Jean , mainty.
1. Fiffi
(
17/03/2006 12:37)
Tadidiko taloha fa tsy nahazo natao mihintsy ny manao akanjo mainty fa natokana @ fisaonana io. Na dia ireny akanjo fanaovana @ fety ireny aza dia vitsy kely no mba ahitana loko mainty. Nefa @ izao fotoana izao dia ny hakabehazan'ny akanjo rehetra dia mainty , ny kiraro moa dia mainty firy % no io?
Ny lahy indray dia tsy misy afatry ny jean ny patalohany , na dia mandeha miasa aza dia jean fa manao kravaty , ny vhv koa dia lasa jean avokoa , fa ny akanjo sy ny zipo toa tavela ? ary ianareo , jean sy loko mainty koa ve ny tena tianareo ? Fa raha ny ahy aloha dia any @ 90% any jean sy loko mainty eh!

novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 14:47
3. sousou
(
17/03/2006 13:29)
Izaho indray kely dia sahirana vao mahita jean tena mety tsara.
Fa ilay jean aloha mampaha à l'aise tsara e, sady rehefa mbola vaovao iny izy mihaja ery! manarak'izany ny jean mateza nefa mitovy amin'ny pataloha tsotra (twill) ihany ny vidiny. Ny loko mainty indray dia sady mihaja no cool...

4. mamzelkely
(
17/03/2006 14:02)
za klou ts de loko mainty ee manana ankanjo mainty ihany za fa ts maints misy couleur vive eo amboniny
par contre ra jean njay za de hananako maro io sady amin'iny za no à l'aise koko na mande miasa aza fa ny ana jean bleu no tena tiko ts manana afats jean bleu za io ko mo zany couleur tenatiko eee bleu sy grenat :°)

5. Fiffi
(
17/03/2006 14:48)
mamz: dia ahoana izany ireny akanjokely sy zipo kely fanao'ny mamz kely ireny ?:-D:-D
6. kally
(
17/03/2006 15:33)
Ny ahy koa aloha ilay mainty tsy miady @ piesiko loatra e! indrindra raha jean mainty izany tsy adiko mihitsy.Dia ny jean brut foana no tiako, isaky ny mividy aho dia ilay tsy nisasa ireny foana no vidiako, ilay manga be ireny fa rehefa ela ny ela moa mihamatsatso ihany.
Fa raha vao mafana kosa anefa ny andro dia tahaky ny tsy nisy ireny fa mimpirina, akanjo kely sy zipo kely ihany no ady eo.

7. Samoana
(
17/03/2006 15:44)
( Resa-behivavy ve ity sô mahazo mitsofoka ihany zahay ?8O hihi)
Za koa toa an'i kally, le mbola manga beuuh no tiako de ihomehezan'ny kilonga hoe efa soara hono:lol:. Na izany aza tsy avelako hividy ireny rovi-body sy lohalika ireny rizalà fa vola ariana fotsiny amiko !!( mitenena izay tsy miombon-kevitra :D)

8. fasaly
(
17/03/2006 16:45)
tena tao am gout ko mahintsy ity dinika n'i fiffi ity!
tena ny ahy lasa adala am kolera mainty zà efa hatramzay mahintsy, mety amiko kou klou le izy de zay angamba e! ary ny mahagaga de rehefa miditra magazay de na efa ray taonina aza ny ankanjo mainty ao antrano de rehefa isaky ny mitsofoka magazay de miampanampana any am mainty foana, mba mandresy lahatra ihany ny saina njainjay hoe atao inona fonafona fa eeeee! sauf am été zà mba maka kolera maro isakarazany satria mitàna hafanàna beuh lay mainty de efa mafàna mbola mavesatry ny mainty ihany, fa ny jean kalou de sam tiko aby na mainty na manga na delavé, na manakory e! pratik sady kool no miady am rehetsa e! somary asiana palitaho kely iny izy an! meva sy mihaja ery miaraka am talon haut! hummmmmm!

10. rapala
(
17/03/2006 18:14)
ny ahy indray re olona dia rehefa tsy miasa ihany vao manao jean fa tsy mahazo manao an'izany tsinona miasa. Mainty toa hitako tsy manendrika ahy fa izaho adalana mavokely sy manga tanora fa tsy miaraka akory ireo kolera ireo an! fa ny kiraro indray dia mainty daholo:lol:
11. Fiffi
(
17/03/2006 19:12)
fasaly: :-D:-D fa diso akia zah an! fa tsy ny jean no mainty fa ny akanjo , izany hoe tokony ho izy dia ny titra dia hoe: jean sy ny akanjo mainty:-D:-D LouAnne ko mba mi-exagera kely eh! :-D:-D:-D :-*:-*:-*zany malalako zany kambony an!
12. Herimiafina
(
17/03/2006 19:40)
Fiffi:
Tadidiko taloha fa tsy nahazo natao mihintsy ny manao akanjo mainty fa natokana @ fisaonana io. Na dia ireny akanjo fanaovana @ fety ireny aza dia vitsy kely no mba ahitana loko mainty. Nefa @ izao fotoana izao dia ny hakabehazan'ny akanjo rehetra dia mainty , ny kiraro moa dia mainty firy % no io?
Ny lahy indray dia tsy misy afatry ny jean ny patalohany , na dia mandeha miasa aza dia jean fa manao kravaty , ny vhv koa dia lasa jean avokoa , fa ny akanjo sy ny zipo toa tavela ? ary ianareo , jean sy loko mainty koa ve ny tena tianareo ? Fa raha ny ahy aloha dia any @ 90% any jean sy loko mainty eh!
Mangatsiaka akia ny andro ry Fiffi dia ny akanjo mainty sy izay miloko mainty rehetra no mba mitazona hafanana e!
Manarak'izay moa de he izy izany hoe Jean, ambonin'ny kalesaona izy tena mafana tsara mihintsy, hehehehehe:-D:-D
13. Fiffi
(
17/03/2006 19:55)
Herimiafina: ny ahy indray aloha dia pataloha ireny velour ireny no tena mba tiako fa mafana be koa anie ireny an! fa eny tokoa fa ny akanjo mainty mitana hafanana tsara mihintsy ka!hehehehe :-D:-D
14. Herimiafina
(
17/03/2006 19:58)
Moa koa tena revy GOTHIC daholo no mandeha amin'izao na revy Hardos metal de tsy maintsy atao mainty ny akanjo sady ravahana vy fotsy e! hehehehe=))=))
16. Herimiafina
(
17/03/2006 20:52)
Vy fotsy akia an! le vy be dia be amin'ny ceinture, amin'ny akanjo ireny e! asiana kely gilet en emaille de fer ireny e! hehehehe=))=))