"kyste eo am andrina"

1. ravakamalala ( 18/03/2006 17:50)
sao mba mahafantatra ny momba io ianareo? misy zazakely izao herintaona mahery izy izao, misy kyste ny andriny, indraindray mivonto be mihitsy fa indraindray ohatran ny paozina mony be ireny fotsiny. inn no mety ho vokatr io?
novalian'i Fiffi ny 31/05/2006 06:44
2. joda ( 18/03/2006 18:25)
nofo maniry izy io dia mila didiana na levonina ny sinoa no tena maha y mitsabo azy io aloha e
3. Fiffi ( 18/03/2006 18:26)
:(:( fa angaha akia tsy nohentina tany @ mpitsabo ?na hatao IRM na radio aloha dia ho hita eo .
4. watafon ( 18/03/2006 18:47)
zay no tokony ho izy k ! raha @ ankizy kely zany aloha izy d sur fa mbola azo sitranina tsara e!
5. watafon ( 18/03/2006 18:50)
tohiny: izany hoe "benigne" zany , fa raha tsy voatsabo d mety hivadika zavatra hafa ihany @ farany ! manantona mpitsabo mba ahafantarana marina ny stade ny !
6. Fiffi ( 18/03/2006 18:54)
raha tena kyste koa aloha dia azo alana ny rano na mety rivotra fotsiny koa ny ao anatiny fa na izany aza dia aleo hiany aloha ny fanaovana radio no tena tsara dia ny mpitsabo hiany no afaka hilaza izay fandehany.
7. ravakamalala ( 18/03/2006 20:34)
efa hitan ny mpitsabo ilay izy, dia tokony ho didiana ilay zaza, ary hatao anesthesie generale, dia matahotra an 'izay ny RAD-ny. tsy tiany ilay hoe toranina ny zanany.
fa inn kay no tena mahatonga an io e?
8. Veloo ( 19/03/2006 01:52)
ankehitriny ny kyste dia tonga tonga ho azy nga tsy liza mihitsy
9. Fiffi ( 19/03/2006 07:10)
ravakamalala: io akia dia tsy azo lazaina hoe inona no mahatonga an'io fa dia tonga ho azy ao io , jereo fotsiny ohatra hoe ny cancer , ny olona rehetra dia porteur ny gene an'io daholo saingy ao ny olona hivoahany , ao koa ny tsy hivoahanay mihintsy . Fa raha ny momba ny fampatorihana an'ilay zaza aloha dia tena ilaina kosa io raha ho didina izy an! efa niova be koa ny fanafody fampatorihana @ izao fotoana izao ka tsy misy hatahorana intsony , io no mahatonga ny fandehanana mijery ny anesthesyste aloha be alohan'ny fandidina fa tsy dia misy hatahorana intsony io nefa normal hiany koa ny tahotrin'ny RAD . jereo anie ity an!
http://www.vulgaris-medical.com/front/?p=index_fiche&id_article=2683
10. mirana5 ( 19/03/2006 16:01)
Ny ankabiazan'ny kyste eo an -kandrina dia dia nidona t@ zavatra mafy ny handrina, dia tsy notrorina teo no eo dia mivonto,mijanona izy io dia lasa kyste avy eo,taloha ny olona rehefa voadona ny handrina dia hotrorona @ soka marary aloha ny fanorana an'izany fa rehefa avy eo tsisy trace akory na kely aza, ny an'ilaikely io dia opération bénigne anesthésie masque fotsiny, tsy mampatahotra izany, ny rx tsisy dikany é, mahereza sy matokisa hono hoé:wink:
11. Fiffi ( 19/03/2006 16:13)
dia araho fivavahana hono we dia ny Tompo eo anilanareo lalandava.
12. watafon ( 19/03/2006 19:14)
ravaka , tsy misy tokony hatahorana zany re an !araka ny efa nambarako d benigne izy io mazàna e! hay zany efa hitan'ny mpitsabo izy kou ! le mahatonga azy zany tsy d fantatra mazava loatra e! idiopathique ozizy ny vazà !
13. Fiffi ( 19/03/2006 20:28)
wata: izany akia rehefa RAD an! tsy maintsy misy fahatahorana fona indrindra fa ny reny.
14. Veloo ( 19/03/2006 21:54)
ndray azo asiana vola ariary be iny ko eo @ andrina dia afaka
15. Fiffi ( 20/03/2006 05:51)
Veloo: io hasiana vola io angaha tsy rehefa vao voadona iny ny andrina dia iny mivonto na menamena iny tonga dia hasiana ? sa mety koa raha efa somary ela ?
16. ravakamalala ( 20/03/2006 14:24)
misaotra am valin teny, andraso amporisika ny RAD zany fa ohatra ny mampalahelo ny mijery ilay zaza , izy anefa mafatifaty b mits.
17. Veloo ( 20/03/2006 17:23)
fiffi a mety ko io ka...
ravaka essayeo anie ilay etsy ambony etsy, bien sur tsy directe be fa mila asina lamba:wink:
18. watafon ( 20/03/2006 18:12)
le inn io ry veloo?
19. diamondra27 ( 20/03/2006 19:13)
20. Veloo ( 21/03/2006 16:53)
ilay vola aky ry wata a:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2