"kyste eo am andrina"

21. watafon ( 21/03/2006 18:19)
veloo, hay v e ! raha voadona( traumatisme) ange izy no mety an'iny vola iny e ! :-*
22. Fiffi ( 21/03/2006 20:53)
Veloo: fa rava vao voadona wa fa tsy andrasana ela de mety io vola io sa.... ?
23. Veloo ( 21/03/2006 20:54)
:-D:-D
24. Fiffi ( 22/03/2006 06:03)
:-D:-D:-D:-D:-D
25. toubib ( 22/03/2006 06:06)
Ny kyste @ ankapobeny na malin na benin dia mety ho arakaraky ny "tissu" nihaviany zay saika selan'ny singa mandrafitra ny faritra manodidina eo ihany no misy tsy ara-dalàna ny fitombony ie, diso mitombo loatra: raha eo amin'ny hoditra ohatra (tumeur bénigne no resahako klou)dia misy ny "lipome" ohatra izay ny tavy no diso mitombo ka manome azy, dia oh iray koa ny "kyste sébacé" izay ilay "glande sébacée" no be loatra ny sébum vokariny ka manome azy, ny "kyste épidermoïde", "ny kyste séreux, kyste muqueux na séro-muqueux, etsetra etsetra fa misy marobe izy ireny. Raha any amin'ny faritra hafa dia mety hisy koa ny taolana ka manome ny "ostéome", "rétinome"...

Mikasika ny fandidiana azy indray dia aleo ny dokotera no mitsara azy na azo atao ny mikitika azy na tsia fa saro-pady izy ireny indraindray: misy manao "allure bénigne" nefa dia tena homamiadana tsotr'zao kay lay izy (eny fa na dia eo amin'ny zaza aza na dia vao teraka aza fa misy dia misy ny cancer néonatal), hany ka aorian'ilay fandidiana vao mitranga ny olana isankarazany. Na izany aza anefa dia tsy maintsy atao foana ny "analyse anatomo-pathologique"n'ilay kyste mba ahalalana ny tena marina.

Resaka fanatoranana, tsy maintsy générale le izy satria ny zaza mihetsiketsika be ka manahirana. Tsy misy tokony hatahorana izany fa efa lasa lavitra ny teknika amzao: mety ho ireny "fluothane" ireny dia efa ampy, izany hoe etona no ampatoriana azy fa tsy ranompanafody atsindrona akory.
26. Fiffi ( 22/03/2006 09:56)
iny ny toubib fa tonga akia ravakamalala an! vakio tsara io lazainy fa tena interressant be
27. fijo ( 22/03/2006 20:57)
misaotra eeee,hoan'ilay zaza
28. Fiffi ( 23/03/2006 05:44)
iny koa ny iray fa tonga:)
29. watafon ( 23/03/2006 18:49)
Fiffi, :roll::-D:-D
30. fijo ( 23/03/2006 20:23)
kay,fa nga za maninona
31. Fiffi ( 24/03/2006 05:17)
fijo , wata : nga moa ianareo tsy mpitsabo ?
32. watafon ( 24/03/2006 18:29)
Fiffi, zany tokoa k ! mpitsabo anareo namana mpiserasera ! :-D
33. Veloo ( 24/03/2006 18:37)
:roll::roll:
34. watafon ( 24/03/2006 18:46)
inn azy ty ry veloo ?
35. Veloo ( 24/03/2006 18:51)
fijo ve lesy dia atao pitsabo ? :roll:
36. watafon ( 24/03/2006 18:56)
anontanio an'i Fiffi lesy ry veloo an !!!
37. Veloo ( 24/03/2006 19:00)
ka za tonga dia miteny oe tsy tokony ka :-D:-D
38. watafon ( 24/03/2006 19:10)
aza manao an'izany elà lesy k ! :-D:-D
39. Veloo ( 24/03/2006 19:43)
vazy2 kosa e:-D:-D
40. fijo ( 24/03/2006 20:12)
veloo si fiffi an,ny anay roalahy hifampizarana ny asa.i wata mpitsabo,mizaha marary,fa za kosa mpanindrona.
ka ahoana ry veloo,hitsindrona nga ndry?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0841