"kyste eo am andrina"

61. fijo ( 04/04/2006 20:05)
ny anay soupla ka
62. Fiffi ( 05/04/2006 03:50)
le aiguille iny ve akia ry fijo dia ho souple kosa ?
63. watafon ( 06/04/2006 09:11)
Fiffi, misy mitsy aty k !
64. Fiffi ( 06/04/2006 09:14)
wata: vita plastika ve zany ? misy an'izany ve ?
65. watafon ( 06/04/2006 09:16)
metallique , mifono plastika lesy an ! fa refa tafiditra anaty veine izy d esorina le vy ! catheter akia an !
66. Fiffi ( 06/04/2006 12:53)
hay ve tahak'izany no fandehany eh ? satria gaga hiany aho mahita rehefa hatao perf ireny dia afaka mihetsika tsara ny tanana.
67. fijo ( 07/04/2006 03:35)
fiffi wa aza variana
68. Fiffi ( 07/04/2006 05:07)
fijo: tsy hoe variana zah ka ! fa mba manadihady , somary lasa lavitra kely ny saiko !
69. watafon ( 08/04/2006 14:45)
aza alefa lavitra loatra sao d tsy tafaverina eto intsony !!!
70. Fiffi ( 09/04/2006 06:36)
:-D ka raha tsy alefa lavitra anie dia tsy afaka mamaly kosa eh! sao dia miteniteny foana eo koh!
71. watafon ( 11/04/2006 10:49)
kou maninn za zao tsy miteniteny fôna zany ?:-D:-D:-D
72. Fiffi ( 11/04/2006 13:32)
satria ianao miheritreritra tsara izay ho lazaina koh! sady intélizenta :-D:-D:-D:*
73. fijo ( 14/04/2006 03:48)
wata,za vao naika hiteny hoe sao tsy miverina fa tazony eo akaikikaiky eo ihany le saina
74. Fiffi ( 14/04/2006 04:54)
fijo: :-D:-D soa nitsaoka ve ? :*:*:* ndry an!

ravakamalala: dia nanao ahoana akia ny nihafaran'izy io ? nodidiana hiany ve ? mba omeo vao2 akia izahay an! :-*:-*
75. watafon ( 14/04/2006 06:22)
eny tokoa wa !
Fiffi:le very no tena ratsy k ! raha lasa izy mantsy mbola azo samborina fa raha very sarotra tedavina !:-D:-D
76. Fiffi ( 14/04/2006 12:07)
haiko foana ny mitady azy sy ny hisambotra azy fa tsy taitra ianareo! :-D:-D:-D
77. watafon ( 14/04/2006 12:13)
:-D:-D:-D matoky zay k !
78. Fiffi ( 14/04/2006 12:29)
zay ary fa efa tratrako :-D:-D:-D:*
79. fijo ( 14/04/2006 20:44)
ary fikiro amin'izay fa sao miporitsaka eo indray
80. Fiffi ( 15/04/2006 03:59)
zah nie maranintsaina kely eh! fa mahaiza mitandrina nareo an! :-D:-D:-D:-D fa tsy mila dokotera an! hitsikilo io an! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4821