy mahita tory ianao ary Atra no mi-décretée izany insomnie izany?
Na dia misy aza ny mpietraketraka, ny épreuve maro isankarazany mandalo eo @ fiainantsika dia aoka tsy ho hadinointsika ny
recompenses.Raha nanao soa ianao kanefa adinon’ny olona de tadidido fa Atra tsy nanadino izany velively fa homeny récompenses tsy tambo isaina ianao @ho avinao= Galatiana 6:9-10
orgueil:MIKA 6:8 Ry olombelona efa naseho anao iazay tsara sy izay ilain’I Jehovah aminao ,Dia izao ihany: ny hanao ny marina sy ny ho tia famindrampo ary ny hanaraka an’Atrao @ fanetrentena
Providence: Salamo 121:4 Indro tsy matory na rendrehana ny mpiaron’ny Israely. Atra dia miaro anao mandrakariva. Dieu est toujours à l’oeuvre dans chaque detail de notre vie, faisant concourir toutes choses à notre bien et selon ses objectifs
Ny zavatsoa izay vitan’i Mordekay de tsy noraharahiana raha tsy efa taorian’ilay insomnie-n’ny mpanjaka. Manambara amintsika izany fa ny zavatra rehetra dia miara miasa hahasoa antsika eo @ fiainana, ary Atra mitsinjo antsika sy mamaly antsika @ fotoany araka ny sitrapony
Estera 7= hita teto @ity toko ity moa izany fa nifototra t@ Hamana ny ratsy nokasainy hatao t@i Mordekay. Dia mampianatra antsika izany fa na inona na inona , rehefa olomboafidin’Atra tahaka an’i Mordekay ianao dia tsy misy olona afaka hanova ny sitrapon’Atra mihitsy satria Atra no momba anao. Ny tiako lazaina dia Hamana no saika hanantona an’I Mordekay t@ hazo kinanjo noho ny fitondran’Atra dia nivadika ny rasa ka I Hamana indray no lasa nahantona.
Ho anao izay mbola misalasala sy misedra fitsapàna @izao fotoana izao, tadidio fa efa nofidian’Atra ianao ary na de sarotra aza ny lalana alehanao de tsarovy mandrakariva fa mitahy anao sy miaro anao lalandava Izy. Aza kivy, mirosoa @ lalindalina kokoa. Raha sakanan’ny fianakavianao ianao tsy hanaompo an’Atra kanefa efa nanome ny fiainanao ho an’i Tompo , dia tadidio fa tsy ho very maina izany fa omeny ny récompenses ianao @ fotoana mahamety izany araka ny sitrapony

48. Fiffi
(
11/04/2006 06:37)
manaraka hatrany! :)
tsy matotoa kosa an! jimna: tsy novakianao izany ilay nolazain'i jentilisa hoe rapida loatra ka io ary fa efa notohizan'i DM :)

49. diamondra27
(
11/04/2006 08:05)
fiffi: arak'injy tsara ve le izy e!mbola tsy tapitra
ange e!
jentilisa:tsy haingana loatra ve za ? Enregistrer-na doly ange reny conseils omenareo ireny e!(ze azo atao aloha e!)
jimna: tsy maharaka film toi an! sady tsy de mahita fa tsy mahita le olona makato:oops::oops:
marozevo:modely tsara arahina ity tantara ity ka!
aoka anefa tsy ho lasa tantara fotsiny fa mba hisy lesona azo arahina kosa e!

50. Fiffi
(
11/04/2006 08:14)
diamondra! fatako fa mbola tsy tapitra ka! fa tena maharaka tsara akia zah an! :-*:-*:-*:-*
51. marozevo
(
19/04/2006 21:10)
Aza matahotra ianao ry diamondra27 fa iezahina hiainana tokoa moa izany.