Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Fiffi ( 17/03/2006 16:19)
Mahaleo : une année 2005 historique
Fa tena mahay kosa aloha ny tarika Mahaleo an! na ny fihirany , na ny zava-tsoa hataon'ny tsirairay ho an'ny Malagasy , tena deraina eh!http://www.madanight.com/viewarticle_663.htm ... suite
répondu par Fiffi le 25/03/2006 17:18
Vaika ( 17/03/2006 14:41)
Capteur lambda !
Izay mba mahay mécanique dia mba hampio aho e ! Sao dia mba misy afaka manoro hevitra amin'ny fanolona capteur lambda fa tena mamay mihintsy aho amin'ny essence : 10 l au 100 ? Dia misaotra dieny ... suite
répondu par Vaika le 19/03/2006 15:57
kala ( 17/03/2006 14:37)
belge manao baskety
Ekipa belge anankiroa nanao baskety. Nandritry ny fotoam-pilalaovana de tsy nisy nahafaty mihitsy. gaga ny mpijery hoe f'ahoana le? hatrary ka hatraty zany reto belge reto de vendrana foana. ... suite
répondu par Veloo le 26/03/2006 01:38
kala ( 17/03/2006 14:29)
kobo leiry
Tao amin'ny birao iray ity belge tratra natory am-perinasa io an! - enao zay an! intelo no tratrako natory tato am-piasana. Saziko ianao! - Tsy hadisoako ange Mesié le Direktera ê! -:?::?::?::?... suite
répondu par Veloo le 21/03/2006 21:24
kala ( 17/03/2006 14:11)
belge tamin'izany andro zany
Nandeha nijery sinéma ity belge iray tamin'izany andro zany. Lasa aloha izy nandeha nividy billet teo amin'ny kesy dia lasa niditra.:) Afaka fotoana fohy, niverina indray ranamana nividy billet ind... suite
répondu par Veloo le 21/03/2006 21:24
kala ( 17/03/2006 14:04)
mbola belge ihany
Nanontany ny mpampianatra iray : - ahoana no ahafantarana fa belge ny olona iray eny @ aéroport Tsy taitra i zenaida namaly : - izy irery no mandraraka fotsimbary fa heveriny hoe vorona ilay fiar... suite
répondu par Veloo le 21/03/2006 21:25
kala ( 17/03/2006 13:47)
ato ndray ny belge ê!
tafaraka tany anaty fiaran-dalamby reto zatovo roalahy... - mbola lava leisy ny lalana f'avia elà hitantarako tantarana belge mampime be - he moramora letia fa zà ange belge ê! (izy io fa tsy zà... suite
répondu par Veloo le 21/03/2006 21:25
Kadoda ( 17/03/2006 13:27)
IST Ampasapito
Sao mba misy any ho any efa nianatra tao @io sekoly io fa anisany ny tenanay. Te hahare vaovao momba azy aho e, oh ny tohin'ny fianarana hivoahana ho Ingénieur. Lasa aty anindran-tany mantsy ny tena ... suite
répondu par naughtyboy le 21/03/2006 13:12
gasypantin ( 17/03/2006 13:23)
PROTOCOLE na ARIFENITRA fanahy iniana ve sa tsy fahaizana ?
Mbà mampanontany tena tokoa fa aiza ve rey olona efa ho 4 taona ny président no teo @ fitondràna dia mbola manondrana foana ny protocole ,fanahy iniana ve sa tsy fahaizana ,ary ny zavatra tena maha... suite
répondu par lemenakely le 17/03/2006 19:11
Fiffi ( 17/03/2006 12:37)
Jean , mainty.
Tadidiko taloha fa tsy nahazo natao mihintsy ny manao akanjo mainty fa natokana @ fisaonana io. Na dia ireny akanjo fanaovana @ fety ireny aza dia vitsy kely no mba ahitana loko mainty. Nefa @ izao fo... suite
répondu par Fiffi le 28/03/2006 14:47
diamondra27 ( 17/03/2006 11:28)
saint-patrick
miarahaba ny PATRICK rehetra e! de ity ho an'i Pat(l):*:*(l)manokana :-*:-*:-*:-*... suite
répondu par kala le 03/04/2006 14:28
ravatorano ( 17/03/2006 09:27)
conférence sur la mort du colonel RATSIMANDRAVA
Conférence : 31e anniversaire de la mort du Colonel Ratsimanandrava « Le passé ne s’oublie pas » 13 février 1975. « Niamboho ho an’ny firenena izy ! » Voici maintenant 2... suite
répondu par jajaf401 le 25/03/2006 18:53
Dridrangilo ( 17/03/2006 09:09)
Tonokiran' i Tsimoka "Samia mamoy"
Sao dia mba misy manana ilay tonon- kiran' i Tsimoka hoe "Samia mamoy" ianareo dia mba alefaso ao @Tono-kira anie azafady na alefaso eto ihany. Misaotra @fanampiana... suite
répondu par rurik le 01/04/2006 08:28
nolalaina ( 17/03/2006 08:58)
O ry reto an!!
Aleo @zay hiala fa tara eto!! hihihihihi Lôzana mi -:-D :-D :-D :-D fotsiny!!... suite
répondu par Veloo le 21/03/2006 21:27
Fiffi ( 17/03/2006 05:16)
Ny fijerin'ny maro
Miditra amin'ny litanian'ny fahantrana indray ny fijerin'ny maro, ary toa zezika nampitsiry ny hambom-pon'ny te hilaza ny fiheverana fa tao anatin'ny efa-taona no nampamoa ny raozin'ny fahantrana teto... suite
répondu par Fiffi le 18/03/2006 07:19
xxx ( 16/03/2006 23:35)
TGV (Trano Gasy Vaovao) toa fisolokiana tokoa!
Asa ianareo izay mbà mahalàla ny momba an'ity TGV na Trano Gasy Vaovao ity izay Atoa DOMENICHINI RAMIARAMANANA no PDG ao. Ekena aloha fa 10.000fmg na 2.000 ar no frais de dossier raha te hampiditra... suite
répondu par soasoafy le 28/03/2006 12:36
cutie ( 16/03/2006 23:05)
eight below
ty misy film tsara ho an'ny zay tia alika. Inspired by a true story koa le izy. http://www.apple.com/trailers/disney/eightbelow/ ... suite
répondu par cutie le 18/04/2006 19:35
Vaika ( 16/03/2006 20:05)
La route des zébus
France Ô : la route des zébus Zomà 17/03 ; 14h10 (france) Ho an'izay afaka na te-hahita fandaharana momba an'i M/Kara. Dia mba hilazao i M. l'Ambassadeur fa raikitra indray ny an-kanoratra fa ... suite
répondu par Veloo le 19/03/2006 04:07
fiaritiana ( 16/03/2006 19:35)
mivanitika!
[b]andao aloha hivanitika kely e[/b]!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:... suite
répondu par Veloo le 21/03/2006 21:27
vegas ( 16/03/2006 19:11)
Blagues Salées sy ny Blagues teny vazaha
Marina fa misy blague tsy mampiomé raha tsy atao amin'ny teny vazaha, kanefa mba tina ho tantaraina. Misy koa ny blague tena mampiomé be ary tena manapatsinay mihintsy, fa saingy salées. Ka ho an... suite
répondu par Veloo le 19/03/2006 03:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8117