Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
andry44 ( 19/03/2006 15:14)
fandalovan'i Koffi A. tany M/car
Nanao ahoana ny fanarahanareo tany frantsa ny fandalovany tany M/car?Mba nitatitra an'iove ny Chaîne frantsay?ny télé indrindra?... suite
répondu par fijo le 31/03/2006 20:03
fasaly ( 19/03/2006 15:05)
blaogy.com "fanovàna endrika"
hono wa! saika mba hiova endrika kely zà amlay blaogy de tsary haiko fa ahoana no manova azy, afaka tazomina ihany ve ny tahiry rehetra efa nisy nanana sa tsy maintsy mamorona balogy vaovao mintsy???... suite
répondu par fasaly le 22/03/2006 10:51
xxx ( 19/03/2006 12:41)
MIHA MAHAZO VAHANA NY FN na front national eto FRANCE
Hita t@ sondage t@ M6 fa ho an'ny éléction présidentielle 2007 eto frantsa dia samy 23% ny an'i LE PEN sy SARKO ,raha 12% monja ny an'i JOSPIN midika izany fa misy antony maromaro ao matoa mahazo ... suite
répondu par fijo le 30/04/2006 19:32
kally ( 19/03/2006 11:39)
Fampidirana sary
Isan'ny zavatra mahafinaritra mihitsy ny mijery ny sarin'ireo namana eto, dia isaorana anareo mazoto mametraka :wink: Fa ny mahakamo kosa ho'a lasa maromaro mihitsy ny mametraka sarin'ny mpihira n... suite
répondu par yonikafopl le 03/04/2006 12:51
anas ( 19/03/2006 10:23)
mila anao
:cry::cry:miarahaba antsika rehetra ny tenako! za mou zany d mitadyu namana é! mba hiseraseraina ato! d manantena ny fandraisanareo ahy aho é! satria henoko fa ato no misy ny tena namana sy tsara ... suite
yanliirah ( 19/03/2006 06:30)
mba omeo ny tononkira jean aimé andrasako fôna
salut dôli mba fantatrareo mo fa raha hira avy any @sisiny d iny no tena nanaitra ny foko ary tena tiko fa mba ampio aho @fitadiavana le tonony fa efa nitady tato aho fa ts misy ato raha ts diso zah... suite
répondu par xxx le 30/03/2006 08:57
patrick2002 ( 18/03/2006 22:17)
nandrora nitsilany ny mpanohitra
voalaza ary fa noraisin'I ingahy Koffi Annan ny mpanohitra. nolazain'izy ireo tamin'izany,ny naha tsiara-dalana ny fifidianana, nahalany an'ingahy Ravalomanana,Ny tokony hanaovana amnistie ny gadra-p... suite
répondu par fijo le 29/03/2006 20:17
Dridrangilo ( 18/03/2006 18:00)
Mba omeo ilay tononkiran' i Tsimoka ilay "Samia mamoy"
Mba omeo ilay tononkiran' i Tsimoka ilay "Samia mamoy"... suite
répondu par valie le 19/03/2006 15:24
ravakamalala ( 18/03/2006 17:50)
"kyste eo am andrina"
sao mba mahafantatra ny momba io ianareo? misy zazakely izao herintaona mahery izy izao, misy kyste ny andriny, indraindray mivonto be mihitsy fa indraindray ohatran ny paozina mony be ireny fotsiny. ... suite
répondu par Fiffi le 31/05/2006 06:44
zandrikely ( 18/03/2006 16:58)
vazon'i jeneraly
iza no mba mety manana ny vazon'i jeneraly e ,mba mitady zay mahita e... suite
hery ( 18/03/2006 15:57)
MMS sy Email halefa Blaogy
Ao amin'ny blaogy.com dia azo atao indray izao ny mandefa ny hafatra na sary amin'ny alalan'ny email sy MMS. Izany hoe misy adiresy iray miendrika solonanarana.fanalahidy@blaogy.com andefasanao email... suite
Fiffi ( 18/03/2006 11:51)
Forum : quand tu nous tiens.....
Lasa indray wa ny heritreritro ry namana rehetra eto @ forum eto fa tena voatana eto foana aho an! :-D raha vao manana fotoana kely aho dia tonga dia eto aloha mamaky ny dinika dia tsy lasa intsony mi... suite
répondu par Fiffi le 29/03/2006 03:41
jon ( 18/03/2006 11:08)
findramanjavatra !
manahoana daholo isika rehetra ato @serasera ! saika mba hila havitra @ nareo namana ! ahona no tokony hataoko @ ny bisikletako ; ny olona ao ampiasananay rehefa andeha hivoaka de ny bisikiletako fo... suite
répondu par Fiffi le 20/03/2006 05:56
adidy ( 18/03/2006 09:54)
koba
Iza no manana recette koba ilay lavalava be dia ilay misy akondro sy voanjo?... suite
répondu par fasoa1 le 27/04/2006 08:52
gasypantin ( 18/03/2006 09:22)
MBA ANKAMANTATRA KELY E...
INONA ARY IZANY? ny an'andrianampoininerina lava be ny an-dradàma fohy kely ny an'ny lehilahy tsy maintsy omény ny vadiny rehefa manambady izy!!!:-D... suite
répondu par mamzelkely le 28/03/2006 09:00
xxx ( 18/03/2006 07:14)
ASA IANAO RAHA MAHATSIKARITRA....
Asa ianao raha mahatsikaritra fa ao aminao ao dia misy faritra tsy mbola nokasihan'ny lalitra ka rehefa lalaovina maharitra dia tena hita fa mahafinaritra!=))=)) ... suite
répondu par apache le 09/05/2006 09:34
Fiffi ( 18/03/2006 06:24)
Zaza menavava nariana tao an-dava-piringa.
Tao anatin’io lavaka io no nariana ilay zaza. Zazakely, (lahikely) menavava no nisy nanary tao an-davapiringa teny Soanierana atsinanana, omaly maraina vao mangiran-dratsy. Mbola nihoson-drà izy... suite
répondu par Fiffi le 22/03/2006 07:03
Fiffi ( 18/03/2006 06:17)
NAMPODIANA NY VAHINY MPANAO RATSY
Naverina any Frantsa ireo vahiny mpanao herisetra eran-tany. Tamin’ny fiandohan’ity herinandro ity izao dia vahiny dimy no naverina any Frantsa, noho izy ireo nampiahiahy. Hentitra ny fanarahamas... suite
répondu par Fiffi le 18/03/2006 12:07
xxx ( 18/03/2006 03:49)
NO COMMENT !
[img]http://membres.lycos.fr/textart/03/GS_216ac15b6cdaa88d510d1e9809130652.png[/img] ... suite
répondu par kala le 06/04/2006 07:36
Herimiafina ( 17/03/2006 20:19)
Frantsay sy belge: iza no intelligent?
Niainga hono ity Frantsay iray handeha ho any Bruxelles, hi-se moquer ny belge sy hijery ny havendranan'izy ireo. hehehe=))=)) Nitondra bisikileta izy ary niditra station service iray, sady tonga d... suite
répondu par Veloo le 27/03/2006 18:51
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4796