MIHA MAHAZO VAHANA NY FN na front national eto FRANCE

1. xxx ( 19/03/2006 12:41)
Hita t@ sondage t@ M6 fa ho an'ny éléction présidentielle 2007 eto frantsa dia samy 23% ny an'i LE PEN sy SARKO ,raha 12% monja ny an'i JOSPIN midika izany fa misy antony maromaro ao matoa mahazo aina ny FN .:?:
novalian'i fijo ny 30/04/2006 19:32
2. sipagasy ( 19/03/2006 14:26)
mmhhh dia inona izao ny iafenana @ izany???
3. Fiffi ( 19/03/2006 15:55)
hilaza an'io ve dia tsy sahy miseho masoandro eh ?
4. xxx ( 19/03/2006 18:39)
de mieritreta @ zay reo gasy tsy tia gasy reo e hehe:°)
5. sipagasy ( 19/03/2006 20:35)
tsy azoko mihintsy ilay resaka mba marina moa annn
6. Fiffi ( 19/03/2006 21:07)
ka inona no idiran'ny FN sy Jospin sy Sarko @ Gasy :?: :roll:
7. xxx ( 19/03/2006 21:25)
xxx:

de mieritreta @ zay reo gasy tsy tia gasy reo e hehe:°)
tsimaintsy hody any an-tanana ihany izany sa aona :?:


8. Fiffi ( 20/03/2006 05:40)
matahotra an'le Pen anagaha i xxx ? ianao izany no tsy maintsy mody satria misy zavatra tsy mety ao!
9. Veloo ( 20/03/2006 21:14)
nareo kosa e tena ratsy mihitsy ry reto raha lepen no eo a tena tonga dia otran'ny Hitler mihitsy...
betsaka mihitsy ny gasy tonga aty milaza fa tena manomboka be ny racismne any frantsa...:(
10. sipagasy ( 21/03/2006 16:39)
ka io aloha ny fahitako azy dia arakaraky ny jerin'ny tsirairay ihany e!, raha misy afenina izy marina raha matahotra fa raha toa ahy aloha tsy misy atahorako @ izany e! hihih midira mpikambana ao @ dry zareo e! hihihi
11. Veloo ( 22/03/2006 02:20)
nareo angaha tena mbola tsy mahita oe efa misy mihitsy ny racisme any? raha tsy dia tsara zany:wink:
12. patrick2002 ( 25/03/2006 00:55)
tena hita mihintsy I veloo fa americaine ka tondraky ny masse media americaine :wink:.
Eny eh !fanazavana kely ny ahy,ny aty amerique du nord izany,ah dia tena tsikeraina mihintsy ny systeme europeene @ integration des immigrant,dans la societé europeenne:?: ka miambo ny americain aminio,fa ny immigrant aty ,manana integration lavitra noho ny immigrant any europe ary marina io
13. xxx ( 25/03/2006 05:20)
ny tiako lazaina ne de hoe reo gasy tian'i Mcar e
14. Veloo ( 26/03/2006 01:43)
iza ry xxx no gasy tsy tia ny tanindrazany?8O:roll:
15. xxx ( 26/03/2006 20:01)
le mpanaratsy ny mpitondra azy e tsy tia ny tanindrazany anie zany e mitsikera be fahatany fotsiny
16. Fiffi ( 27/03/2006 11:03)
xxx : fa iza no manao an'izany aloha ?
17. finaritra ( 03/04/2006 09:32)
-io aloha dia tena resaka tsy mety vita fa raha vao miresaka FN sy LE PEN dia efa racisme izay no tonga ao an-tsaina voalohany!!

-ny FN sy i LE PEN anie ka raha voafidy eo dia dehors daholo ny immigrés rehetra vao tsy fotsy bora mena tena frantsy souche na ny juif izay fotsy hoditra aza mety ho voan'ny tsy eran'ny ainy!!

-ka ho antsika malagasy, tsy hoe menatra na matahotra na miafina rehefa hoe LE PEN no mety ho lany fa na dia nationalité française ary ianao ka tsy fotsy be bora mena be dia tena amboary ny entana mody any Dago e!! ny olona fotsy portugais aza tsy tia an'i LE PEN koa heritrereto hoe isika malagasy tsy fotsy bora mena??

-fa ny racisme koa dia mitombo isan'andro eto Frantsa!! ary raha vao i LE PEN no lany eo dia lozanao ry Frantsa @ ireto immigrés be dia be ireto !! angamba dia ho guerre civile no eto ary ny tsy racistes dia lasa racistes! ny efa racistes dia tsy hisalasala intsony fa toy ny any Afrique du Sud taloha tsy mety mifangaro intsony vao mifanena dia guerre avy hatrany!!
18. kally ( 03/04/2006 17:10)
Tsy racisme na tsy fitiavana ny mainty ny mahatonga ny eropeanina hifidy ny extrême droite- satria manerana ny firenena lehibe ao Europe io resaka io fa tsy ao Frantsa irery.Ny fahadisoana dia avy @ sôsialista.Omena vahana ny vahiny(indrindra ny tavaratra),ny tompon-tany tampenam-bava,ary ny mpangalatra sy ny mpisetrasetra tsy manara-dalàna ary mpisoloky matetika dia tavaratra na vahiny tsy saziana fa avotsotra fotsiny, ka aiza no tsy ho leo ny olona?
19. LazaRandri ( 04/04/2006 01:23)
20. mirana5 ( 04/04/2006 13:54)
:roll::roll::roll::roll::?::?::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1643