Jean , mainty.

21. watafon ( 18/03/2006 12:58)
le mainty indray alou aty @ tany mafana tsy mety loatra e! ny pataloha mihaja ndray kosa anefa nenà d mainty daholo !!
22. fasaly ( 18/03/2006 14:58)
8)8)
23. Fiffi ( 18/03/2006 15:26)
ka miaja anie ny mainty eh! wata de tsy manao jean sy kravaty ve ?
24. watafon ( 18/03/2006 19:00)
refa any tanà d zany fa raha mba hitanareo ny pôzin'ny mpiasa mande miasa aty aminay zany fa short sy kapa e! hehehe !
25. Fiffi ( 18/03/2006 19:40)
wata: zany ve ? tsy mba strict zany ny patron ?
26. Angolaina ( 23/03/2006 12:00)
ahoana ko zany short sy kapa no entina miasa zany ?????8O
27. Fiffi ( 23/03/2006 16:56)
zah ary mba gaga mihintsy an! ny an'i wata kosa mi-exagera kely eh!
28. chipie1 ( 23/03/2006 17:04)
possible zany raha any aminy côte e! kounga misy mivakilatety anizany ny olona ! mafana de izay maha alezy no hataony !
29. Fiffi ( 23/03/2006 17:07)
fa mba kapa kosa ve akia ?
30. chipie1 ( 23/03/2006 17:09)
iény akia ry Fiffi an !
31. Fiffi ( 23/03/2006 17:11)
cutie ohatran'ny hoe andeha plage zany akia an! :-D:-D
32. vale ( 24/03/2006 12:44)
:-D:-D:-D, @ le hafanana akia no hanaovandry zareo kapa ngamba à! mety kapa feno ange izany fa tsy le mitaritarika e:?: :roll:
33. Fiffi ( 24/03/2006 12:50)
andraso ary hoe ho jereko kely ny kapa hanaovako andehanana hiasa raha mety :-D:-D:-D
34. ari.malala ( 28/03/2006 05:02)
Ny ato aminay ko zao ts d strict resaka akanjo d za refa mande miasa d manao kapa kely. D le resaka loko, za ko tia loko mainty fa ts maints misy loko hafa ihany miaraka aminy
35. Fiffi ( 28/03/2006 06:39)
ka hiasa ve akia dia tsy ho strict kosa ?
36. mamzelkely ( 28/03/2006 11:04)
ny ato aminay ky fiffi ts sarotiny zany mits aa sauf refa mihaona am client ihany satria mo zany enao mbô mila mampiseho class ihany njainjay :°)

za zao refa mande miasa de jean tennis debardeur la plupart du tps de refa misy inspiration de manao jupe (fa tena rare be io aa!!!:-D):-D:-D:-D
37. Fiffi ( 28/03/2006 11:34)
ny ahy indray moa dia tena strict be mihintsy an! ka manahirana be mihintsy , dia aleo tonga dia tailleur no hanaovana dia tsy mivaky loha :-D:-D:-D
38. ari.malala ( 28/03/2006 12:32)
Tena serieux io fa ts manin zany ny ato aminay Fiffi a! na isanandro aza hanao jean na hanao kapa kely ts manin mints!
39. Fiffi ( 28/03/2006 14:47)
sambatra akia ianareo ry mamz sy ari an! mba tsy sarotiny @ tenue vesti ny patron fa raha ny aty amiko aloha dia tena ntsssss :evil::-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2315