MIHA MAHAZO VAHANA NY FN na front national eto FRANCE

21. Fiffi ( 05/04/2006 08:58)
22. finaritra ( 05/04/2006 09:46)
ho an'i kally>>
faly miarahaba anao!
marina mihitsy ny voalazanao fa ny socialistes dia miaro lôtra ny zo an'ireo étrangers!! afeninana ny ratsy, arovana ny étrangers na dia manao ratsy aza fa hoe DROITS DE L'HOMME !! ny tompon-tany indray no mihafihafy!!

-kanefa raha olona étranger iray ve no mpangalatra dia ny étrangers rehetra no indray tsy tina sy halikaina?? racisme izany??

Ny nationalistes rehetra eto Europe dia tsy maintsy patriotistes hiringiriny daholo ka tsy mila étrangers mihitsy !!! racisme io izany!!
Ka lasa cercle vicieux ilay izy! mifamaly an-kolaka!!

Fomba fijeriko io fa mety ho diso kanefa ara-lojika!

Eny ary aloha e!!;-)
23. fijo ( 30/04/2006 19:32)
finaritra "vahiny iray ve ireo varatra rehetra mpanararaotra ireo?????"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1475