"kyste eo am andrina"

41. Veloo ( 24/03/2006 21:17)
ko tsy tonga dia ho kilemaina eo za raha njy no mitsindrona ana:-D:-D:-D

misaotra tobib a mampatahotra be izy zany:cry:
42. Fiffi ( 25/03/2006 17:24)
aleko tonga dia mitsoka :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
43. watafon ( 25/03/2006 18:25)
i fijo anie ry reto k secouriste fa aoka ianareo hitandrina kely e!
44. Fiffi ( 25/03/2006 20:03)
faly mahafantatra izany ry fijo an! hay mahay tahak'izao nefa dia nafenina anay ?
45. watafon ( 26/03/2006 18:17)
:-D
46. Fiffi ( 26/03/2006 20:45)
:roll:
47. toubib ( 27/03/2006 06:23)
:wink:
Veloo>
Tsy mampitahotra izany fa fomba ihany ny milaza ny tena marina izay mety tsy hahafaly ny besinimaro ny fanarontsaronan'ny mpitsabo azy indraindray e. Ny cancer eo am zaza ko ange vitsy dia vitsy e!
48. Fiffi ( 27/03/2006 06:51)
toubib: soahiany an!
49. fijo ( 29/03/2006 03:43)
fiffi an,raha mila tsindrona ndry de avy aty e
50. toubib ( 29/03/2006 06:33)
fijo>préciser-o tsara le tsindrona sao tsy ho zakan'ilay zazakely, indrindra ny voatavo tsy mifandraka na ny voankazo manta kisoka.
51. ravakamalala ( 29/03/2006 09:14)
misaotra toubib
52. Fiffi ( 29/03/2006 11:01)
fijo: matahotra tsindrona zah :( sady tsy mahatanty mijery an'ireny !
53. Fiffi ( 29/03/2006 11:02)
sao dia be loatra ny tahotra dia mangovitra dia mety ho tapaka any hono ny lohan'inona moa ny filaza an'io ?
54. fijo ( 29/03/2006 20:46)
toubib,ka za tsy manindrona ankizy ka,ny ahy le efa mahatanty tsindrona ihany no tsindromiko
55. Fiffi ( 30/03/2006 04:18)
de aleo zay zany !
56. watafon ( 30/03/2006 19:02)
Fiffi, ataoko tsy mahare marary mitsy ange ndry e! :wink: tena marina e! :-D
57. fijo ( 30/03/2006 20:22)
izay mantsy atao maheno tsirony aza
58. Fiffi ( 31/03/2006 06:37)
wata, fijo: fa tantaraiko zavatra ianareo an! fa indray mandeha zah dia hanao analyse rà io , dia tonga ny infirmière , asa re fa tsy aiko loatra izay nataony tao satria zah efa somary matahotra an'ireny hiany , inona fa tsy loza ? lazainy hoe tsy misy veine hono zah dia notrafikeny tao ny sandriko , narary zany an! dia tsy zakako intsony fa nihetsika mafy loatra aho dia tapaka tao ny lohan'ilay fangalana rà :(:( de nanomboka t@ io dia tsy lasako intsony eh! :(
59. fijo ( 31/03/2006 19:07)
aoka fa ny anay tsy mety tapaka
60. Fiffi ( 01/04/2006 11:21)
fa nga vita @ vy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7126